fomba amonoana ny fitiavana
41. ari.malala
(
14/11/2005 13:17)
estine:
"au fil des temps tout les souvenirs sont bons n'est ce pas les amies"
mamonoa tena fa ny fitiavava rehefa nofohazina t@ le vôloany de tsy mety matory intsony raha tsy maty mitsy enao.
'zao no vokadratsin'ny fampirafesana ry reto a
hono wa ry vivi nanadino le niaraka t@minao ve enao refa nahita io hafa io? raha eny de njy ihany de mahita ny valiny
"UN AMOUR EU UNE MALADIE EU" "
andray ko zany le mba torohevitra e... fa nahoana no hamono tena ry estine? torohevitra anie kosa no nangatahiny fa ts latsa e... zy le mahavoa, d mihevitra v enao fa ts hisy olana hilànao vahaolana @ namna amints na eto na @ namana reel? moramora ihany lahy...
vivi, fantaro tsara alo zay tena ilainao, raha ny hanadinoazy no tadiavinao d tsotra, ilay eo an-tanana izay efa serieux tsara kolokoloina fa mora b ny manadino fitiavana 1 mois zany.zay fa mahereza.
42. Ragadona
(
14/11/2005 15:00)
tsy lahy ange i estine e, izy no mahery fiteny ve d zay lela avy no asainao mana"moramora" ry ari.malala
46. vivi
(
15/11/2005 11:59)
misaotra betsaka @ fanampiana natanareo namana rehetra indrindra moa ny poesie nataon'i zefalah,ny ataoko aloa d zay voalazanareo we vitaina ny @ fa hisoire efa taloha ,zany!
soa ihany nisy ny serasera!
misaotra betsaka anareo e!!
soa ihany nisy ny serasera!
misaotra betsaka anareo e!!
47. Ragadona
(
15/11/2005 13:38)
Sao d mbola tsy tokony ho vitaina kosa ry vivi a? Ra za enao d tsy vitaiko mihitsy
48. vivi
(
15/11/2005 18:17)
o, ragadona , na d tia aza fa mba mahalala tsy tiana ihany ny tena, fa sao araraotin'ny hafa , ilay olona any miaina b ohatra ,ny tena ato mampijali tena fotsiny, aleo ihany mijery ny realité!, indray andro any mety mbola ahita milay noho izy koa anie! hihhih
50. vivi
(
15/11/2005 20:09)
tiako ny famalinao ragadona fa tsy mahay magie ny tena d aleo hipetrapetraka e!fa ndray andro any izy mety sendra ny tiany d mety hiova @ heviny
51. Ragadona
(
15/11/2005 20:19)
Tsara be ko le fanapahan kevitrao saingy indrisy fa vonoinao ny fitiavana.
52. Veloo
(
16/11/2005 20:13)
sarotra ny mamono fitiavana surtout ka ena tia be... ny ahy dia mitady bandy hafa ndray za ka hhihihihihih pour oublier.... misy an'izany mbola manonofy azy fona ary kle hihihihih
53. Herimiafina
(
16/11/2005 20:41)
Mamapanaelo le bandy hafa ry Veloo raha atao fitaovana hanadinoina olona tena tinao izany izy an. tsssss
54. Ragadona
(
16/11/2005 22:35)
Na za ko mba mangoraka an ilay bandy ra izany ny fandehany ry veloo
55. fameusecousine
(
17/11/2005 06:48)
tsy olan kosa zany ehhhh ...mba mirevy lay bandy lay sipa de mandrevy lay kofy iray ehhh..d tout facon mitovy daholo io ,,nareo no be reska eo..soloy fa personne n a le droit de faire du mal a personne ary ny estime de soi nao tokony tsy ho affecte @ izay bandy lasa ehhh ..un de perdu dix de trouve ..splasssssh
57. fameusecousine
(
17/11/2005 21:06)
tsy azoko ny tian i ragadona tenenina ..jsute hoe reveo mila yehhh ..zay olona iray ve ..tandremo fa personne n est irremplacable ..juste quetsion de temps ..mba be loha ehhh..
58. Veloo
(
17/11/2005 21:32)
nareo reto tena tssssssss iandry ny fantome-ny ve fa tsy hiaraka amin;'ny hafa za? za angaha miteny oe miarakaraka fotsiny, ary matoa koa miaraka amin'ilay iray tiany iny fa tsy atao kilalao:roll::roll:
andraso eo ny fantomen'ny sipa tianareo e:twisted::twisted:
andraso eo ny fantomen'ny sipa tianareo e:twisted::twisted: