valin-dresaka
1. kasikety
(
04/11/2005 18:18)
mety mitia olona betsaka ny olona iray saingy tsisy mitovy ny fomba itiavany azy.
novalian'i fijo ny 09/11/2005 20:35
3. ariel
(
04/11/2005 18:36)
ohatra hoe ny fitiavanao any mamanao ha ny any dada hafa ny any bavy hafa, hafa daholo e!
4. Veloo
(
04/11/2005 20:48)
ie zay mihitsy, na manana sipa ary enao, sy manana vady tsy mitovy ny fitiavana eeeeee
6. jefra
(
04/11/2005 23:55)
Mitovy @ hoe samy hafa ny fitiavanao ny akondro sy ny letsy na voamadilo. Dia izay tsy mbola nandramana manintona foana e!
8. Herimiafina
(
05/11/2005 07:27)
Ie, tiko be daholo nareo mianankavy fa ny olana de mitovy le fitiavako, tssss
10. hesham
(
06/11/2005 20:39)
hitako eto mintsy ilay fitiavanao ahy ry herimiafina :-D:-D:-D:-D:-D:-D
11. Herimiafina
(
06/11/2005 21:56)
hesham:
hitako eto mintsy ilay fitiavanao ahy ry herimiafina :-D:-D:-D:-D:-D:-D
Ie, sady zah zany te-hidikizo be mahintsiny. hehehehe:-D:-D:-D:-D
13. Herimiafina
(
07/11/2005 03:38)
Lainga kambony fa tena tara be aminao zah e, tsy tara fotsiny intsony fa tena lasa adala mahintsiny, aty amin,ny asile zah zao no manoratra ho anao io, hehehehehehe:-D:-D
16. Herimiafina
(
09/11/2005 03:50)
Ouais, tena rava amin'i hesham hoa zah de lasa adala e, de nampidirina fonja fa mitapitapy, hehehehe:-D:-D
