fomba amonoana ny fitiavana
1. vivi
(
12/11/2005 18:32)
nisy olona niaraka t@ ko tao anatiny fotoana fohy, zany we 1volana teo ho eo ny fitambarany fa efa 5 volana ny nahafantarako azy, ny @nay aloa d efa nazava ny hevitra fa tsy asiana resaka avenir fa miaraka fotsiny , satria za efa manana olona tiana moa izy mbola tsy vonona hiroso @ fanambadiana sy ny ankizy!manaraka anizay koa misy ny elanelantany !, ny fantako aloha d za tia azy mafy fa izy aloa mety eo eo ihany!rehefa nody aloha za d efa tsy nisy intsony ny contacte (tel, mail...) fa izy aloa niteny t@ko hatsohy za , nefa raha @ilay izy tsy miantso anahako d efa mporofo we tsy tia ahy izy, nefa eo ny olany misy amiko ahoana no tokony ataoko anadinoina azy satria za efa tafiditra , mahakamo anahako koa d miaina b anilay souvenir niainanay za , izy kosa aloha t@ za tany d tena nahafinaritra ny fiarahana aloa e,toy ny fandehanana mandihy izany, na ni fiarahana misakafo......;mba omeo torohevitra avy aty aminareo azafady! mba misy ihany v fitiavana @?, inona no tokony atao mba hiarahanay?, ary inona koa ni atao mba hanadinoako azy ! misaotra betsaka
novalian'i randrianiainanandrianina ny 17/12/2017 15:33
2. ravakamalala
(
12/11/2005 18:56)
ny zavatra tantarainao tsy ampy hilazana hoe tia anao e izy sa tsia. mety tsy miantso izy mantsy satria tsy te hanenlingelina anao (enao efa manana olon tiana) fa tsy hoe tsy tia anao akory.
fa raha ohatra ka te hanadino an azy marina ianao dia ilay olona efa notiavinao taloha iny ihany karakaraina e!
fa raha ohatra ka te hanadino an azy marina ianao dia ilay olona efa notiavinao taloha iny ihany karakaraina e!
3. Herimiafina
(
12/11/2005 22:47)
Adinonao hoazy eny ihany izy refa tsy hitanao tsony. Fa zao mi s'okuper fotsiny enao, mirevy, manao la vie kely de bye bye souvenira, souvenira taloha contre souvenira vaovao zany e.
4. xxx
(
13/11/2005 03:37)
zany no araka ilay hira oe souvenir! souvenir ! lol ;-);-);-) adalanao ny anao ee! ianao efa fantatra fa manana olontiana ka inona no mbola niarahanao t@, voalohany hiaraka t@ ianao tsy nanontany hevitra teto ko refa tratry ny olana vao oe vonjeo aho eee!!!
5. fairylady
(
13/11/2005 05:42)
masiaka lotra kosa xxx zany fa izy anie efa ttay aoriana vao lasa tia lay olona ehhh...ary matetika tsy mi prevoir hoe lasa amoureuse olona ianao na de efa au courant ny situation ilay lehilahy ..ny azoko atoro an i vivi de iaino tsra aloha ny periode de deuil nao fa efa anaty periode de deuil ianao ary aza misalasala mitomany ...nefa kosa jereo fa mbola misy tsiki2 sy fitia vao2 ..ary aza mijanona irery zany hoe mandehana mijery ny namana fa t@iano niaraka taminy mety adinodino ny namana de fais toi belle ,,fais toi plaisir (gâte toi)...raha ny fahitako azy de maximum afaka 3 mois ianao de efa tsy tsaroanao izy ..raha mety de aza mamaly ny mail ny fa mety poro pitiavana anao koa anie zao andaozany anao zao ehhh fa mety tsy zakanao ny olana ohatra hoe misaraka izy (ses enfants ..sa feme ..l aspect financier)..recentrer ton energie sur ton avenir ..zay tianao taloha ka adinonao t@ niarak taminy ..mahereza fa tsy irery ianao fa betsaka no miaina ny niainanao
6. ralthe
(
13/11/2005 05:54)
Ny fiainana dia milay foana ê, ny lehilahy matetika de mampirafy foana ka tokony ho vona mialoha ny sainareo vehivavy.Ny fitiavana tsy maty zany rehefa miredareda, fitiavana mbola tsisy souvenira matoa maty ho azy. Ohatra oe efa nisy firaisana ara nofo etcc. Ny mety de mitady olontiana hafa raha mbola tsy marié fa sipasipa fotsiny, raha marié dia kolokoloy @ fandeferana ny fitiavana fa aiza no tsy ho hendry eo iny ê. Tena vrai conseil io an, teneno moramora izy, aza tezerana akory, fa zahay lehilahy ne tena tia anareo vehivavy fa rehefa nareo no hitanay sorena voalohany de tsy tinay ê. sa aôna??Ny vodisobika ary hono manatandrify, ataovy betska ny namana fa tsy mintsy ray @ reo ho tena tia anao. OK
7. fairylady
(
13/11/2005 06:20)
ataovy bon souvenir ny fiarahanareo fa arakarakany amonoanao lay fitiavanao azy no mampitrotra anao fa laisse le temps et sois patiente ..pleure si tu veux ,,d ici 6 mois tu vas rire de toi même ,,juré
9. hesham
(
13/11/2005 07:15)
otsan`ny fikan`i fairylady mintsy ny fikako niala taminao ry herimiafina .:-D:-D:-D:-D:-D
10. hesham
(
13/11/2005 07:23)
xxx:
zany no araka ilay hira oe souvenir! souvenir ! lol ;-);-);-) adalanao ny anao ee! ianao efa fantatra fa manana olontiana ka inona no mbola niarahanao t@, voalohany hiaraka t@ ianao tsy nanontany hevitra teto ko refa tratry ny olana vao oe vonjeo aho eee!!!
