korontana region parisienne: hazavao aminay!

1. jentilisa ( 04/11/2005 06:34)
Hita amin'ny tele ny fandoroana fiara ataon'ny sasany ao frantsa ao isaky ny alina. Lazaina fa nohony nahafatesana zatovo roa no anton'izao korontana izao. Toa tsapa anefa fa tsy voalaza ny zavatra rehetra. Nahoana no mandoro fiara? Nahoana no manohitra ny polisy sy ny pompiers? nahoana no tsy ekena ny hisian'ny mpitandro filaminana any amin'ny faritra "mafana" toy ireny?

Ianareo izay miaina any ataoko fa mahazava tsara ny zava-misy any sy izay rehetra saininareo miatrika ny zava-misy. Dia ahoana ny fifandraisana amin'ny mpifanolo-bodi-rindrina?

Mba tantarao ry zareo a!
novalian'i jentilisa ny 16/11/2005 15:48
2. estine ( 04/11/2005 08:19)
eny hoy aho mbô izarao ny zava misy ny namana aty dago,iay inoana fa tsy misy aminareo mpikambana ao @io tanora mahery fihetsika io...
3. jentilisa ( 04/11/2005 08:39)
sady ny gasy hono toa halan'ny arabo any?
4. sipagasy ( 04/11/2005 08:50)
Ny nahafaty ny zatovo 2 aloha dia atao ahoana moa fa mba namoy ny ainy aza ry zareo, fa amiko kosa aloha dia rariny & hitsiny ny fisian'ny mpitandro filaminana na aiza na aiza io toerana io, fa ireo zatovo 2 ireo moa inona no antony nitsoahany ny mpitandro ny filaminana??????? amiko aloha raha tsy nisy zavatra rstsy nataoko dia tsy nitsoaka aho e!niandrasanao izay fanontaniana tiany hapetraka dia tokony novaliany, fa tena alahelo aloha ny an'ny tanora naman'ireo niharam-boina e! azoko ekena ihany fa ny habibiana kosa dia tena tsy mety mihintsy, ny olona misa marain-sy hariva mba hanangonana vola kely hividianandreo fiara nefa dia ny (saika vahiny mainty) miseho ho manjakazaka mandoro fotsiny???? amiko raha tsy zakan'ny sain'ireo mainty ireo ny lalàna mifehy ny faritra iainany dia tokony miverina any @ nihaviany ry zareo, tsy ho an'ny mainty ihany ny itenenako fa ho an'ny vahiny izay tonga an-tanin'olona ka tsy manaiky ny lalàna mifehy io fiaraha monina io.
Miala tsiny aho fa tena manohana ny politikan'ny mpitondra kosa ny @ io resaka io, ekena fa manana ny fomba amam-panaony ny tany tsireiray avy, nefa kosa ianao nisafidy ny hanorim-ponenana any @ tany tsy anao, ka amiko dia fanajanao ilay tany mandray anao ny fanarahanao ny fepetra rehetra misy ao @ io tany io!!!!!
Avereno amiko ny teniko raha misy ny maha diso azy.
5. jajaf401 ( 04/11/2005 09:20)
Hono hoy aho ry sipagasy, tsy dia mazava aloha ny tena source n'ilay izy eh! toa hatreo @ nahafaty an'ilay zatovo roa ihany, ny antecedent no tianay ho fantatra? Ary inona indray no ifandraisany @ i Nicolas Sharcozi ?
Toa efa lasa hatrany @ politika ilay izy??
6. dadabe ( 04/11/2005 09:22)
tena hitako alina t@ CCTV 9 ity resaka ity kle (China Centrale TeleVision 9) hay ve zany iny resaka iny e:-w:-w
7. vale ( 04/11/2005 09:40)
Marina izay voalazan'i sipagasy fa saingy ny hahitsiko kely angaha dia ireo "tavaratra" no tena be herisetra fa tsy ny mainty hoditra! tsy itanao angaha ireny ady lava misy any @ taniny ireny e ireny e! ary olona tena agréssif be no tsy mba manam-pandeferana! izy aty @ tanin'olona indray no manjakazaka! hum! asa alou fa raha samy ifidy iany aleoko mifandray @ mainty toy izay ny tavaratra!sady izy ireny koa moa @ ankapobeny tsy tia malagasy ! ary tsy ny malagasy irery koa aza no tsy tiany fa na ireo race hafa ihany koa! tsy itako ze mba tiany e! ny mainty iany izao no tena itako hoe tian-dry zareo ireny!
fehiny: ireo "voyou tavaratra ireo" no tena ati-doha mikotrika na dia tsy izy akory aza anie no voa dia izy mintsy no mitarika ireo mainty namany e! ko efa hoe olona tiatia ady no sady masika fihetsika no tsy mba manam-pandeferana!
8. mumu ( 04/11/2005 09:44)
jajaf401:

