vehivavy mampirafy!
1. xxx
(
28/10/2005 11:59)
Lazaina matetika fa ny lehilahy mampirafy ! toa mbola azo handeferana ihany satria lehilahy hono !!Fa raha ny vehivavy kosa no mampirafy de ahoana no handraisanao azy ??Inona no antony,tena misy toko ve ?
novalian'i fotsy ny 16/02/2006 12:30
2. fasaly
(
28/10/2005 12:34)
misy vehivavy mampirafy ary ny antony dia mitovy amin'ny antony hampirafesan'ny lehilahy ny vadiny ihany indrayindray, manque zavatra tsy hitany ohatra...amilay vadiny
3. majakely
(
28/10/2005 12:39)
Nefa misy koa vehivavy efa manana ny zavatra rehetra ilay amin'ny vadiny ,fa te hiaina ilay fiainana dangereusement fotsiny!!Ilay manohitra e!!
6. xxx
(
28/10/2005 13:30)
ka na lehilahy na vehivavy ve tsy mitovy ihany e rehefa manambady dia tokony hanaja vady
7. majakely
(
28/10/2005 13:38)
Tokony hanaja ny vadiny ka!Nefa ny fakam-panahy koa anie etsy anilany e!:-D sa?
9. majakely
(
28/10/2005 14:07)
justement misy blagy izay efa henoko zay momba an'io !!
Nisy pretra zay hono teo ampovoana vehivavy anankiroa ! de ny iray milay anie hono zany ee!
fa ny ray kosa de Môsy be de ehe tsy misy irika mihitsy...
de refa mandeh mafy ilay fiara de le midoladola be ireny zany ao anaty fiara:lol:
Raha mankany amin'ilay sipa milay hono i mompera de hoy izy mivavaka hoe:aza avelanao ho azon'ny fakam-panahy izahay ..
fa rah mankany amin'ilay sipa ratsy be iny hono de hoy izy hoe :Fa manafaha anay amin'ny ratsy....
De zay fooona hono no nataony ;;

10. jhouhlambout
(
28/10/2005 14:18)
...dé @ farany: Fa anao ny fanjakana sy ny hery ary ny voninahitra...
11. xxx
(
28/10/2005 14:51)
majakely:
Raha mankany amin'ilay sipa milay hono i mompera de hoy izy mivavaka hoe:aza avelanao ho azon'ny fakam-panahy izahay ..
fa rah mankany amin'ilay sipa ratsy be iny hono de hoy izy hoe :Fa manafaha anay amin'ny ratsy....
diso kely, mino aho fa PASTERA ilay izy satria raha mopera dia hoy izy hoe
Aza avelanao ho azon'ny fitaoman-dratsy izahay
Fa manafaha anay amin'ny ratsy.
16. pitchou
(
29/10/2005 03:53)
ka tsy hita ihany ange izy ity fa toa ny ratsy no hifaninanana fa tsy mba ny tsara e!
19. vale
(
31/10/2005 01:22)
raha ilay vhv mihintsy no mandeha mitady olona hiarahana (otran'ny ataon'ny lhl) dia ratsy be izay!amiko mety vokatry ny fitadiavana sexe fotsiny! misy indray ny vhv mampirafy satria misy tsy mety eo @ fitondràn'ilay vadiny azy,(daroka,mamolava...) ka ny vhv ary fikôty ko! dia adala kosa ve izy tsy hanaiky izay itany fa tia an'azy!ka raha io cas io dia azo leferina iany, fa raha ilay 1 dia tena mendrika torahim-bato fa tsy vhv intsony izany!na lhl na vhv dia misy antony daholo matoa mampirafy! arakaraky ny antony anefa no azo andeferana an'izany na tsia!
20. Herimiafina
(
31/10/2005 01:39)
Tokony hitovy kah, na lehilahy na vehivavy no mapirafy, ny zava-misy fotsiny de refa lehilahy no mapirafy de tsy tantin'ny vevavy, de refa vevavy no mampirafy de tsy tantin'ny lehilahy.
Saingy ny vevavy tsy de be resaka de ny lehilahy foana no mimenomenona matetika dia otsan'ny hoe ny lelahy ihany no tsy mahatanty vevavy mampirafy zany.
ny vevavy nefa no tena be dia be mampirafy noho ny lelahy.