BEURKKK be koa le fisainanao , anga mila maka hevitra aminao refa hiaraka amin`olona tsssss . Raha hiera eto @ namana daoly ve ny kil raha hiaraka amin`olona aharaka an`izany ve i hery .
Mahakivy be raha otran`ny fisainanao daoly ny namana rehetra eto .
11. hesham
(
13/11/2005 07:25)
vivi an , maty fona io refa kelikely . Ny 5 ans na mihoatra ary hay adinoina kou ny 1 mois ve tsy ho adino vetivety .
12. fasaly
(
13/11/2005 09:09)
vivi:
nisy olona niaraka t@ ko tao anatiny fotoana fohy, zany we 1volana teo ho eo ny fitambarany fa efa 5 volana ny nahafantarako azy, ny @nay aloa d efa nazava ny hevitra fa tsy asiana resaka avenir fa miaraka fotsiny , satria za efa manana olona tiana moa izy mbola tsy vonona hiroso @ fanambadiana sy ny ankizy!manaraka anizay koa misy ny elanelantany !, ny fantako aloha d za tia azy mafy fa izy aloa mety eo eo ihany!rehefa nody aloha za d efa tsy nisy intsony ny contacte (tel, mail...) fa izy aloa niteny t@ko hatsohy za , nefa raha @ilay izy tsy miantso anahako d efa mporofo we tsy tia ahy izy, nefa eo ny olany misy amiko ahoana no tokony ataoko anadinoina azy satria za efa tafiditra , mahakamo anahako koa d miaina b anilay souvenir niainanay za , izy kosa aloha t@ za tany d tena nahafinaritra ny fiarahana aloa e,toy ny fandehanana mandihy izany, na ni fiarahana misakafo......;mba omeo torohevitra avy aty aminareo azafady! mba misy ihany v fitiavana @?, inona no tokony atao mba hiarahanay?, ary inona koa ni atao mba hanadinoako azy ! misaotra betsaka
rehefa tena tia olona izay aloha de sarotra ny handino azy e! fa ho faty ho azy eny marina izy rehefa tsy voatondratondraka kou!
raha tsy manome mail sy fone ho anao tsony ve izy tsy hadinonanao eo ihany na nisy aza ny souvenir be.
izy kou nge tsy hainao zay senstimaka mahazo azy any e! fantany fa tsy ho azy enao de naleony ni réagir otsan'izany, samy manana ny fombany sy ny toerany ny olona tsy 1-1 avy ka de aza malahelo fa lay olontiana eo ampelatananao no ataovy zay hitaivanao azy koukou! sa tsy mety zany??????:?:
13. zefalah
(
13/11/2005 14:54)
rahara be nge ty fitiavana ty e...raha jerena aloa dia hoan'oul tsy manakatao le izy..satria..raha toanay sahirana sy mivezivezy tony dia tsy misy fotoana andinihina an'zany...marina fa hoe:lhl ny tena,nefa sahirana e..de adino ho azy eny lay maha lhl ny tena...
vivi>> asa na hotianao ty poeme ty na aona?
atolotro ho anao e..de aza malahelo tsony a~~~ romio sy juliette aza tafasaraka ko ianareo no tsy hisaraka?..nefa indro kely ozy ny mpandrafitra..mieza iany enao miarakaaminy...satria mety tsy aita lhl toha iny tsony ianao...za alo tsy mankasitraka an'le fisarahana..antsoy izy....tiavo
ataovy ze mety e
Tes lèvres sont sucrés
Mon coeur s'est enflammé
Depuis que tu es partie
Plus rien ne me donne envie. "
Je t'avais dit :
" Toi et moi pour la vie !!! "
Mais toi tu m'as trahi..
Maintenant je préfère te dire :
" Toi et moi s'est fini!!! "
Et nous resterons que des ennemis..
:oops: indrisy mantsy

15. fasaly
(
13/11/2005 16:25)
zefa:
sao de mba taraiky mivezivezy sy sahirana eo ka tsy hahita izany hoe tsiron'ny fitiavam-behivavy eo tsony e! sa mianatsa be foana de mianatsa hatrany hatrany lol!
sao de mba taraiky mivezivezy sy sahirana eo ka tsy hahita izany hoe tsiron'ny fitiavam-behivavy eo tsony e! sa mianatsa be foana de mianatsa hatrany hatrany lol!
16. Herimiafina
(
13/11/2005 16:35)
Fomba hamonoana fitiavana, fandrihana izy de tifirina amin'ny basy, de zay, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
17. lapino
(
13/11/2005 16:57)
Herimiafina:
Fomba hamonoana fitiavana, fandrihana izy de tifirina amin'ny basy, de zay, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
Fitiavana manidina izany? :-D
20. britney
(
13/11/2005 17:52)
dangereux be le hery raha izany! mety hitifitra sy hamono vehivavy raha te hamono lay fitiavana.