Hono hoy aho ry sipagasy, tsy dia mazava aloha ny tena source n'ilay izy eh! toa hatreo @ nahafaty an'ilay zatovo roa ihany, ny antecedent no tianay ho fantatra? Ary inona indray no ifandraisany @ i Nicolas Sharcozi ?
Toa efa lasa hatrany @ politika ilay izy??


Tezitra ny tanora tamin'ny tenin'ny Ramose Nicolas Sarkozy : "On va nettoyer la cité au karcher"!

9. sipagasy ( 04/11/2005 09:58)
marina akia io mumu fa ilay fomba fiteny kosa no nivilana kely e!, mba saika tena hoe nampitainy izany ilay hafatra e!
10. sipagasy ( 04/11/2005 10:01)
vale:

Marina izay voalazan'i sipagasy fa saingy ny hahitsiko kely angaha dia ireo "tavaratra" no tena be herisetra fa tsy ny mainty hoditra! tsy itanao angaha ireny ady lava misy any @ taniny ireny e ireny e! ary olona tena agréssif be no tsy mba manam-pandeferana! izy aty @ tanin'olona indray no manjakazaka! hum! asa alou fa raha samy ifidy iany aleoko mifandray @ mainty toy izay ny tavaratra!sady izy ireny koa moa @ ankapobeny tsy tia malagasy ! ary tsy ny malagasy irery koa aza no tsy tiany fa na ireo race hafa ihany koa! tsy itako ze mba tiany e! ny mainty iany izao no tena itako hoe tian-dry zareo ireny!
fehiny: ireo "voyou tavaratra ireo" no tena ati-doha mikotrika na dia tsy izy akory aza anie no voa dia izy mintsy no mitarika ireo mainty namany e! ko efa hoe olona tiatia ady no sady masika fihetsika no tsy mba manam-pandeferana!


Ekeko ary tena hamafisiko koa fa tsy ny tavaratra rehetra no tsy tia gasy fa adinonareo nga ny tantara fa ny reniben'i HassanII anie ka gasy any any jangil e! ary nisy t@ malagasy no sesitany tany moa sa ny mifanohitra amin'izany?? ny marokana sesitany tany dago???, miala tsiny fa lovantsofina ihany ny ahy io e!, izany akory tsy midika fa ny tavatra rehetra dia tena olona tsy azo ifampirarahana annn

