yoga sy ny hypnotisme

1. jon ( 11/11/2005 13:15)
fa haona tsara ny momba azy io !
mba managataka fanazavana ho an'izay mahafantatra!
novalian'i balite06 ny 28/11/2005 12:26
2. lapino ( 11/11/2005 19:44)
Raha ny zavatra efa henoko momba an'ireo hoe ireo roa ireo dia mety ho efa azo kilasiana anatin'ny métaphysiques daholo. Misy idirana phénomènes be dia be izay tsy maîtrisé-n'ny olombelona. Toa mahakasika ny vatana - saina - fanahy anefa ilay izy, izany hoe ny maha-olona rehetra. Mila tandremana izany!

Ilay "yoga du rire" no efa nahitako reportage tamin'ny tele indray mandeha izay. Fa hoe manasitrana hono ny lol!

Manana fanontaniana betsaka momba an'ireo koa aho raha misy mahay.
3. cutie ( 12/11/2005 07:08)
toa mifanohitra be reo yoga sy hypnotisme reo
jereo ao @ internet fa misy fanazava bdb ao .
4. sheran555 ( 13/11/2005 14:55)
Faly miarahaba anareo rehetra eto amin'ity forum ity, ny tenako dia initié efa folo taona mahery @ Raja Yoga (yoga, ahitana ireo sampana rehetra misy. Ny iombonanan'ny yoga rehetra aloha dia izy mila mpitari-dalàna fa tsy azo atao irery. Izy no mitarika sy manoro anao ny lalàna hijorana, hampivelatra an'ilay atao hoe "l'homme et tout l'homme", fampivoarana ny ara-batana (fiainana) sy ara-panahy (Fahendrena, fahaiza-mionona @ antoniny sy ny an'ny tena). Ny Yoga dia fomba iray hamoazana ny hery misy ao anatin'ny olona tsirairay. Ka izay no tena mahasamihafa ny hypnotisme. Ny hypnotisme dia mampiasa ny herin'ny vatana (maso sy volonté)fa tsy misy hidiran'ny ara-panahy.
5. lapino ( 13/11/2005 15:39)
Miarahaba an'i sheran555

Hono ho'ah, fa hery ohatra ny ahoana daholo ny hery misy ao anatin'ny olona tsirairay izany? Dia matory izany ireo hery ireo? Dia atao ahoana tsara ilay fomba famohazana an'azy?

Mety mitombo sy mety mihena ve ireo hery ireo? Amin'ny fomba ahoana? Misy fiantraikany amin'ny fiainana andavanandro ve ireo raha matory na mifoha? Azonao omena ohatra ve amin'izay?

Raha vao maheno za hoe yoga, dia tonga dia "meditation" no eritreretiko voalohany? Rehefa manao meditation ve de mifoha daholo na hery na herimiafina? :)

Inona daholo ireo sampana misy amin'ny yoga izany? Dia inona no mahasamihafa an'ireo sampana ireo?

Dia maninona no tsy maintsy mila mpitari-dalana ny yoga? Dangereux angaha le izy?

Mbola tsy lany ny fanontaniako momba ny yoga fotsiny, fa aoka aloha izay fa mandreraka!
6. balite06 ( 28/11/2005 12:26)
avy amin'ny teny sanskri yuj ny hoe yoga ary ny dikany dia union na unir ary io no fomba fampiasan'ny mpivavaka hundou nentiny miray amin'ny andriamaniny rehefa iray na ny mpivavaka na ny hivavahana dia possible daholo ny tiana atao rehetra,misy fomba maro atao vao mahatanteraka izany ianao ary fehezina daholo na zavatra tsotra toa ho respiration/expiration na ny hoe mediter ary ny tanjona voalohany dia ahazo ny etat d'esprit hoe extase c.a.d.ravissement de l'ame ary dia efa manomboka afaka mifehi ny fanahinao ianao dia ataovy izay tianao atao;ny divinité hifandraisana dia betsaka ary samy manana ny fahaizany ka rehefa mifanaraka ny roa tonta dia mety ny atao.
misy karazany dimy ny yoga: karma yoga izay fifezantena rano iray izay noheverin'ny hundou fa arakaraky ny tsara na ratsy atao no etat isehoanao rehefa reincarné indray ianao, bahkty yoga dia resaka erotisme no azahoana ilay extase , jnana yoga dia hoe avy amin'ny asa saina intellectuel be no ahitana io liberation d'ame io , raja yoga moa mampiasa ny technique de respiration - vider l'esprit et mediter avec posture , hatha yoga dia tena gymnastique be hamolahambatana , ireo rehetra ireo no trandrahana dia mety ny atao.Raha tianao dia manorata amin'ny kotoali2000@yahoo.fr dia omeko anao ny tena fanaovana pratique sy ny details rehetra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.386