Aona ty raha ato frantsa ty euh

1. Missie ( 06/11/2005 18:46)
Aona ty resak fahandorana tomobilina, trano, oronasa eraky Frantsa ty euh!??????? tena miparitaka mitsy lé izy juste resaka week end efa amarivony tomobilina dorna'ry zalahy! MAha lasa saina tokoa! de sanatria veuh de resaka lé jeunes 2 maty no tena votoatiny ny zavatra miseho amzao sa veuh resaka ambadika?????????
Sendra mbo nijery info t@ net za teo de otrany taitsa satria kay na zay aty kodahoda azany tratrany :-(
"A Mulhouse, une quinzaine de voitures ont été incendiées dans l'agglomération, principalement dans les quartiers de Bourtzwiller et de Drouot."

novalian'i fijo ny 17/11/2005 22:30
2. sipagasy ( 06/11/2005 19:00)
ie akia hono kouuuuu jereo fa efa misy resaka mandeha ato e!
3. sipagasy ( 06/11/2005 19:01)
oups any @ forum fiaraha monina mantsy e!
4. Missie ( 06/11/2005 20:37)
sipagasy> :-( beuh euh
5. xxx ( 06/11/2005 22:27)
averimberiko foana fa tsy ho reraka mihitsy aho. Na gadraina daholo aza ireny silamo rehetra manao ny habibiana ataony ireny, dia tsy ho foana ny habibiana satria tsy ireny olona ireny ny fositra fa ilay finoany! Ny fototry ny olana no tokony hofongarina, ilay finoana mihitsy no mamporisika an-dry zareo ka any no tokony enjehina
6. Veloo ( 07/11/2005 00:34)
xxx zany ve? loza mihitsy kle
7. diamondra27 ( 07/11/2005 10:25)
tsy voagadra reny fa tsy ampy ny place any @ prison sady bandy kely koa ny ankamaroany, zay nge la mahasosotra e! tahaka le roumain mpanbgaropaosy sy maka vola t@ parcmètre mineurs no alaefandry zalahy mano le acte de azon'ny polisy nefa avy eo de votsotra.

Aleo hiandry ny tohiny @ décision-ny ministra fa oe tsy ugence no atao fa halalinina???
8. Missie ( 07/11/2005 11:00)
XXX sy Diamondra27: resaka finoana :?::?:
9. Veloo ( 07/11/2005 15:47)
ary toa lasa gravy be ilay izy e?
10. Missie ( 07/11/2005 16:52)
Velo> finona waaa tena lasa gravy beuh lé izy! am zay ils en veulent à tt le monde:(
T@ nanjoany sa maly nouny nodoran'i zareo Eglise roa jay de 1OOO ché po de tomobilina jay !tena mampanaelo beuhh zay sisa no azo ambara klé ny azo atao sisa de mivavaka wany retsaretsa klé mba hisy filaminana:idea:!
11. fijo ( 08/11/2005 22:58)
maninona ary ireny no tsy ataon'ny vazaha toa ny nanaovan'ny majunga ny koma???izay ihany no maha fay an'ireny.
12. pitchou ( 09/11/2005 17:59)
fijo> aleo ise moramora ihany fa tsy te-ho very namana botabota mbola virja zahay!
13. fijo ( 09/11/2005 20:53)
an an,tena mandreraka le izy ka.ny koma tao mahajanga anie nanao toa ireny e,fa nony notairin'ny olona ,nipetraka ihany izao.
14. xxx ( 09/11/2005 20:58)
fijo> k reto panao ramadan reto anie to mbola mena rariny no loza e. fadisoan'ny fanjakana indray hono?:^)
15. Missie ( 09/11/2005 22:11)
hihihihi tsita tsouny oe iza no marina! klé manjelaka :x
16. fijo ( 11/11/2005 21:15)
xxx ka ny aty anie izay te hanova zavatra dia diso foana e.raha mahatratra mpangalatra ny polisy dia izy indray no diso fa tsy ilay mpangalatra
17. lapino ( 11/11/2005 23:06)
xxx:

fijo> k reto panao ramadan reto anie to mbola mena rariny no loza e. fadisoan'ny fanjakana indray hono?:^)


De ahoana indray ary ity e:
http://lapino.co.nr/dotclear/index.php?2005/11/06/11-quand-les-chomeurs-font-la-greve
Fahadisoan'ny fanjakana sy ny vahoaka rehetra no isan'ny tena mahatonga an'io, ary efa hatramin'izay.

Ny herisetra no fahadisoan-dry lerony.

Tsy nisy niteny koa ange hoe tavany sy maizina daholo exclusivement ireo violents e!
18. xxx ( 12/11/2005 04:15)
lapino:
Tsy nisy niteny koa ange hoe tavany sy maizina daholo exclusivement ireo violents e!


Izao no itako tao am Washington times omaly:

The rioters who have burned out neighborhoods in cities across France for a fortnight are overwhelmingly of North African and Arab ancestry, overwhelmingly young, overwhelmingly male, overwhelmingly cut off culturally and economically from the larger French society -- and overwhelmingly Muslim. But saying they're Muslim is a subject of angry dispute.
19. xxx ( 12/11/2005 04:16)
http://www.washtimes.com/world/20051110-122503-2518r.htm
20. jentilisa ( 12/11/2005 06:47)
raha amerikana dia tsy mahagaga fa mandray ny zavatra amin'ny alalan'ny antokom-pinoana hatrany aloha...te-haneho hoe ny silamo tsy maintsy migidraka!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2831