Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
fiaritiana ( 28/10/2005 22:41)
lasa aiza
Salama daholo o!! Saika mba hanontany aho hoe: ary lasa aiza vetivety teo ilay tononkaloko SANS TOI nosoratako tao amin ny vetso; sady tsy hitako tao amin ny lisitry ny tononkaloko no tsy hitako eo ... suite
répondu par fiaritiana le 15/11/2005 13:54
jhouhlambout ( 28/10/2005 14:09)
SERASERA taloha
Ho an'izay liana hijery ny takalaka serasera t@ endriny taloha: http://web.archive.org/web/20020802234014/http://serasera.org/... suite
répondu par bichette le 31/10/2005 07:28
notron ( 28/10/2005 12:36)
Ha ha ha ha ha ha ha ha ha ha
:lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol:... suite
répondu par Veloo le 22/11/2005 21:39
xxx ( 28/10/2005 11:59)
vehivavy mampirafy!
Lazaina matetika fa ny lehilahy mampirafy ! toa mbola azo handeferana ihany satria lehilahy hono !!Fa raha ny vehivavy kosa no mampirafy de ahoana no handraisanao azy ??Inona no antony,tena misy toko ... suite
répondu par fotsy le 16/02/2006 12:30
xxx ( 28/10/2005 11:11)
de ahoana re raha...
de ahoana re raha tao @ saha edena ka rehefa nilahatra teo anatrehan'i adama daholo ny biby rehetra mba hijereny izay ho namany akaiky ka ny saka na alika na gidro no tiany kokoa e? de izay vao nisy e... suite
répondu par hesham le 06/11/2005 15:57
vegas ( 28/10/2005 10:43)
Dinika manokana nofafana.
Mangataka fanazavana kely azafady. Maninona no voafafa ny dinika manokana nosoratanay nefa izy efa hoe dinika manokana? Tsy natao ho an'ny besinimaro fa efa mba privé. Misaotra amin'ny fanazavana.... suite
répondu par pissoa le 30/10/2005 18:15
estine ( 28/10/2005 07:23)
Tonga aloha dada,tsy de mivoaka firy tsony neny!?
Izany tokoa no hoe miaramiasa ny zavatra rehetra ,nikatona andro vitsivitsy izay ny FPVM ,mody aloha dada fa tsy manao Asanan'Andriamanitra sy tsy mivory any ampiangonana.I neny koa ao antrano fona . ... suite
répondu par estine le 07/11/2005 08:52
angelgirl ( 27/10/2005 18:39)
bandy any @ lettre
ahoan nareo @ reny bandy any @ filiere lettres ireny no misy azy.Natokana ho an'ny vehivavy ireny .Any @ be atidoha no natokana ho an'ny lehilahy.... suite
répondu par angelgirl le 22/12/2005 12:42
angelgirl ( 27/10/2005 18:38)
bandy any @ lettre
ahoan nareo @ reny bandy any @ filiere lettres ireny no misy azy.Natokana ho an'ny vehivavy ireny .Any @ be atidoha no natokana ho an'ny lehilahy.... suite
répondu par RADOUXE le 26/11/2005 19:18
diamondra27 ( 27/10/2005 11:27)
moulin à parole
ahoana no atao rehefa leo mihaino olona iray ianao fa izy foana no miteny, na ankizy zany na olondehibe?... suite
répondu par Veloo le 18/11/2005 19:55
diamondra27 ( 27/10/2005 11:09)
femme
nisy bandy roalahy hono zany tafaresaka fa zatra ny mangalapinana loatra de mba mifampizeste : de hoy ny iray hoe: za letia ny femme fatale no tena tiako a!, de namaly ny ray hoe: ny ahy ndray femme s... suite
répondu par Veloo le 22/11/2005 21:41
ftma ( 27/10/2005 10:45)
Fisaorana an'i Hery sy ny namana nanampy azy ao
Tena hita tokoa ny finiavana ataonareo tompon'andraikitra anatsara antrany ity takelaka ity dia tsy ho hay ny tsy hisaotra anareo, indrindra i Hery niasa mafy be tao omaly. Misaotra betsaka fa dia te... suite
répondu par kally le 27/10/2005 14:55
jentilisa ( 27/10/2005 09:08)
Mitady fiaraha-miasa indrindra ny ao Soisa na Frantsa na...
Ato angamba no azo ametrahana ity zavatra kasaiko atao ity. Somary manahirana nefa nataoko noho ny ilako azy maika tokoa. Nampanafatra boky tamin'ny alalan'ny Librairie Saint-paul aho tamin'ny vola... suite
répondu par LazaRandri le 28/10/2005 02:05
xxx ( 27/10/2005 07:34)
zay
sô de mba misy manana ny tonony le hiran'i ZAY le "EFA NOMEKO" iny kay azfd...:lol:... suite
répondu par ranjaranja le 01/12/2005 20:37
tsimiandravola ( 26/10/2005 19:41)
Ny fitahian'ny Razana
Inona no tokony ho azo na inoana ny amin'ny fitahian'ny Razana izay ninoan'ny Ntaolontsika.Resaka filozofia izany,ary tsy misy ifanerena ny hino azy.... suite
répondu par lapino le 12/11/2005 15:53
sambatra ( 26/10/2005 12:03)
Pôlitika vaovao
Salama ny Namana rehetra, Ampitiavana be no anoratana sy izarana ny eritreritra aminareo. Namako daholo na dia ny mpakahala ahy goavana indrindra aza. Hatramin'izay, ny zava-nisy tao Dago dia mi... suite
répondu par zakilinina le 01/11/2005 20:17
ari.malala ( 26/10/2005 10:09)
niantso teo ny...
Teo am-pijerena tele ony zany le lhl ray, miady tsara ny bol ary ef ande hahafaty ny ekipany...Tampotampoka eo tamy avy any ny vadiny tonga d velo lapaly b eo an-tampon-dohany, gaga ingahy d nanontany... suite
répondu par Veloo le 22/11/2005 21:12
dadabe ( 26/10/2005 05:32)
mba toroy hevitra e
hono hoa ry zareo ,tsy haiko na resaka efa nandeha teto izy ity na tsy, fa aleo manotanitany foana. sao mba misy mahalala hoe,ny tongolo gasy moa mampidina sa mampiakatra tension?tahaka izany koa ny ... suite
répondu par diamondra27 le 13/12/2005 14:59
pitdra ( 25/10/2005 21:55)
LE VAZO HH OE E !
Za zany mba te anontany ,,tena tsy aiko mintsy hoé ahoana no fomba i-accédeko ao am radio vazo gasy , fa misy hira tediaviko saika ho angatahako mintsy satria tsy itako ao !! hira rap... suite
répondu par hery le 26/10/2005 08:09
pitdra ( 25/10/2005 20:45)
angataka hira !
Bonjour , poi'dr ihany !! je vient de france et vazo gasy est le seul site qui peut étouffer mes désirs !! il fait longtemps que je cherche la chanson " sedra " de jeedai et randy ! c'est du ra... suite
répondu par pika le 26/10/2005 09:58
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.9838