fomba amonoana ny fitiavana

61. fijo ( 18/11/2005 22:37)
adino hoazy eny izy ka,fa rehefa mifankahita vao hivereno indray
62. body ( 21/11/2005 19:30)
izao fotsiny vivi a. Il y a toujours un(e) perdant(e) sur terre fa izao fotsiny aloa, dory daholo aloa ny souvenir (objet na matériel) anananao @ dia aza mifréquenter an'ny toerana fandehananareo ary manaova plus de sport et d'activité.Aza mihaino hira slow mintsy aloa mandra_panadinoina azy ary aza mihaino hira mety ahatsiarovanao azy ary miaraha @ namana manodidinanao foana rehefa tsy misy atao dia ho adinonao tsikelikely ny fisiany. Tsy mora daholo izany fa efa digana lehibe. Fa ça ne sert à rien d'espéré fa izy ara efa tsy mandefa vaovao mintsy izany sady raha tena tianao izy, il aurait déjà pu se débrouiller pour te joindre donc tu vois ce que je veux dire! c pas facil mais essaye. Bon courage et ne t'efforce pas trop non plus, vas-y doucement.
63. fameusecousine ( 21/11/2005 22:01)
tena mahay mahintsy anie ry body zany ehh..tokony hanao consultation any aminao za =D=D ary milay kosa lay poemen i zelahy tys arakaraka lay anarana=))=))=))=))=))
64. Herimiafina ( 21/11/2005 22:24)
Ary fameusecousine zany hoa tato hoa to zay mitsikanikany foana e. hehehehe:-D:-D:-D:-D
65. fameusecousine ( 22/11/2005 04:49)
ie faly2 za io fa manana kofy milay ka ....=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
66. Herimiafina ( 22/11/2005 04:56)
De memezanao be otsan'izao foana ve le kofy milay klé? Ngo de perta be ileiry? hehe:-D:-D
67. fameusecousine ( 22/11/2005 06:18)
perte ahona ennn...tsy hoe negatif anie lay izy fa positif ehh...vao maika za lokin ny hehy =))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))aza mba mifanena amina ihany fa tena tsy tavela=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
68. body ( 22/11/2005 15:11)
misaotra an'ny compliment an'i fameusecousine fa ny ahy aloa iny mba situation efa niainako ary mbola hiainako ihany hatramin'izao satria koa za aty france dia ilay akamako any dago de plus izy tsy hita mintsy izay tena hevina donc j'essaye de m'occuper moi et ça marche petit à petit.
69. anjeliko ( 29/12/2005 09:09)
vivi:

nisy olona niaraka t@ ko tao anatiny fotoana fohy, zany we 1volana teo ho eo ny fitambarany fa efa 5 volana ny nahafantarako azy, ny @nay aloa d efa nazava ny hevitra fa tsy asiana resaka avenir fa miaraka fotsiny , satria za efa manana olona tiana moa izy mbola tsy vonona hiroso @ fanambadiana sy ny ankizy!manaraka anizay koa misy ny elanelantany !, ny fantako aloha d za tia azy mafy fa izy aloa mety eo eo ihany!rehefa nody aloha za d efa tsy nisy intsony ny contacte (tel, mail...) fa izy aloa niteny t@ko hatsohy za , nefa raha @ilay izy tsy miantso anahako d efa mporofo we tsy tia ahy izy, nefa eo ny olany misy amiko ahoana no tokony ataoko anadinoina azy satria za efa tafiditra , mahakamo anahako koa d miaina b anilay souvenir niainanay za , izy kosa aloha t@ za tany d tena nahafinaritra ny fiarahana aloa e,toy ny fandehanana mandihy izany, na ni fiarahana misakafo......;mba omeo torohevitra avy aty aminareo azafady! mba misy ihany v fitiavana @?, inona no tokony atao mba hiarahanay?, ary inona koa ni atao mba hanadinoako azy ! misaotra betsaka


ra za manokana aloha,ra vao tsy fantatro zay tena heviny d manapakevitra a!zany hoe na bola miandry azy a na vonoiko tsotra zao ny fitiavako azy,satria matoa aho mila mahafantra zay "sentiment"-ny @ko,d tia azy aho!refa tsy miteny izy d raisiko ho toy ny hoe tsy ti e!nefa ko ny tsy fitenenana hoe tia na tsy d midika fona hoe tsy tia!

