mi charge pil

1. hesham ( 19/10/2005 03:08)
Mbola mi charge pil anga herimiafina??
2. Herimiafina ( 19/10/2005 03:34)
Loza fa tena notohizany tato ny resaka.

Zah ngah mandeha pila? Enao rery no mandeha pila. hehehehehe:-D:-D:-D:-D
3. pika ( 19/10/2005 05:13)
tsiki2 fotsiny rahery a na inona lazain'ny sasany na inona e :lol:
ary angaha hono tapaka be ry hesham e :roll:
4. Herimiafina ( 19/10/2005 05:19)
Tara amiko izy io de namorona sizer fitoriana fitiavana be anah, hehe:-D:-D

Bedin'i mamanay ato zah ny farany.
5. jentilisa ( 19/10/2005 05:26)
Fa pile mampandeha inona aloha? :-D
6. Herimiafina ( 19/10/2005 05:29)
Pila mampandeha anlé karazana repondera automatika marika hesham ireny, hehehe hehhehehe :-D:-D:-D:-D
7. ari.malala ( 19/10/2005 05:39)
hay v marika le hesham e hihih

herimiafina a, enao kosa anie manome hery miafina anazy ko aiza ary izy no tsy hotara e :-D:-D andraso lesy izy fa aza lozana a! :-D:-D:-D
8. pika ( 19/10/2005 05:43)
ilay mody tsy hita kely io ao antin'ny politikan'.(l)... daholo izany :-$=))
9. Herimiafina ( 19/10/2005 06:16)
Tô lasa ôtsan'ny tiko tampoka njay iny hesham iny marina, lol hehehehe:-D:-D:-D:-D

Modiny tsy hita njay za, tena favy le politikany, hehehe :-D:-D
10. mamzelkely ( 19/10/2005 07:20)
hein hery a ampesao le hery miafina njay izy e...:-D
11. rongatry ( 19/10/2005 08:32)
tena mampiasa hery miafina an !
mampijaly ankizikely an !:-D:^)

:-* : io nareo sy hesham
12. ravakamalala ( 19/10/2005 08:45)
Mba omeo anay ilay recette herimiafina fa mba te ho ohatranao kou zay a! :P
13. hesham ( 19/10/2005 15:42)
Ary adinonao anga le noresahanao ry herimiafina fa ianao mandeha pil , fa zany hoe rechargalbe ozy ianao .:-D:-D:-D:-D:-D:-D
14. hesham ( 19/10/2005 15:43)
Herimiafina:

Tara amiko izy io de namorona sizer fitoriana fitiavana be anah, hehe:-D:-D

Bedin'i mamanay ato zah ny farany.



Te ho toriko fitiavana anga fa mataotra an`i mama
15. hesham ( 19/10/2005 15:48)
Herimiafina:

Tô lasa ôtsan'ny tiko tampoka njay iny hesham iny marina, lol hehehehe:-D:-D:-D:-D

Modiny tsy hita njay za, tena favy le politikany, hehehe :-D:-D



Maninn raha tonga dia tsorina hoe tiako hesham . occasion ilazana azy anie zao e , aza menatra . Aleo aloha tonga dia valiko hoe tsy tiko ianao .:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
16. menakely ( 19/10/2005 17:25)
anareomiteny an'iHerimiafina iomoa mahataty raha vao miverina eo izy?
17. hesham ( 19/10/2005 17:36)
menakely:

anareomiteny an'iHerimiafina iomoa mahataty raha vao miverina eo izy?

Nga mamono izy raha zay aloha dia atahorako fa ankotrizay za to mahatanty kou .:-D:-D:-D:-D:-D
18. Herimiafina ( 19/10/2005 20:50)
Toa otran'ny mamono be anao le fitiavana anah kou, hehehehehhe:-D:-D:-D:-D
19. ari.malala ( 20/10/2005 06:36)
menakely:

anareomiteny an'iHerimiafina iomoa mahataty raha vao miverina eo izy?



ko manin raha miverina eo izy? herimiafina o, nga enao masika b?
20. Veloo ( 20/10/2005 14:15)
ari a mety masika be io kle :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3395