Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Nickovy ( 23/10/2005 20:05)
sarin'inona?
Andray marina! Gaga be aho indray andro nahita tami'ny Jeune Afrique Intelligence fa ny dikan'ny Homosexual amin'ny teny gasy hono dia "SARIMBAVY" Dia mba marina ve izany? Dia ahoana ilay hoe "SARINDA... tohiny
novalian'i lapino ny 18/11/2005 15:51
maditra ( 23/10/2005 19:06)
ny malagasy ankehitriny.
Ireto avy ny vokatry ny tsy fandalana ny maha-malagasy, amin'ny fahitako azy: -Tsy manana ny maha izy azy intsony ny Malagasy. -Izay rehetra hita amin'ny tele sy video tian'ny zatovo hatao daholo sa... tohiny
novalian'i angelgirl ny 12/11/2005 20:43
hery ( 23/10/2005 16:32)
Karajia MIRC fitaovana tsotra hiresahana mivantana
Manomboka mikarakara tsikelikely ny KarajiaMIRC izahay, fitaovana tsotra izay ahafahana miresaka mivantana avy hatrany ao amin'ny serasera.org Indro ary mivoaka ny tao alpha 0.1 faran'izay tsotra ind... tohiny
novalian'i hery ny 24/10/2005 21:06
Noslid ( 23/10/2005 10:00)
Nahoana kay
Rehefa dinihina dia miha mitombo be ny isan'ny tanora, indrindra ny ados Homo. Inona ny antony? Sa lasa lamaody le resaka sex?... tohiny
Nickovy ( 23/10/2005 09:41)
Famadihana?????
Dia lasa ny saina ry zareo hoe avy aiza marina ny fiandohan'ny famadihana? Toa samy manaja Razana daholo nyankamaroan'ny Afrikanina saingy toa isika Malagasy ihany no mamadika (indrindra ny fomba ao I... tohiny
Herimiafina ( 22/10/2005 16:20)
I mopera sy ra-mamadou, hehehehehe
Teraka zany ny vadin'i Ra-Mamadou de fotsy be, de gaga be ileiry de nakany amin'i Mopera miaraka amin'ny zazakely, hehehehehehe. De nanontany an'i mopera i takaka hoe fa maninona ity zaza ity no fo... tohiny
novalian'i Veloo ny 04/11/2005 18:20
ravatorano ( 22/10/2005 09:28)
jirama sy ny delestage : mikaikaika ny mpanjifa
nivory omaly ny lohandohan 'ny mpisorona ao amin ny jirama ary dia nisy nanambara re tamin ny fahitalavitra fa mbola any amin ny taona a2007 any vao ho afaka ny delestage na fahatapahan 'ny jiro amin'... tohiny
novalian'i pakopako ny 17/12/2005 23:16
Levy ( 21/10/2005 14:15)
Tovovavy na vehivavy mitory fitiavana amin'ny lehilahy na...
Mbola vitsy ny vehivavy na tovovavy sahy mitory fitiavana avy hatrany @ lehilahy ( teny mivantana na an-taratasy), ankoatry ny fihetsika sy ny sisa...Fomba fijeriko, azon'izy ireo atao tsara izany, t... tohiny
novalian'i kala ny 29/11/2005 14:49
manova ( 21/10/2005 13:33)
morondava
Mitady olona avy any Morondava raha mba miisy mahafantatra e... tohiny
ari.malala ( 21/10/2005 13:23)
tsy te ho sitrana?...
Tonga tao @ cafe anankiray ony zany Jesoa d niditra d niarahaba ny ol rehetra tao : manahoana daolo e, za Jesoa. D tsisy nino ny ol tao, aiza ko no haha Jesoa anareo fa tssss! d namaly ihany izy we za... tohiny
novalian'i Veloo ny 16/11/2005 18:10
diamondra27 ( 21/10/2005 11:23)
mitady mpianatra tao barikadimy toamasina
Miarahaba anareo rehetra ny tenako. Dia mba mAngetaheta ny namana zay nianatra tao barikadimy t@ 1987 - 1991 e! Mba mahafinaritra manko le matsiaro ny fahiny e!... tohiny
novalian'i xxx ny 26/10/2005 11:41
methode ( 20/10/2005 23:05)
Tolo-kevitra momba ny valin-kafatra
Mba hahatsara ny endriky ny valin-kafatra amin'ny olona iray mivantana dia [b]tsidrio aloha ny hoe valio[/b] vao manoratra ny valin-kafatra ianao. Izany hoe toy ny mamerina ny mandika ilay nolazain'ny... tohiny
novalian'i namanao ny 21/12/2005 11:51
boubounezy ( 20/10/2005 18:44)
glady
ho antsika zay glady be otranà na kely2 no za; na lah na vhv andao mba hiresaka momba ny tavy, dé zé afaka manoro hevitra kou mou dé afaka miresaka @nay fa hevitra ho any glady no ilaina eto.... tohiny
novalian'i ariel ny 26/12/2005 19:01
vegas ( 20/10/2005 17:59)
Heritreritra kiadaladala fa mety mitombina
Sao dia tokony fafana ny lohateny efa mihoatra ny tapabolana na ray volana fa efa tsy hita tsony ze maha vaovao tselatra azy? Amizay izy tena hita oe mitselatra tokoa, zay mianahana any de ho taraiky ... tohiny
vegas ( 20/10/2005 17:05)
Bandy midrague rahavavimbadiny
Euh... mba te anontany kely ny hevitrareo. Betsaka ve ny cas ohatran'io efa itanareo? Curieux be! Vadin-joky kilalaonjandry tokoa ve? Na koa oe vadinjandry kalesan-joky? lol... tohiny
novalian'i Ragadona ny 16/11/2005 11:13
diamondra27 ( 20/10/2005 11:40)
ovy
inona daholo no azo andrahoina na ampiarahina @ ovy?... tohiny
novalian'i cheboman ny 05/02/2006 11:02
hery ( 20/10/2005 11:37)
Toa izao ny fetin'ny namana dago
Sendra nijerijery ny zava-misy tany ho any aho dia nahita zavatra maromaro :-) anisan'izany ny fihaonan'ny Namana Serasera Dago tany Antsirabe. http://serasera.skyblog.com/ ange e. Dia angamba hampari... tohiny
novalian'i fijo ny 18/11/2005 22:33
ratole ( 20/10/2005 10:37)
Fanamboaran-dalana
Hamboarina hono ny lalana eto madagasikara ka ny lalana Antananarivo-Fianarantsoa no hatao fanadramana. Toy izao no fomba hanamboarana azy : rehefa mankany Ftsoa dia midina foana ary rehefa avy any F... tohiny
novalian'i Veloo ny 10/11/2005 17:48
xxx ( 20/10/2005 09:16)
Andro soa
Mba mitady maika ny tonon'ny oh happy day @ teny malagasy! Misaotra ê!... tohiny
novalian'i Veloo ny 28/10/2005 01:49
bichette ( 20/10/2005 08:10)
GRIPPE AVIAIRE SY M/KARA
Salama daholo o ! mba ahoana ny gasy amin'io grippe miely be io ? ... tohiny
novalian'i kally ny 20/10/2005 15:28
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.7308