mi charge pil

21. Herimiafina ( 20/10/2005 15:59)
Te hanandrana ngah nareo? hehehehehe :-D:-D:-D:-D
22. Veloo ( 20/10/2005 16:56)
:roll::^):^)
23. akamatiana ( 20/10/2005 18:19)
:-D:-D:-D:-D
24. Veloo ( 20/10/2005 18:59)
25. Herimiafina ( 21/10/2005 17:36)
Mba mitenena e, asehoy ny hevitra. hehehe :-D:-D
26. Veloo ( 21/10/2005 19:03)
:roll:
27. Herimiafina ( 21/10/2005 20:30)
Inn mba tena dinihinao aty amiko aty e, mitsiriritra an'heritreritra ngah? hehehehhee:-D:-D:-D:-D
28. hesham ( 22/10/2005 00:59)
Herimiafina:

Toa otran'ny mamono be anao le fitiavana anah kou, hehehehehhe:-D:-D:-D:-D



Zavatra efa hamono zany ve dia mbola idirana ihany koraha tsy zefa otranao za kou .:-D:-D:-D:-D
29. Herimiafina ( 22/10/2005 02:31)
Asakasakao kou, enao aza mampijaly tena be amin'ilay fitiavana anah sarotra vonoina be, jereo ty izy marina. hehehehe:-D:-D:-D:-D
30. akamatiana ( 23/10/2005 18:20)
:-D:-D
31. hesham ( 24/10/2005 16:35)
anga afaka mahita ana ianao ntssss ,ianao wa tsy tiko kou .:-D:-D:-D:-D:-D
32. Herimiafina ( 24/10/2005 16:38)
Io hitako be io ianao sy ny zavatra soratanao kou ahoana njay? hehehe:-D
33. hesham ( 24/10/2005 16:42)
nanofy ahy mintsy anga alina de mbola mitoetra ao ny sariko mafatifaty kely iny .:-D:-D:-D:-D
34. Herimiafina ( 24/10/2005 16:44)
Tsy afaka ato antsaiko ny hendrikao, ny rivotra fohako de enao, toa ny tarehinao no hitako eny andalana rehetra eny, eny na le fossy septika ao angaboné-nay aza de lasa mitovy aminao, hehehehhee:-D:-D
35. hesham ( 24/10/2005 16:48)
:-D:-D:-D:-D:-D Fa ianao aloha dia tia zavamaimbomaimbo mintsy e , maty amiko mintsy nefa za tsy maimbo akory .
36. Herimiafina ( 24/10/2005 16:51)
Eeeeh, manao publicité tena ra-hesham klé, te-hilaza amiko ve hoe zah sipa favy fa madio be tsy mba maimbo, hehehehe, tiko fona kambony na mantsina na manitra e, hehehe:-D:-D:-D
37. hesham ( 24/10/2005 16:53)
ka hitako eto mintsy ianao leo maimbo2 dia te hanandrana manitsa otsana hihihihi :-D:-D:-D:-D:-D
38. Herimiafina ( 24/10/2005 16:54)
Efa mba nanala volokelika sy niborosy nify ve kalongany vao niresaka tamiko e? hehehehe:-D:-D
39. hesham ( 24/10/2005 17:01)
fanontanina tokony any aminao zao io apetrakao aty amiko io .:-D:-D:-D:-D:-D
40. Herimiafina ( 24/10/2005 17:41)
Tsy haihay zay mantsy enao de aleo apetraka i9hany sao de mijabaka any zah, hehehe:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1735