ny fanadinona fitiavana ndray d tsy vita ao anatin'ny herinandro na volana maro² aza;indrindra² refa nahafinaritra toy zany ny fiarahana!tsy mora ny mamafa zany fiarahana zany! fa mande miadana eny sady refa tady hieritreritra azy d aleo manao zavatra ba ho "occupé" ny saina !

il faut deja accepté la situation koi: le fait kil soit silencieux et k tu c + koi penser,koi faire!refa mahatsapa tsara izay enao d efa "grand pas" mankany @ fandinona.

efa sendra io zava miseho @nao io aho mantsy.vitako ihany ny nanadino azy na mafy aza lé izy .tsy d tsara lé miaraka @ olonkafa ba hanadinona olona 1!vao maika ary enao mieritreritra azy ndray!


70. saho ( 30/12/2005 15:55)
Tena mitovy ny casnao aho ry vivi...
Izao fotsiny hatao...efa fantatra am-boalohany hoe tsy hisy tohiny ilay zavatra dia iny voalohany iny ihany tazomina izany hoe na tena tia azy aza ianao dia efa fantatrao hatrany am-boalohany fa tsy hisy tohiny ilay zavatra nataonareo...

Vehivavy sy lehilahy lehibe ianareo fa tsy hoe zazakely akory fa dia resaka aventure izany fa tsy hoe fitiavana mandrakizay akory...Raha tianao izy dia tiavo mangingina any anatinao any fa adinonao izany rehefa afaka fotoana lava2 na koa hoe mitomania be dia avy eo mitady hafa kisendrasendra dia anao ihany no safidy...

Ny mahasamihafa antsika fotsiny dia izaho manambady ary ny vadiko dia sady akamako rehefa sendra fahoriana ohatran'izany aho...fitiavana mandalo hoy ny sasany ny aventure vita fa ianao tsy mbola manambady no tena manahirana be ny manadino izany fitiavana nisy ambiance izany...

Ataovy sahala @ corres eny izy...tsy mifanadino ianareo ary rehefa misy fotoana hihaonana dia miaraka fotsiny izao fa tsy misy gacher gacher sa ianao mbola sipa kely?

Manova loko fa izay ihany no fanafodiny...raha mbola tsy manambady ianao

Mazotoa koa mivavaka fa hanampy anao @ zavatra rehetra tsy fantatry ny olombelona i Jesosy Kristy
71. Sorate ( 16/02/2006 09:53)
Sarotra ny mamono ny fitiavana .Na dia ny ony maro aza hono tsy mahavono ny afon'ny fitiavana hoy ny la bible.Raha ny fahitako azy anefa dia izany no tsara raha ity situation nao ity no jerena satria iray volana aza nahatonga izao olana izao maika fa mbola hotohizana .Sady eo koa ny teny hoe tantely amam-bahona : tsy maintsy andalovana ka dia mahereza fotsiny mizaka azy fa miala ho azy eo foana io .Fa zao koa e: Ny tsy fahombiazana no renin'ny fahombiazana satria isak'izay tsy mahomby ny tena vao miezaka mba hahomby , donc aorian'izao hianao de tena hanarina ny toe - javatra.
72. randrianiainanandrianina ( 17/12/2017 15:24)

Herimiafina:

Adinonao hoazy eny ihany izy refa tsy hitanao tsony. Fa zao mi s'okuper fotsiny enao, mirevy, manao la vie kely de bye bye souvenira, souvenira taloha contre souvenira vaovao zany e.
73. randrianiainanandrianina ( 17/12/2017 15:33)

fijo:

adino hoazy eny izy ka,fa rehefa mifankahita vao hivereno indray
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.344