11. jajaf401 ( 04/11/2005 10:13)
sarotra ihany ny fandehan-t-chose raha zany eh!
Any an-tanin'olo de mbola maisary adala foana ny sasany, eka !!!!!!!!!!!
12. sipagasy ( 04/11/2005 10:17)
izay manko hoy aho ry jajaf401, tena mahamenatra manjary ny tany iavianao no tondroin'ny sasany molotra avy eo tssss
13. jajaf401 ( 04/11/2005 10:29)
Dadabe Chirac koa anie diplomaty loatra de tsy mahafehy ny ambany maso eh; maniry ny ho President n'i Europe indray lery!!
14. xxx ( 04/11/2005 11:21)
izy ity moa dé resaka.... ary fanontaniana no napetraka .. ka mba mitondra ny zvtra hita eto @ serasera...ny tenenay moa mipetraka eto Frantsa efa ela ihany ... analyse ihany ity : nandritra ny fotoana maro dé nahita ny fiovana eo anivon\' ny tontolo iainana , fa raha ny fandehan-javatra izao no miseho eto Fr dé zvtra efa nikôbona ela maro , ka tonga ny fotoana dé nipoaka ... tsy sarkoziste ny tenanay na lepeniste fa ny azo lazaina dé @ ny mpanao politique eto fr dé anisan\' ny olona tena milaza ny zava-misy izy ireo (tsy manao politique politicienne : ohatran\' ny aty Dago:miala tsiny..)), tena milaza ny marina izy ireo, miteny ny tena zava-misy eto an-toerana , gaga ianareo raha miteny hoe le pen : tsy jerin-tsika @ ny hoe :maha xenophobe azy izy raha izay no tianareo ho tenenina , resaka réaction sociale no mahatonga azy hiteny sy tsy ho tia loatra ny vahiny : ny vahiny izay \"misetrasetra\" fa tsy ny vahiny rehetra akory .. izaho gasy , ny resaka nataoko t@ camérounais namako iray no nahatsapana io analyse io , samy vahiny izany izahay no miresaka.. torak\' izany koa ny an\' i N. Sarkozy : zava-misy no mahatonga azy hiteny mety diso ny fomba fitenenany , fa ny zavatra tadiaviny dé ny filamanana eto fr , asa raha hitanareo ny zava-nisy tany Pau (64) quartier housse du bois , ny tany strasbourg ( Noêl/isan-taona ) , ny any nimes(30), ny hérouville saint-clair (14) ny any orange (84) ... betsaka ny quartier sensible miandry fotsiny ..inona anefa fa noho ny : racaille , ny mafia ... an\'ny voyou ny tanàna , io zavatra io dé teo @ 25 taona teo no nanomboka niseho, taloha la Frantsa nahafinaritra , maha-te honina .. fa izao raha sendra mandé ianao dé mailo foana .. t@ herinandro nisy raim-pianakaviana maty ...fa naninona ? naka sary reverbère (jiro) ao anatin\' ny asa ataony .. dé avy ny voyou naka ny appareil numérique sy namono azy.. asa raha tadidinareo koa ny tovolahy iray novonoin\'ny sasany teo @ champs-Elysées noho ny inona hetraketraka sy ny herisetra ihany , asa angamba maro no tsy mahatsapa fa aty Fr tsy miteny fotsiny hoe ny maizina (Africain) na tavaratra(maghrebin ho an\' izay tsy mahalala ) raha mandé ianareo ka mahita maizina iray(1) na tavaratra iray(1) , dé mijoroa eo anolohany fa lasa izy : mifori-drambo hoy ny fiteny , fa tandremo kosa raha miaraka 2 na 3 na 4 (la meute)dé miomana ary mailo² ihany , raha mahita izany ianareo ka mahatsiaro ho responsable ( ministre de l\'intérieur ohatra )inona no tokony ataonareo ??? ..hijery fotsiny ve ? na an\'racaille sy voyou ny tanàna sy ny lalàna ny an\' ny fanjakana ... Fa ny azo ho tenenina dia vokatry ny politique politicienne natao teto Fr ireo tato anatin\' ny 25 ans zay , tsy nisy programme , tsy nisy lamin\'asa hoe ho an\' ny tanora indrindra ho an\' ny zanaky ny immigré 2è na 3è génération (tsy hiditra lalina @ zay aho fa mbola resaka hafa indray ny @ iny) , tsy hoe ny immigré ihany fa na ny vazaha frantsay tompon-tany dia tratra daholo ny chômage sns...izay no hitenenana hoe hafa ilay FRANCE taloha ilay Frantsa fitaratra , ilay fr tompon\'izao tontolo izao !!!! fa hafa kosa izy ankehitriny , efa tonga @ limite ( la frantsa efa an-dalana mankany @ tiers-monde... angamba ... vokatry ny grève sy ny fitiavan-tenan\' ny sasany...) ho hita eo ... ny tantara.. mety mahafa-po an\' drajentilisa ihany angamba ny anjara fitenenana . misaotra Mr T..
15. sipagasy ( 04/11/2005 11:54)
Miombon-kevitra aminao aho ry mr T.. fa tsy tao anaty polifikandreo aloha ny resaka immigration & ny integration ndreo e! fa dia atao ahoana fa ianao, isika vahiny kosa anie tokony mba hahatsapa tena fa tsy tanintsika ity e! midika izany fa mba tokony hisy fanajana ilay tany mampiantrano anao ianao e!

