adiny roa monja no mandeha ny jiro ao Toliary isan'andro?

1. jentilisa ( 05/11/2005 07:50)
Tsy mbola nisy tahaka ity koa angamba. Disoy na hamarino ry zareo ao Toliary. Adiny iray ny maraina, adiny iray ny tolakandro no mba mirehitra ny jiro ao Toliary nefa dia aloa isam-bolana ihany ny hofan'ny kaontera. Marina ve izany?
novalian'i jentilisa ny 10/11/2005 09:24
2. jajaf401 ( 05/11/2005 08:18)
Andriamanitra tsy hanome fahoriana tsy ho zaka eh!!
3. jentilisa ( 05/11/2005 09:40)
Tsy Ravalomanana kosa no Andriamanitra e!
4. xxx ( 06/11/2005 02:29)
Misaotra an'i Ravalomanana fa mba misy adiny roa aza!:-D:-D:-D:-D:-D
5. pika ( 07/11/2005 04:40)
:twisted:xxx mba asehoy ny mahalhl na maha vhv =))
fitiavantanindrazana ve ny anao sa efa voavidimbola koa e
6. xxx ( 07/11/2005 04:45)
fitiavam-bola hividianana tanindrazana angamba ny azy :lol: marina kosa lo fa ra tsy ravalo no teo ngamba fa pierrot ohatra mey efa tsisy jiro tsony toliary e!
Merci Ravalomanana an! :lol:
7. estine ( 07/11/2005 09:02)
efa vona mitsy ny gasy ,be lazao le ravalo tsy amidiko io nefa hevitra natao hamonoa antsika gasy tereny isika no tsy maintsy andoha ny trosa rehetra
aty @nay koa maizina fona e !!!!!
8. mandrindra ( 07/11/2005 10:06)
izao izany no atao hoe fandefasana vahoaka aoa antin'ny maizina rapide et durable.
9. jentilisa ( 07/11/2005 15:37)
Tahaka ny hoe lasa mankahala ny mpitondra ny jirma aho nefa tsy maintsy lazaina ny zavatra iaian'ny vahoaka...sao lazaina ho tsy nisy niteny rehefa nahatsiaro ho voafitaka!
10. pika ( 09/11/2005 05:32)
tereny isika no tsy maintsy andoha ny trosa rehetra

:roll::-w^:^:twisted:
11. Herimiafina ( 09/11/2005 05:35)
inn daôlo zany ry zareo? loza
12. pika ( 09/11/2005 05:43)
hita fa loza koa
anisan'ny ain'ny firenena sy antoky ny fandrosoana anie ny herin'aratra e
ary anisan'ny iray mety hanova ny vidimpiainana ny jiro .....
tsy hisy firenena handroso ao anatin'ny aizina sy ny fihemorana be ny tsy ahay ny mpianatra
raha ny any ivelany izao raha tapaka ny jiro indrindra misy zavatra simba dia ny tompon'antoka ny orin'asa ary mandoa honitra sns
13. Herimiafina ( 09/11/2005 05:45)
Jirama efa retirety efa ela ve no ianteharana? Tokony hisy zavatra hafa haroso ankoatr'izay. hehehehe:-D:-D
14. jentilisa ( 09/11/2005 06:48)
sao dia tokony hanao ora fahavaratra sy ora ririnina koa ary isika mba ahafahana mampihena ny delestazy?
15. pitchou ( 09/11/2005 18:22)
ny mpitondra ny jirama teo aloha no hitako fôpla aloha!satria toy ny orinasa rehetra d tokony efa prévu (ary tsy maintsy efa prévu) tao ny fanitarana sy fikolokoloina ary fanoloana ny simba. saingy tsy izany no niseho fa nataony ze hampatevina ny paosiny! eritrereto hoe mpiasan'ny jirama firin-jato no tsy mandoa vola fa d mikarama @ jiron'ny jirama ? d ny mpanjifa no mandoa ny laniny! ary izao ny mpanjifa irery no asaina mizaka ny fanamboarana tsy maintsy atao! ankoatry ny fanamboarana tsy prévu noho ny 2002!

ny fanontaniana d zao:hanipy gant ve? aleo hamidy @ privé vazaha? satria na gasy na vazaha no ho eo, tsy maintsy ho sahala @izao ny fandehana raha ataontsika hoe voadio aloha ny ao anatin'ny orinasa (aza mihevitra we satria izy vazaha d hamelona anao gasy maimai-poana)
16. xxx ( 09/11/2005 20:34)
ny an'i pitsou koa d ny teo aloha fona no mena tsiny rehefa miaro seza!!! nefa ny trosan'ny jirama nampidirin'ny mpitondra ankehitriny mihoatra lavitra noho ny teo aloha :^):^)
17. pika ( 10/11/2005 05:30)
xxx =)) =D
sahia mandray andraikittra
18. jentilisa ( 10/11/2005 09:24)
Aoka kosa holazaina fa tsy mahazo mandany vola hividianana fitaovana mamihodina herin'aratra ny jirama fa tsy maintsy mividy amin'ny Henri Fraise amin'ny vidiny 2000f ny kwh izay amidin'ny jirama 400f amin'ny mpanjifa kosa!(ahitsio aho fa mety ho diso kosa eto fa ny fatiantoka dia misy tokoa)

Lalàna io ka io no takiana foanana fa mambotry ny firenena sy ny vahoaka rahateo.

nahoana no tsy foanan'ny depiote io? na ny senatera?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3369