Mitady an'i Erika JOERG !

1. xxx ( 04/11/2005 14:53)
Izay mahita ka mahafantatra an'i Erika JOERG mba lazao aminy ity antso ity : vehivavy gasy tao @ ESCALE no mitady! tsy niova ny phone-ko sy ny ville ipetrahako!Namana tena mahafinaritra ianao nefa dia tsy hita intsony na ny adiresy na ny n° phone! mba contacteo e!
novalian'i xxx ny 13/11/2005 13:39
2. mandrindra ( 04/11/2005 15:34)
firy ilay phone tsy niova ?
3. xxx ( 04/11/2005 16:35)
mandrindra > ianao angaha no izy?
4. xxx ( 05/11/2005 00:02)
mandrindra:

firy ilay phone tsy niova ?



eny hoa tsy niova nenah ny n° ko!fa tsy omeko eto fa efa fantany! enao kou manadala an!
5. monstre ( 05/11/2005 09:52)
Adinoy i fa efa maina sy nihintsana ny ravina tao anjaridaina!
6. hesham ( 06/11/2005 00:49)
Gasy ve sa vaza sa zapone le olona :-D:-D:-D:-D
7. xxx ( 13/11/2005 13:39)
gasy le olona kah!ny gasy ne be metisazy be e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2434