Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
hery
(
20/10/2005 07:51)
Dia tsy maintsy hosivanina indray ve?
Ny fampidirana ny zavatra rehetra eto amin'ny takelaky ny serasera.org dia napetraka hatrany amin'ny fahendren'ny namana.
Nasiana ny karajia... navela halalaka aloha. Dia indreny ny namana sasany (ts...
tohiny
novalian'i Veloo ny 24/10/2005 20:11
mevazara
(
20/10/2005 05:59)
MITADY ZANAKA MANDRITSARA!
Salama jiaby eh!
mizaha zanaka Mandritsara zay vonona juste ho namana tsotra
indrindra raha eto Paris na manodidina!
misaotra betsaka....
tohiny
novalian'i mevazara ny 07/11/2005 19:51
xxx
(
19/10/2005 21:35)
Ahoana ny hevitrareo?
Raha misy miteny anareo (lahy na vavy) hoe tia anareo. Inona ny havalinareo raha ohatsa ka tsy mbola sur nareo na tia na tsy tia. Ahoana ny fahatsapanareo an'zany , mety tonga de tezitra ve sa modiana...
tohiny
novalian'i angelgirl ny 29/10/2005 21:23
nikopol
(
19/10/2005 15:19)
Drague Academie
Mba afaka misoratra anarana eto ve ze sipa mbola azo kôtiana ...
tohiny
novalian'i lilbon ny 25/10/2005 13:37
xxx
(
19/10/2005 14:35)
Fanontaniana mila valiny tsara
Ahoana indray ianareo amin'ity fiangonana FPVM nohidiana ity tsy hitanareo ho lasa resaka be indray ve izy io , aiza ve ka fiangonana efa niroborobo ity indray ka hidiana dia ho aiza indray ireo olona...
tohiny
novalian'i jentilisa ny 29/10/2005 13:19
notron
(
19/10/2005 13:32)
Taxi-brousse
Ilay taxi-brousse avy any Tamatave hono efa tonga teny Ambodivona vao fantatra fa latsaka tany Brickaville ny motera ee!...
tohiny
novalian'i Veloo ny 28/10/2005 18:57
jajaf401
(
19/10/2005 10:59)
Tny mandroso
Ahoana kay ny tena fomba fitantanana misy eo @ harena fotsiny any @ tany mandroso mahatonga izy handroso e e??
Asa na education mihitsy no tsara ny azy de mandeha hoazy ny fitantanana?
...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 22/10/2005 14:30
pika
(
19/10/2005 09:52)
banky iraisampirenena eto dango
araka ny valandresaka nataony omaly dia ahenany ny vola ampiasana ho fanapiana an'i madagascar noho ny asa hitany fa tsy vita ara-potoana sy ny zavatra hafa tsy vita ary eo koa angamba ny resaka JIRAM...
tohiny
novalian'i jamal ny 01/11/2005 06:57
daran
(
19/10/2005 09:04)
PARADISA
Aiza marina moa ny paradisa ry zareo a: any an-danitra sa eto an-tany?...
tohiny
novalian'i jentilisa ny 29/10/2005 13:18
LazaRandri
(
19/10/2005 06:42)
Zafy in America
tsy hitanareo mitovitovy ve io film io sy ilay hoe "guru" ? hahaha
...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 11/11/2005 05:42
bichette
(
19/10/2005 06:33)
TSY MENDRIKA AHO EKEKO IZANY
mibolisatra indraindray na dia efa mitandrina tsara izao aza isika olombelona. victime matetika amin'ny fitsinjovana loatra ny hafa, manampy ny hafa kanjo ny tena no ao andavaka, tsy maninona fa assum...
tohiny
novalian'i jentilisa ny 28/10/2005 08:26
pika
(
19/10/2005 05:20)
tsy misy miala eo
nareo ve mahatsikarika hoe rehefa i herimiafina sy hesham no eo tonga dia dialogue vita azy irery ny sehatra, tsy misy manaiky ho gisitra
mahafinaritra ny mijery azy a
tsiky fotsiny tsy misy tezitr...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 24/10/2005 20:07
hesham
(
19/10/2005 03:08)
mi charge pil
Mbola mi charge pil anga herimiafina??...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 24/10/2005 20:09
xxx
(
19/10/2005 02:12)
Serasera 24 h
Herimiafina = serasera 24h :-D:-D:-D:-D...
tohiny
novalian'i Veloo ny 04/11/2005 20:54
LazaRandri
(
19/10/2005 01:00)
Tournoi boxe politique
Quart de finale. Iza no ho tafakatra amin'ny fifaninanana boxe? Iza no KO premier tour de vita?
Voninahitsy vs Mailhol
Ravalo vs Pierrot
Herizo vs Ratsirahonana
Ny Hasina vs Zafy
...
tohiny
novalian'i Ralay ny 01/11/2005 17:41
LazaRandri
(
18/10/2005 23:51)
Fangataham-bavaka
Mihaino sy mamaly vavaka Andriamanitra. Koa andao ary isika tsirairay samy hifampitondra amim-bavaka, sy hizara izay vavaka tiany atao. Azonao atao ny milaza rehefa nivaly ilay vavaka, azonao tazomina...
tohiny
novalian'i jentilisa ny 31/10/2005 14:22
fisher
(
18/10/2005 16:30)
Akamantatra e!
inn ary zany : "ny velona milanja ny maty ary ny maty milanja ny velona" ô:?::?::?::?:
=))zany d tsy hainy o=))=))=))
az mbola miteny aloha le mahay fa tssssss:-$...
tohiny
novalian'i raherivelodiary ny 30/07/2015 18:15
Levy
(
18/10/2005 15:57)
Ny fihavian'ny Malagasy !
Efa mety nandeha teto ity loha-hevitra ity, maro ny hevitra, na boky milaza ny fiaviana na niandohan'ny malagasy ! Toa mifamahofaho ihany indray2! Fa rehefa miala ao Dago ianao, vao mametra-panontania...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 23/10/2005 03:44
maintsokely
(
18/10/2005 12:46)
fanotaniana
Hono ho aho ry zareo sao dia mba mahalala ianareo.
Lany amin'ny 30 oct ny passeport-ko. inona no tokony hatao hanalavana azy?
Tsy maintsy makany amin'ny ambassade gasy paris ve? Izaho aty amin'ny ...
tohiny
novalian'i maintsokely ny 21/10/2005 10:55
hery
(
18/10/2005 07:38)
Fetran'ny taonan'ny namana
Mba fitsapana ny hevitry ny tsirairay ato fotsiny ihany. Marina fa efa misy ny resaka izay natokana manokana ho an'ny olon-dehibe ato amin'ny serasera. Fa amin'ny dinika hafa sy ny namana serasera ami...
tohiny
novalian'i naritsimba ny 21/10/2005 07:28
