korontana region parisienne: hazavao aminay!

21. vale ( 05/11/2005 00:23)
xxx:

Tsy hoe "tavaratra" (arabo) fa ny silamo e! Saingy ny mpanao gazety Frantsay tsy sahy miteny an'izany fa mihatsaravelatsihy. http://www.foxnews.com/printer_friendly_story/0,3566,174109,00.html



ka ny "tavaratra" anie ka be silamo e!
22. vale ( 05/11/2005 00:25)
xxx> sa ve rehefa mety ho silamo rehetra?
23. jentilisa ( 05/11/2005 06:25)
Misaotra anareo izay niresaka fa mba efa misy hotsakoina izay voalaza izay.

Izaho izao naheno hoe misy resaka politika ambadika izy io. Satria i Nicholas Sarkozy dia maromaro mpitia nefa adversan'i Chirac dia misy fandrika ihany ao anatiny. Ny nahavariana tokoa dia nisy resaka niseho hoe izahay tsy hiseho any amin'i Nicholas fa aleonay mankany amin'ny Dominique. Dia izay no tanjona ao anatiny.
24. xxx ( 05/11/2005 09:48)
izay ra -jentilisa ilay resaka politique politicienne a! , ny filaminam-bahoaka sy ny fitondrana ny firenana tsy vitan' ny ady seza , asa fa tsy kabary , asa raha nijery ny vali-ny fifidianana t@ ny resaka eorope ianao , fa na innn na innn ataon' ny mpitondra refa tsy tian' ny olona dé mandé izy : iz
25. xxx ( 05/11/2005 09:51)
azafady , fa ho tohin 'ny voalaza teo : na inn na inn ataon' ny mpitondra refa tsy tian' ny olona dia mandà izy , izay no démocratie manana ny heviny ny vaohaka , ary mazava ny vokatr'izao herisetra izao dé ho mazava hita eo @ 2007 mr T..
26. diamondra27 ( 05/11/2005 13:35)
d ahoana zany zahay mipetraka aty @ 93, d oviana vao remboursé ny fiarako may satria lasa pièce en conviction reo, de tsy maintsy mividy vaovao indray zany ko? Sao d misy mety mampindrana kosa any e!
27. sipagasy ( 05/11/2005 16:17)
mmhhhh diamondra27 dia atao ahoana fa mahereza manolo ny simba e!
28. diamondra27 ( 06/11/2005 00:11)
=((=((=((:snif::snif:
29. xxx ( 07/11/2005 18:14)
tsy omena tsiny ihany indraindray ny vazaha raha raciste !
30. sipagasy ( 08/11/2005 08:36)
xxx:

tsy omena tsiny ihany indraindray ny vazaha raha raciste !


izay manko e!


31. jentilisa ( 08/11/2005 09:16)
Indraindray mampieritreritra ihany hoe tena misy tokoa ve ny olona tsy rasista mihitsy?
32. mandrindra ( 08/11/2005 15:25)
tsy misy izany, ny tsirairay dia samy manana fanakahalana (kely na betsaka) ao anatiny ao!!!
33. jentilisa ( 09/11/2005 07:05)
zany an!
34. bozimanga ( 09/11/2005 07:11)
ay ve!!!!!!!!!!!!!!!!!
35. ravatorano ( 09/11/2005 10:41)
aleoko ihany eto na d hanetsetra aza kle
na misy delestazy foana aza letsy ra jentilisa toa eto no milamina sy mampiadana hatrami zao ah
36. pitchou ( 09/11/2005 18:25)
eny wa! sady eto afaka manao may vava @ ireny vahiny ireny! :-D:-D:-D
37. jentilisa ( 10/11/2005 15:40)
zah loha tsy nihevitra ny hivoaka ny Dago izany mihitsy e! teny gasy ihany no mba haiko tsara rahateo!
38. jefra ( 10/11/2005 20:53)
Misy fijery hafa mba nanaitra ahy ity dia zaraiko. Misy ray aman-dreny milaza hono hoe:

Laissez-nous dresser nos gosses comme au bled

"Que la police nous laisse punir nos enfants comme on veut, supplie Abdel, père de deux enfants; si on tape nos enfants qui font des conneries, ils vont aller se plaindre à la justice. Du coup aujourd'hui, les pères ont peur de leurs gamins. Il faut nous laisser faire, comme en Tunisie. Là-bas, les gosses ne font pas la loi vous savez. Ici, ils sont trop gâtés et ils ne veulent pas travailler ". Comme pour mieux expliquer en profondeur ce qui se passe, il s'arrête puis reprend avec vigueur : "de toute façon, les femmes ont pris trop de pouvoir ici ; les hommes ne font plus peur dans leur famille et chez les Arabes, ça doit fonctionner comme ça. Moi aussi, j'ai peur de certains jeunes, en bandes, à Aubervilliers, et ce n'est pas normal ".

Ces propos peuvent choquer, ils sont crus. Ils révèlent, à coup sûr, le décalage culturel entre notre perception des problèmes et des réalités décrites autrement, parfois violemment. Et n'allez pas demander à Abdel si les " vrais mots " de Sarkozy (" nettoyer " ou " racaille ") ont pu provoquer ou attiser la colère de jeunes : " c'est un langage normal ; ce sont les jeunes des cités qui ont créé ces mots et s'expriment comme ça. Il a dit ça sans arrière-pensée et il essaie de faire des choses ".

Punition, ce mot revient souvient dans des quartiers où il semble avoir disparu de la vie de certaines familles. Les coutumes du bled ont disparu. De nouvelles règles sont à réinventer dans ces quartiers, bien au-delà d'un simple couvre-feu temporaire.
39. mandrindra ( 15/11/2005 16:23)
Marina izany e !!!
40. jentilisa ( 16/11/2005 15:48)
izany no mifanraka amin'ny fitaizana mahazatra koa inona indray moa!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7135