misokatra ny site vaovao " iemessagerie.com"
1. rojoniaina
(
11/11/2005 23:05)
Manao ahoana daholo Tompoko
Amin'ny hafaliana lehibe no hilazako aminareo rehetra fa misokatra etoana ny site vaovao " iemessagerie.com" .Io ilay site fandefasana entana.
Ekena fa misy ny zavatra tsy mbola lavorary ao. Hahitsy miandakana tsikelikely izany. ao daholo info rehetra.
Manasa antsika ary hitsidika e!

novalian'i rojoniaina ny 17/11/2005 01:14
5. rojoniaina
(
12/11/2005 16:35)
Manao ahoana daholo e,
Misokatra tsara io ka. Fa ahoana ny anao no tsy mety ? nefa vao teo aho no nijery azy?
Raha tsy mety dia antsoy aho raha misy fanontaniana e?
06 25 51 45 11 na ny 01 43 81 31 26
Misaotra daholo e

6. rurik
(
13/11/2005 09:24)
misokatra aky ry Fanja 1 an eo ambony izy milaza fa tsy hita io page io fa le eo ambany klikena dia misokatra:lol:
7. rojoniaina
(
14/11/2005 16:21)
Ho an'i FANJA1
Mba azo atao ve ny mahazo ny numeronao ? niandry ihany aho mantsy androany , nefa toa tsy niantso mihitsy ianao.

8. cheboman
(
15/11/2005 07:25)
ho an'i rojoniaina
fa maninona r'ise no
- Tsy maintsy mampilaza 2 andro mialoha ianao farafahatarany hahafahana manomana ny fihaonana rehetra
angaha tsy efa birao misokatra ilay izy sa mbola vao eo ampanokafana
- Aza hatao ny mandefa entana be valeur. Raha misy aza izany dia aleo ferana 1 ihany isakin ‘ny olona mandefa entana.
- Tsy azo atao ny mandefa zavatra vaovao be dia be. Aleo alefa tsikelikely ireo raha misy.
mety fisian'ny fahaverezan'ny entana ve sa resaka douane no mahatonga anareo hilaza ireo ?

9. rojoniaina
(
15/11/2005 15:38)
[quote=cheboman]

Manao ahoana tompoko,
Efa birao misokatra mihitsy io , kanefa na izany aza dia tsara hatrany ny miomana mialoha rehefa hanao zavatra . Mba hisorohana ny firotorotoana. Ho anareo any amin'ny faritany io. Satria tsy maintsy halamina mialoha ny fandehanana any maka ny entana.
Raha eto IDF indray io dia tsy valable loatra io fa maka ny entana avy hatrany izahay.
Ianareo rehetra dia tsy ferana amin'izay zavatra rehetra tianareo alefa. Ny tiana ho marihina fotsiny dia hoe raha be valeur ilay entanao dia tsara raha alefa tsikelikely io raha misy .
raha zavatra be valeur 1 anie na 2 au maximum dia mba azo ifanamboarana amin'ny douane ihany e!! raha mihoatra ireo no sarotiny ry zareo satria klaseny avy hatrany hoe amidy hono ireo.
Ny entana rehetra dia tonga tsy misy pentina avokoa na inona na inona alefanao.
Naka ireo fepetra ireo fotsiny aho satria tsy mamela mahazo ny douane Malagasy.
Tsy sanatria mampatahoatra na koa hoe mandrara anao tsy handefa zavatra be valeur sy vaovao be aho fa milaza aminao fotsiny ny fandehan'ireo entana ireo.
Satria tsy tsara ny mifamitaka sy mandaingalainga.
Raha misy fanontaniana hafa , CHEBOMAN dia 0625514511 na ny 0143813126 ny telephoneko.
NY portable no tena hahazoana ahy.
Misaotra tompoko

11. rabejo
(
16/11/2005 16:14)
Manahoana e!
Misaotra mialoha aloha @ zay mety ho fiaraha-miasa e ! Fa mba te-hanontany aho hoe ny paositra ihany ve izany no mizara ny colis rehefa tonga any Dago sa misy service manokana iandraiketanareo ? Ohatra hoe "distribution express".
Miala tsiny mialoha aloha fa mbola tsy nitsidika ilay site aho ka raha ratsy fipetraka ilay fanontaniana dia aleo hiverina amiko ihany.
Misaotra betsaka.

12. rojoniaina
(
17/11/2005 01:14)
Manao ahoana Tompoko,
Izahy tsy manana fifandraisana amin'ny paositra fa izahay ihany no milivre ny entanao any Madagasikara.
Special mihitsy aza io satria vao azo avy eny amin'ny aeroport ny colis dia zaraina ny androtriny ihany.
Izahay tsy miandry ela be izany.
NY delai anay tompoko dia 4 jours au grand maximum dia tonga any amin'ny tompony ny entana.