jirama sy ny delestage : mikaikaika ny mpanjifa
1. ravatorano
(
22/10/2005 09:28)
nivory omaly ny lohandohan 'ny mpisorona ao amin ny jirama ary dia nisy nanambara re tamin ny fahitalavitra fa mbola any amin ny taona a2007 any vao ho afaka ny delestage na fahatapahan 'ny jiro amin' ny hariva eto antananarivo sy eto Madagasikara izay manontolo.
Voalaza tammin 'izany fa mbola tsy afaka miodina ny centrale hydroélec any sahanivotry AntsirabeII amizao ary ny toetry ny andro dia tsy hahafahana mampandatska orana artifisialy any Mandraka sy namorona mba hahabe ny rano.
AZmizao aloha dia rah ny eto antananarivo no jerena dia indroa na intelo tapaka ny jironisan andro ary samy manana ny fotoanany ny faritra tsi1-1.
Ny mahagaga fotsiny dia izao vao niteny Ingahy Ra8 fa tsy hi privatisé an io jirama io izy dia ny ampitson 'iny dia lasa indroa tapaka ny jiro amin ny alina ary manginy fotsiny amin ny maraiana.
Fifandrifian javatra v sa tena ambadika politika sy manifika amin ny fika ratsin dry zalahy voalaza fa b vinany ao ????????
Amizao fotoaan izao dia vao tonga any antrano ny mpiasa dia manenjika mahandro haigana sao dia mihinambary maizimaizina ao , ny ankalareian ny mponina efa zatra elekitirisité elab izay tsy hahavita amin ny labozia na d iny aza sisa azo ampesana aloha satreia vitsy ny hahatakatra group electrogène.
Ny moianatra kivy amin ilay jiro mitsilopilopy d aleony matory mifoha maraian mbola io fa tapaka ilay jiro d aoana izany ? ? ? ? ? ?
Voalaza fa isan'ny tsy nahatratrarana ilay indice de croissance ho 7% ny delestage fa za mino fa raha mbola amin'ny 2007 zany vao tena hiverina amin'ny laoniny io jiro io d maro b ny fiantraikany : ny fahsalamana eo amin'ny maso , ny fitontonganan ny salan isan ny mpianatra ho afaka fanadinana ,ohatra ireo ary ty mety betsak bny hop sorena satria hay zany amin ny modilina(mondial)2006 mbola gidraka b ny jiro:evil::evil::evil:
lava loatra ravatoa h

novalian'i pakopako ny 17/12/2005 23:16
2. LazaRandri
(
22/10/2005 09:40)
mahazo mifaninana mivarotra angovo ve anefa aloha ny tsy miankina ankoatran'ny groupe TIKO?
3. ravatorano
(
22/10/2005 11:00)
ilay resaka group tiko tsy haiko fa mahazo mifaninana kah satria efa misy izao any societé vahiny hitrandraka momba ny energie eto amitsika.
4. Fanja1
(
22/10/2005 14:11)
ravatorano ! io raha mbola tssy ny concurant de hitohy ort'izao foana!ilay hevitra systeme solaire nataonjy zareo andrana any afrike zao mety ho tsara fa lafo be aloha e! mampalahelo... de inn no hevitra hono?
7. Herimiafina
(
22/10/2005 14:20)
Ny orana tsy misy fa ny renirano en étiage mandavantaona feno.
Sady ny fihenan'ny debit tsy orana fotsiny fa ny lit des rivières no miakatra fa tsy ampy draguage.
Ny fitaovan'ny Jirama efa fitaovana tamin'ny fanjanahantany, kely rendement.

