Zafy in America

1. LazaRandri ( 19/10/2005 06:42)
tsy hitanareo mitovitovy ve io film io sy ilay hoe "guru" ? hahaha
2. maditra ( 19/10/2005 13:34)
Toa tsy mahare film otran'izany zahay aty.:P
3. Herimiafina ( 20/10/2005 02:16)
Le guru des femmes iny ve, ngah kou zafy tena galifantsy be otsan'ireny? hehehehe :-D:-D:-D:-D
4. LazaRandri ( 22/10/2005 08:10)
iza no mahalala fa ny fantatra aloha dia izy bonaikanaika iny. hahaha
5. Herimiafina ( 22/10/2005 15:20)
Matin'i Terezy amin'izany iny marina. hehehehe:-D:-D:-D
6. cutie ( 31/10/2005 19:52)
efa hitako le "guru", fa tsy tiko de tsy hitako ny farany :-D
7. Veloo ( 31/10/2005 20:51)
cutie :-D:-D:-D:-D
8. Herimiafina ( 01/11/2005 00:45)
Tsara le guru kah, fa le izy otsan'ny conte de fée be fotsiny de otsan'ny mihaino angano izany.
9. Veloo ( 07/11/2005 20:17)
:-D:-D:-D
10. Herimiafina ( 07/11/2005 21:13)
Hiraka hijery ve tsika sy Veloo e? hehehehe:-D:-D:-D
11. cutie ( 07/11/2005 21:26)
aza mijery kambony ry veloo a :-D
12. Herimiafina ( 07/11/2005 21:35)
Fa maninona ry cutie, nenah nge tsy hijery filma loatra no andehanako any fa le eo akaikin'i Veloo ao amin'ny maizimaizina iny no mba tiako e, hehehe:-D:-D
13. cutie ( 08/11/2005 00:05)
hay ve e e
raha zany de mahazo :-D
14. Herimiafina ( 08/11/2005 21:36)
Oui, ary enao io marina ve tsy libra zao raha andeha kely hijery miaraka amiko alou mandrampanaiky an'i Veloo, hehehehehe:-D:-D
15. cutie ( 08/11/2005 21:37)
za tsy tia an'io film io kou :-D
16. Herimiafina ( 08/11/2005 21:40)
Tsy azon'i toi le morsa, le film anie pretexta fotsiny e, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
17. cutie ( 08/11/2005 21:41)
efa haiko mitsy fa zay ny havaly :-D
18. Herimiafina ( 08/11/2005 21:44)
:-D:-DSady zah matory refa any amin'ny salle de cinéma, hehehehehe:-D:-D
19. cutie ( 09/11/2005 04:39)
efa haiko :-D
20. Herimiafina ( 09/11/2005 04:45)
Enao minsty nefa no nadrasako, startegie herimiafina daolo izany, hehehehe:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2706