Ny olana rehefa tsy misy na tapatapaka ny jiro dia tsy ho avy eto mihitsy izany Mpampiasa vola vahiny izany raha izay no tadiavina e! nefa nahoana no nametraka izay fanamby hahazo vahiny hampiasa vola izay no tsy mitady vahaolana maika momba ity jiro ity? sa inona ny vahaolana tadiavina? Laisser pourrir???
ny efa eto aza ry jentilisa efa mitady hangoron'entana fa maty antoka
misy mihitsy ary moa ny efa mikatona betsaka io a
be indray izany ny tsy an'asa ny vokany
Ny mahagaga ahy oah t@ kabarin'ingah prezida taty mahajanga t@ vola jona angamba izy iny hoe volana septembre d ho foana ny delestage reha niverina tao m/ga indray i filoha d izao indray ny kabary noho ny tsabôtazy ataon'ny olom-bitsy izay tena vitsy an'isa d tsy tafa indray ny delestage, ny mahagaga d moa ve ny olomaro tsy afaka maheresy ny olombitsy izany, ka raha azoko tsara izany ny tian'i ingah ra8 d mandry ho 0% ny mpanohitra vao ho afaka ny delestage