Fitiavana marina

1. Missie ( 04/11/2005 17:58)
:lol:Aiza kay nareo mipassé reveillon???????
Aza gaga oe ato am antson'i Fo nataoko lé izy an! lé titre efa mba misy idiran'ny antson'i fo iany:lol:
novalian'i fijo ny 11/11/2005 20:43
2. Veloo ( 04/11/2005 18:30)
mety ho ato an-trano ny ahy aky a hihihihih
3. vegas ( 04/11/2005 18:53)
za any alsace
4. xxx ( 04/11/2005 19:13)
ny ana any an-tsena
5. Missie ( 04/11/2005 19:17)
veloo milay kosa lé oa antrano an!! ieuh miaraka am fianakams
vegas milay oe aty alsacy enao de am zay minana choucloute à la place de la dindeuhhh
xx de inona aky no ataonjy any an-tsena @ zany :roll:
6. Veloo ( 04/11/2005 20:49)
Missie a mety andeha aho ka fa mbola tsy fantatro, fa bien sur tsara retsy ny miaraka @ fianakaviana a raha misy an :-D:-D:-D
7. sonwin ( 04/11/2005 21:18)
any amin'ny boite de nuit
8. Missie ( 04/11/2005 21:39)
VAliny tapany voloa:
-mety ao an-trano
-Alsacy
-Eny an-tsena
-any am boity de nui
Ary ny sasany nouny aiza:lol: mahaliana be lé valiny an!
9. fijo ( 04/11/2005 22:34)
miaraka amin'ny cafe ka.amin'izay tsy matory.
10. cutie ( 05/11/2005 06:13)
sonwin [ Valio ] 05-11-2005 01:18:12
Lohateny : Re : Fitiavana marina
any amin'ny boite de nuit

za koa toa any :-D
11. Missie ( 05/11/2005 10:34)
fijo> ieuh cafeuhh o leuhh beuhhh hihihihi miaraka am mofo dipaina klé:-D
12. akamatiana ( 05/11/2005 23:28)
Missie zah any am z tinjy andehanako :-P:-P
13. hesham ( 06/11/2005 00:47)
za hiasa fa mande be ny bizina amin`io andro io kou .:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
14. Missie ( 06/11/2005 18:51)
Bold textItalic textUnderlined textAkamatiana> za any ampegonana Paris miaraka am famille sy ny namana no Hanao reveillon de mialaka zany tsika koa ben si ça te dit:-)
Hesman> de inona noouny biznenaouhh amnio so de mba mahasoa :-D
15. akamatiana ( 06/11/2005 19:32)
Missie> ieuuuuuh zah kou ho any zany , fa zah tsy hanao cholale foutsny an :-P:-D
16. Missie ( 06/11/2005 19:48)
akamatiana> tsisy cholale ka hihihihihi fa i RIja lasolonjaibe sy les adelines azany no mira koa fa tsy cholale de sinon euh participation tsika tonga ao koa hihihihihihi!!!!
17. akamatiana ( 06/11/2005 20:02)
Missie> hihiihi d hilan'i TJ veuuuh ataontsikany :-D:-D:-D
18. Missie ( 06/11/2005 20:24)
akamatiana> ao fa atoko invité pecialina izy hihihihi de tokou mila privée wanjy :-D
19. akamatiana ( 06/11/2005 20:34)
:-D:-D:-D ôtsany hilay an :-D:-D
20. hesham ( 06/11/2005 20:38)
Missie:

Hesman> de inona noouny biznenaouhh amnio so de mba mahasoa :-D

Mahasoa ahy irery ilay izy ka hihihihihi .Tsy zany manko fa ny ola aty kamo hiasa doli amin`io andro io nefa za tsy mirara na miasa na tsia satria tsy mba misy fianakaviana iarahamifaly fa irery e , ntsooo beu za eeee hihihihi fa za courage fona ka .Raha miasa za io andro io dia 2X ny karama nefa ny tips koa bedabe .


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.0204