I mopera sy ra-mamadou, hehehehehe

1. Herimiafina ( 22/10/2005 16:20)
Teraka zany ny vadin'i Ra-Mamadou de fotsy be, de gaga be ileiry de nakany amin'i Mopera miaraka amin'ny zazakely, hehehehehehe.

De nanontany an'i mopera i takaka hoe fa maninona ity zaza ity no fotsifotsy nefa enao irery mopera no fotsy hoditra eto antanana eto. hehehehehe

De tsy taitra akory mopera nanao hoe, génétique izany anaka, toe-javatra tsy tokony hahagaga izay. De napiany hoe:
"hitanao iretsy ondriko iretsy? Jereo ytsara fa fotsy daholo nefa misy mainty iray io afovoany io".

De nikorapaka be ra-Mamadou hoe, "aoka ihany mopera, aza tenitenenina le momba anlé ondry de tsy teniteneniko le momba an'ity zanako ity"
hehehehe=))=))=))=))
novalian'i Veloo ny 04/11/2005 18:20
2. xxx ( 22/10/2005 17:05)
inona no hevitra ambadiky ny blagy? misy koa gasy fotsy be hihihi
3. Herimiafina ( 22/10/2005 17:10)
De nisy nahita hevitra ambadiky ny blagy kou marina mafy, hehehehehhee:-D:-D:-D:-D
4. jajaf401 ( 22/10/2005 18:25)
Mbola misy blagy ressemble amizany hitako le anona ah!
Fa mangataka amin'i ra-Hery na halefa eto na @ toeran-kafa, miandry oh!
5. zandikely ( 22/10/2005 19:47)
Hihihi,
Herimiafina: Efa hitako io blague io miaraka aminy caricature.
Dikany:
-Zanaky ilay mompera ilay zaza koa.
-Ilay ondry mainty dia mety tany koa Ra-Mamadou.

Voa mafy Ra-Mamadou. Tandremo ihany ry zalahy ireny mompera ireny.

6. Nickovy ( 22/10/2005 19:54)
ka inona moa izany fa mompera vaky damizana ka samy miala zanako. Ary i ra-mamadou indray dia toy ny saribao latsaka an-koba ka miaritra ny ..........eh!
7. maditra ( 22/10/2005 21:31)
toa efa "deja vue" teto izany ilay blague ke.
8. Herimiafina ( 23/10/2005 02:15)
Tena efa deja vue marina, tohizo ary ry jajaf401 le anao mitovitovy amin'ny anah a, hehehe:-D:-D:-D
9. dadabe ( 23/10/2005 06:58)
oadray le ,inona koa aza ity le ,de manao @ ondry ve zany ilay ramamadou??????tsy aleoko ihany ve :@
10. jajaf401 ( 23/10/2005 08:48)
Efa nisy olo mivady niteraka loko maromaro indray ah (4 tsy nisy nitovy kolera), ny antony dia ilay ramatoa ihany no miteraka fa ny vadiny tsy miteraka (momba); de nisôma ratsy arak'izay azony natao ilay ramatoa mba hiteraka maromaro, de nivoaka amizay izy 4 mianadahy. Fa tato afara zany nisy arabo nanalan'ilay ramatoa azy faramparany, kanjo tsy nahitany zaza intsony;
de ny fahadimy amin'ireo zaza zanak'ilay ramatoa zany de zanaky ny bandy eo amin'ny tanàna ihany;
Nony lehibe ireo ankizy dia nivoaka tsikelikely ny fanontanian'ireo ankizy (curiosité zany), de nanontany ilay farany hoe "fa maninona Dada izahay jiaby no tsy mba nisy nitovy tarehy"??
De valy boraingina fotsiny ny an'i dada hoe zaran'ialahy aza tsy violet hoy izy ; angamba ilay arabo angamba violet!! :-D:-D:-D:-D:-D
11. sonwin ( 23/10/2005 20:43)
:°)he he he
12. sonwin ( 23/10/2005 20:44)
:°)he he he
13. Herimiafina ( 24/10/2005 04:18)
Arabo extra-terestra. hehehehe=))=))=))=))
14. ari.malala ( 24/10/2005 05:53)
:-D:-D:-D:-D
15. dadabe ( 24/10/2005 06:05)
:evil::evil:
16. pika ( 24/10/2005 07:13)
za koa mba gaga ry maditra ko :lol:
17. sasa ( 24/10/2005 08:12)
:-D:-D:-D:-D efa heno le mamadou io an
18. mamzelkely ( 24/10/2005 08:18)
o ra force a.... za efa déjà vue marina io ky a...:-*
19. dadabe ( 24/10/2005 10:01)
rey razako oo,mifanoroka imasombahoaka ireto kilonga marina :{:{
20. ari.malala ( 24/10/2005 10:04)
tonga ndray le mpiantso razana!!! refa t hoany r'ingahy b d ndana fa mampatahotra kilonga a!:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3165