adin'ny firy eo?...

1. ari.malala ( 07/11/2005 10:55)
Niditra tao @ trano fihetezana ity lhl iray, d nahita ny habetsahan'ny ol nilahatra teo izy de nanontany an'ingahy mpanety we eo @ adin'ny firy eo za no afaka miverina d voaray? d nojeren'ingahy mpanety ny ol nilahatra teo d we eo @ adiny 2 eo. D lasa alo izy nande. Tonga ko ny ampitso d toy izay ihany, afaka ora firy aho no miverina d mba voaray? d we eo adiny 2 eo ihany... d ts miteny ralhl fa lasa fts. Afaka herinandro niverina indray le lhl zany d mitovy foana ny fanontaniana we afaka adiny firy vao voaray d ny valiny we afaka adiny 2 sy sasany, d lasa izy nande. D ozy la mpanety t@ ol 1 tao antranony zany, mba ndana we Rabernary mba araho we aiza no alehan'nle zalahy iny? d lasa tokoa Rabernary, d afaka kelikely niverina izy ary naika tapaka ny tsinainy vao niditra ny trano fihetezana izy, d nanontany ingahy mpanety we taiza non alehany? d ozy Rabernary, any an-tranonareo...

novalian'i Veloo ny 18/11/2005 21:20
2. Ragadona ( 07/11/2005 11:46)
De nohetezan madama ve lery ? Ohatry ny tsara ndray zay adin lery zay. . .mba handramako fa mahita mpanety manana trano fihetezana lavitra ny fonenany aho.
3. zakony ( 07/11/2005 11:57)
ha ha ha ha
4. diamondra27 ( 07/11/2005 12:17)
de ahoana raha sendra adinon'le mpanety ny hetiny ka miverina haka azy any antranony de tratrany eo madama sy le kil? mba mirisk koa alou le kil e!
5. mamzelkely ( 07/11/2005 12:28)
:-D:-D
6. gasitiako ( 07/11/2005 12:35)
ka tsotra nge zany e, ny volo lava rehetra fts no hetezany, i madama koa vadina mpanety de efa tsara ofana, ny olana fts de ilay lhl miboridana refa mihety sao feno (volo)ny ankanjony
7. Ragadona ( 07/11/2005 13:06)
Ka le izy ange manidy trano tsara zahay sy madama d toy ny hoe lasa any an tsena izy e, inga mpanety tsy mitondra lakile any am piasana rahateo, sady za ko tsy maintsy amin ny toerana malemilemy hahazoako aina tsara, tsy misy manaitaitra, no anetezana ahy fa tsy amin irony seza kely sady mafy toy ny any am pisan dramose irony
8. ari.malala ( 07/11/2005 13:08)
:-D:-D:-D:-D
9. mamzelkely ( 07/11/2005 13:25)
zany a...:-D
10. Ragadona ( 07/11/2005 13:37)
F nga moa ts izany le izy teo ?
11. sasa ( 07/11/2005 13:40)
ka le madaman'lery indray izany no voahety tao satria izy no te-hiteny hoe adiny 2 eo foana kou, aza mba shanana ihany wa e:-D:-D:-D
12. mamzelkely ( 07/11/2005 13:42)
hita wa ry sasa e...aza mbĂ´ nanja ihany waaa e....:-D:-D
13. Ragadona ( 07/11/2005 13:47)
Ka tsy izy ry reto no sanana fa ny clients no mahiratra be sady mahita lavitra a, tsara fanahy ary izy ko...
14. sasa ( 07/11/2005 14:10)
Rangadona
Tsara fanahy izy satria nameno ny banga, nefa na izany aza le lavaka tsy mety tototra intsony anie e:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
15. pika ( 07/11/2005 14:13)
:-D:-D:-D
tsy ratsy indray iny
16. Veloo ( 07/11/2005 15:15)
pika a i ari malala anie efa hahazo medaille mihitsy e....:-D:-D:-D:-D:-D tsara ka
17. mamzelkely ( 07/11/2005 15:22)
marina ky zany ry veloo.`..:-D
18. Ragadona ( 07/11/2005 15:29)
O ry sasa a, ka le lavaka ange tsy natao hototofana une fois pour toutes e, fa iverimberenana isaky ny mahatsiaro, ka ra tototra tanteraka lay izy inona intsony no ho azo atao eo ?
19. Veloo ( 07/11/2005 15:36)
ka rahoviana vo tototra ry reto?:-D:-D:-D
20. Ragadona ( 07/11/2005 15:39)
Ka efa hoe tsy totofana tanteraka zany oa, tsetsemana kely d avy eo ndray sokirina, fa tsy avela hidiran ny rivotra fotsiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3225