I mopera sy ra-mamadou, hehehehehe
24. ari.malala
(
24/10/2005 10:48)
hihihi mivanjavanja mampatahotra njaya ry lery ko! :-D:-D:-D:-D sa kenda sa nitohana tsy nahalatsaka ty dadabe e:-D:-D:-D:-D:-D
27. mamzelkely
(
24/10/2005 11:34)
dadabe< iza ko no mifanoroko eo ajanona wa le môly fa ts mety tsony..:-D
28. ari.malala
(
24/10/2005 12:01)
dadabe, fa iza no maditra eeee! enao zao no bedy lava eo @ io molindozanao io fa io ihany no mampidega anao eo :-D
31. dadabe
(
25/10/2005 05:00)
arimalala efa hoe toi hoaa henjy tsala fotsiny dia ny lalana zorina sao menjera eo :°)(l):°) :@
tsy tian'i toi angaha sasa?? sady lery bogany ihany a:-$
Mpandefa : mamzelkely [ Valio ] 24-10-2005 13:34:37
Lohateny : Re : I mopera sy ra-mamadou, hehehehehe
dadabe< iza ko no mifanoroko eo ajanona wa le môly fa ts mety tsony..
tsy tian'i toi angaha sasa?? sady lery bogany ihany a:-$
32. mamzelkely
(
25/10/2005 06:05)
dadabe< ajanony wa io môly io fa taiza ary zay sy sasa no nifanoroka..:-D
35. Herimiafina
(
25/10/2005 06:56)
Ka ny maoly anie hono mamoha masompanahy e, sao de efa nifanoroka kosa ny fanahinareo sy sasa? hehehehe:-D:-D
36. mamzelkely
(
25/10/2005 07:35)
herimiafina< euhhhhhh zay njay alo no ts haiko fa ôtrany ts henoko e..:-D:-D:-D
37. sasa
(
25/10/2005 10:46)
dadabe:
arimalala efa hoe toi hoaa henjy tsala fotsiny dia ny lalana zorina sao menjera eo :°)(l):°) :@Mpandefa : mamzelkely [ Valio ] 24-10-2005 13:34:37
Lohateny : Re : I mopera sy ra-mamadou, hehehehehe
dadabe< iza ko no mifanoroko eo ajanona wa le môly fa ts mety tsony..
tsy tian'i toi angaha sasa?? sady lery bogany ihany a:-$
Wadray lety Dadabe marina, fa inona no idirako amzany klé, nareo sy mamzelkely no eo fa aza ampidirina aty amiko aty :-D:-D
39. dadabe
(
25/10/2005 11:35)
zah kounkou aza mbo gaga ko :°):miam::miam:
efa tsy nisy moly iny zao aaannn!!o^o
efa tsy nisy moly iny zao aaannn!!o^o
40. mamzelkely
(
25/10/2005 12:18)
hitanao zany ry dadabe fa vô najanonao le môly de tonga saina enao we misy zvt ts norma..:-D