Mifarana rahampitso 12 novambra izao ny fisoratana anarana

1. ravatorano ( 11/11/2005 12:16)
mifarana rahampitso 12 novembre izao ny fisoratana anarana amin ny fandehanana amin ilay hetsika atraon ny namana sezrasera dia ny excursion eny amin ny lac hotel ambohibao izany sy ny cabaret dancing eny ambohinambo ny andron ny 19 novembre izao:D:D:D.
Ireo namana izay nisoratra anarana dia hahita izany amin ny forum ihnay satria dia havoaka eto mba ho hitatsika rehetra we iza avy ireo namana hande aminio sy hiara paly eny:wink:.
Averiko indray fa ny fotoana dia ny sabotsy maraina eo Mahamasina misy fiara mandray eo amin ny valo ora sasany eo anoloan ny vavahady lebe.
Ny namana mpikarakara d hiavaka eny satria lmety hanao badge ry zareo hahalalatsika sy hanatonatsika aazy ireo.
Izay indray ary alongany eh

tsiky iray d ampy !
^:^^:^^:^
novalian'i HeryLo ny 11/11/2005 14:11
2. HeryLo ( 11/11/2005 14:11)
Njaso klou antsoina chéli chéli kou soa dia tsy tafiditra intsony klé !! hihihihihi
oka kloungany an !!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6286