fomba amonoana ny fitiavana

21. hesham ( 13/11/2005 17:57)
britney , i herimiafina no efa saika nisy nanao an`izany ka , za ohatra zao te hitifitra azy maty mintsy , lasa mieritreritra azy fona za manko de tiko fandrihana izy de voniona .:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
22. Herimiafina ( 13/11/2005 18:05)
britney, eeeeeh, indrisy mantsy fa sady tsy manana fandrika ngôdangôda omby vevavy no tsy manana basy, hehehehe:-D:-D:-D:-D

hesham, atoroko hevitra njy, raha te hamono anah ho faty, vadio zah, hehehehe:-D:-D:-D:-D
23. hesham ( 13/11/2005 18:13)
:-D:-D:-D:-D:-Dtsisy mpaka vady anga ianao sa tsisy manaiky ho vady , ao fa alaiko eee ntsooo mampalelo ahy mintsy lah ity kah :-D:-D:-D:-D:-D
24. Herimiafina ( 13/11/2005 18:15)
Non, zah mbola tsy te-ho faty tampoka njay kah, aleo ihany alou sipasipa klé, hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
25. hesham ( 13/11/2005 18:25)
ai ve eee , mbola tsy mety nahazo sipa ihany ve ianao eee .:-D:-D:-D
26. Herimiafina ( 13/11/2005 18:28)
Mbola tsy ampy le efa ato anaty magazay de stockage-ko kah, hehehehe:-D:-D:-D:-D
27. hesham ( 13/11/2005 18:55)
de inn daoli ny stockena amizany .:-D:-D:-D:-D:-D:-D
28. booboo ( 13/11/2005 19:50)
vivi > tsy azo, tsy araka sady tsy mazava. Manontany ianao hoe ahoana no atao hiarahanareo avy teo indray ianao manontany hoe ahoana no hanadinoina azy. Inona no tena tianao ?

Ny raha vaovao klou manaitra sy manintona fôna ary tahaka izay no tsapanao fony ianao sy ilay officiel-nao izao niaraka t@ voalohany. Araka ny hevitrao, raha miaraka ianao sy ilay iraika io, dia rehefa monotone na tsy haiko ny fiarahanao dia inona no tsy hanakana anao tsy ho taitra @ olo vaovao hafa indray ( miaraka raha vaovao entiny ) ?

Ianao ihany no mahafantatra izay tena tianao fa alaivo ambony alaivo ambany ihany sao handrava ny efa najoro hatrizay @ tsy antony fotsiny e !
29. Ragadona ( 13/11/2005 22:34)
To manahirana ahy io lohateny io ko, ny ahy alo tsy vonoko zany e, hamelola aza hatao ko
30. fairylady ( 13/11/2005 22:52)
fa mial betsaka mahintsy nga vao feno ny magsin de stckage ni herimiafina hi hi hi ..mahereza fa teo no niala ..ehhh aleo mipirina
31. Herimiafina ( 13/11/2005 22:55)
Ie sady nenah gestion last in first out, de efa lo le ary amin'ny fonds, hehehehe:-D:-D
32. hesham ( 13/11/2005 23:34)
:-D:-D:-D:-D:-D
33. Herimiafina ( 13/11/2005 23:37)
Enao zao le last in,fa tsy maninona fa ataoko last out kou satria produit non perissabla, hehehehehehehe:-D:-D:-D:-D
34. estine ( 14/11/2005 06:53)
"au fil des temps tout les souvenirs sont bons n'est ce pas les amies"
mamonoa tena fa ny fitiavava rehefa nofohazina t@ le vôloany de tsy mety matory intsony raha tsy maty mitsy enao.
'zao no vokadratsin'ny fampirafesana ry reto a
hono wa ry vivi nanadino le niaraka t@minao ve enao refa nahita io hafa io? raha eny de njy ihany de mahita ny valiny
"UN AMOUR EU UNE MALADIE EU" "
35. majakely ( 14/11/2005 08:40)
zah kosy miteny hoe ho adinon-jy foana izy ,,tsy hoe hadino hoe afaka tao an-tsainao tanteraka fa ,ho moramora izany ilay fitiavanao azy d'ici qlq temps,fa tsy mafy be ohatran'ny amin'izao fotoana izao foana e,fa mila éfforts njy an ,ataovy fotsiny hoe tsy tinao tsony izy ,fa zavatra nandalo fotsiny iny zany e ,tsy maintsy nianana,...de zaiyy¨!!:)
36. fasaly ( 14/11/2005 08:58)
zà klou afaka manadino lay fitiavana rehefa tsy maintsy handalo amzay fa lay souvenir mijanona be foana e! tsy mety hadino bons souvenir araka ny filazan'i estine
37. majakely ( 14/11/2005 10:32)
fasaly ,zay mitsy aniee....hihihi
38. fasaly ( 14/11/2005 11:11)
majakely! hihihihi ny ahy zao efa fitiavana maro be mahintsiny no foana sy hadino fa lay souvenir rehetra mijanoana daholo de rehefa manamptotoana tsara iny mitety lay souvenir tsirairay ao antsaina ao de lany ny andro ray manontolo
39. Ragadona ( 14/11/2005 11:50)
Be fitiavana enao ry fasaly o ?
40. hesham ( 14/11/2005 13:05)
:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2529