8. Fanja1
(
22/10/2005 14:22)
herimiafina de tokony ny materiel zany aloha zao no havoaozina maika be
9. Herimiafina
(
22/10/2005 14:41)
Raha ny tokony ho izy de ny entretien alou no mila jerena, ny rendement ny turbine sy ny alternateur.
Jerena koa ny consommation be loatra ny groupe éléctrogèene an ny générateur.
Raha tsy mety de mila mividy vaovao.
Raha handany vola ihany, mila jerena raha tokony hanao infrastructure vaovao eny amin'ny renirano sasany.
De avy eo mila plannifier-na tsara ny draguage, ny protectiond es bassins versants, etc.
Inoako fa intéressant à faible cout ny manao izany noho ny hampiditra énergie éolienne na masoandro na nucleary.

10. jajaf401
(
22/10/2005 14:57)
Toa tsy concurable ilay jirama fa mahay maka fon'ny fanjakana kah, ka aza mba mifaninana aminy enao ihany no reraka;
teto angeh efa nanao antso i Henri Fraise, manana group plus que nan'i jirama fa tsy nomena eh!! tsy haiko antona fa zà fotsiny nihevitra fa fiaraha-miasa entre jirama sy Rafanja eh :-D:-D:-D:-D

11. routa
(
22/10/2005 15:11)
tena mafy ka ny tena loza de io labozy io no tena mitarika haitrano betsaka nefa koa ny mpamonjy haintrano aefa tena mampalahelo tena nijaly e!malahelobe aho rey olona oooo!:(:(:(
12. Herimiafina
(
22/10/2005 15:11)
Mila sokafana ve ny tsenan'ny électricité sy eua any amintsika, ampidirina ny concurence sy ny marché libra? mety ho izay koa ny solution mety amin,izao saingy misy maharatsy azy ihany izany (Transfert de devise et des valeurs ajoutées). Vola tokony hijanona ao antoerana lasa makany ivelany.
13. jajaf401
(
22/10/2005 15:47)
izay tsy hampanahirana ihany ry hery tadiavina ah; ny aty efa maizina aloha amizano eh!
14. Herimiafina
(
22/10/2005 15:52)
Le olana mantsy ze prézida eo toa tsy dia manaja laotra le tena andraikiny hany ka mibolila foana amanao jadona, mikitikitika ny zavatra tsy mifanaraka amin'ny constitution rehetra.
Raha ny tokony ho izy nefa ny prezida dia symbolika fotsiny fa ny praiminisitra no mitondra ny tena baolina.
Dia izay anefa no hiheveran'ny olona sasany fa andrikitry ny prezida.
Fa raha tena tia tanindrazana izy dia praiminisitra ohatra no tena miasa de iny no tokony hidirany.
Raha ireny hevitra entina mampandroso be aroson-dry Voninahitsy sy ry Mailhol reny no jerena dia tsy ny prezida no afaka manao ireny fa ny depiote na ny chef de region.
Un president n'est pas tout et ne fait pas tout, il fait collaborer. zany hoe diplomatie no betsaka.

15. Herimiafina
(
22/10/2005 15:53)
Oadray, mila tsiny, averiko fa mbola tatsy amin'ny resaka Voninahitsy isika. zafady e.
17. Herimiafina
(
22/10/2005 16:25)
Voan'ny tamberintanin'ity size ty zah zany klé, hehehehhehe:-D:-D:-D:-D
Mety marina ihany leisy ry jajaf401 le resaka fanodikodinana lazain-dra8 ao amin'ny jirama ao an, mety mila vanony ry zalahy fa miarana saosy be fananpiana avy amin'ny fanjakana njay.

18. jajaf401
(
22/10/2005 18:48)
saosy be ny ao ra hery eh! tsy ho faty mihintsy ry zareo na manota aza!
19. Herimiafina
(
23/10/2005 02:39)
Tokony hatsangana ny ankety be dirandoza fa manjary tsy afaka manao serasera tsony ny kama rehetra eto raha misy delestazy.
20. jajaf401
(
23/10/2005 14:41)
fa tsy mbola andron'ny ankamoaka angamba zao de tsy tafatsangana aloha io eh! mavozo io jiaby ny ao ambony!