Teneno ihany raha diso aho annn
16. Samoana ( 04/11/2005 14:13)
sipagasy/ Ny olana dia vazà taratasy ny ankamaroan'ireo tovolahy lohany mietraketraka. Tsy vazà par naturalisation izy ireo fa de naissance mihintsy . Araka izany dia tsy azo roasina na esorina aminy ny maha-vazà azy raha tsy hoe sitrapony angaha. Politika baranahiny miampy ady sezan'ny mpitondra fanjakana avokoa no mahatonga izao sarombilany nipaoka izao e !
17. vale ( 04/11/2005 14:23)
sipagasy:
sipagasy! marina fa teo ny tantara! fa ny teneniko eto dia izay zava-misy itako sy tsapako @ izao vanin'andro izao!ary tsy ny "tavaratra" 100/100 ange no maditra fa fomba fiteny fotsiny ihany ny ahy iny e!
vale:

Marina izay voalazan'i sipagasy fa saingy ny hahitsiko kely angaha dia ireo "tavaratra" no tena be herisetra fa tsy ny mainty hoditra! tsy itanao angaha ireny ady lava misy any @ taniny ireny e ireny e! ary olona tena agréssif be no tsy mba manam-pandeferana! izy aty @ tanin'olona indray no manjakazaka! hum! asa alou fa raha samy ifidy iany aleoko mifandray @ mainty toy izay ny tavaratra!sady izy ireny koa moa @ ankapobeny tsy tia malagasy ! ary tsy ny malagasy irery koa aza no tsy tiany fa na ireo race hafa ihany koa! tsy itako ze mba tiany e! ny mainty iany izao no tena itako hoe tian-dry zareo ireny!
fehiny: ireo "voyou tavaratra ireo" no tena ati-doha mikotrika na dia tsy izy akory aza anie no voa dia izy mintsy no mitarika ireo mainty namany e! ko efa hoe olona tiatia ady no sady masika fihetsika no tsy mba manam-pandeferana!


Ekeko ary tena hamafisiko koa fa tsy ny tavaratra rehetra no tsy tia gasy fa adinonareo nga ny tantara fa ny reniben'i HassanII anie ka gasy any any jangil e! ary nisy t@ malagasy no sesitany tany moa sa ny mifanohitra amin'izany?? ny marokana sesitany tany dago???, miala tsiny fa lovantsofina ihany ny ahy io e!, izany akory tsy midika fa ny tavatra rehetra dia tena olona tsy azo ifampirarahana annn





18. vale ( 04/11/2005 14:31)
sipagasy> tsy ny "tavaratra" 100/100 ange no maditra fa fomba fiteny ihany ny ahy iny e!
19. Veloo ( 04/11/2005 21:01)
aza mba mandede any ry reto a:cry:
20. xxx ( 04/11/2005 23:25)
Tsy hoe "tavaratra" (arabo) fa ny silamo e! Saingy ny mpanao gazety Frantsay tsy sahy miteny an'izany fa mihatsaravelatsihy. http://www.foxnews.com/printer_friendly_story/0,3566,174109,00.html
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5394