valin-dresaka

1. kasikety ( 04/11/2005 18:18)
mety mitia olona betsaka ny olona iray saingy tsisy mitovy ny fomba itiavany azy.
novalian'i fijo ny 09/11/2005 20:35
2. Veloo ( 04/11/2005 18:30)
marina dia marina tokoa izany=D=D=D
3. ariel ( 04/11/2005 18:36)
ohatra hoe ny fitiavanao any mamanao ha ny any dada hafa ny any bavy hafa, hafa daholo e!
4. Veloo ( 04/11/2005 20:48)
ie zay mihitsy, na manana sipa ary enao, sy manana vady tsy mitovy ny fitiavana eeeeee
5. fijo ( 04/11/2005 22:32)
fa ny tenako aloha no tiako indrindra e
6. jefra ( 04/11/2005 23:55)
Mitovy @ hoe samy hafa ny fitiavanao ny akondro sy ny letsy na voamadilo. Dia izay tsy mbola nandramana manintona foana e!
7. pika ( 05/11/2005 05:22)
ka raha izany no izy ry jefra tsy tena :cry:=((:-w
8. Herimiafina ( 05/11/2005 07:27)
Ie, tiko be daholo nareo mianankavy fa ny olana de mitovy le fitiavako, tssss
9. hesham ( 06/11/2005 00:44)
:-D:-D:-D:-D
10. hesham ( 06/11/2005 20:39)
hitako eto mintsy ilay fitiavanao ahy ry herimiafina :-D:-D:-D:-D:-D:-D
11. Herimiafina ( 06/11/2005 21:56)
hesham:

hitako eto mintsy ilay fitiavanao ahy ry herimiafina :-D:-D:-D:-D:-D:-D


Ie, sady zah zany te-hidikizo be mahintsiny. hehehehe:-D:-D:-D:-D
12. hesham ( 07/11/2005 00:32)
:-D:-D:-D:-D:-D
13. Herimiafina ( 07/11/2005 03:38)
Lainga kambony fa tena tara be aminao zah e, tsy tara fotsiny intsony fa tena lasa adala mahintsiny, aty amin,ny asile zah zao no manoratra ho anao io, hehehehehehe:-D:-D
14. fijo ( 08/11/2005 22:19)
any azia hoe?????
15. cutie ( 09/11/2005 03:25)
any @ tranon'ny adala e :-D
16. Herimiafina ( 09/11/2005 03:50)
Ouais, tena rava amin'i hesham hoa zah de lasa adala e, de nampidirina fonja fa mitapitapy, hehehehe:-D:-D
17. cutie ( 09/11/2005 04:19)
:-D
18. Herimiafina ( 09/11/2005 04:21)
Hozy ny dokotera hoe, i hesham ve leisy ry zandry, tss:-D:-D
19. fijo ( 09/11/2005 20:35)
aza mody hendry e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1175