hipetraka any usa

1. barinjato ( 12/11/2005 13:59)
hoan izay haniry ny hipetraka any Amerika dia manao antsapaka isan-taona ry zareo ka mandraisa anjara ianao sao mba lasa any.
Ity ny rohy.

http://www.dvlottery.state.gov/

ny fisoratana anarana dia tsy andoavam-bola, ny sarinao fotsiny no ilaina, atao rakitra .jpeg, ary saritapaka manatrika sy mazava tsara. Azonao andramana @ ilay rohy 'Photo validator' ny sarinao raha mety araka ny tokony ho izy.

Ny daty fisoratana anarana farany dia 4 Desambra 2005.
novalian'i jentilisa ny 12/11/2005 14:54
2. xxx ( 12/11/2005 14:08)
mbola tatara lava be zany akitsapaka zany e
:D
3. jentilisa ( 12/11/2005 14:54)
firy no alaina?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1504