vehivavy mampirafy!

61. fijo ( 09/11/2005 21:50)
ka tsy manitsaka ry vale fa manindrona kely fotsiny an
62. estine ( 10/11/2005 08:15)
fahabangana tina fenona ve no ampirafesana ?
alô koa sipa anao fa izy ohany anie nodab.......eo e8O
63. jaira ( 11/11/2005 10:02)
ny tena mampisy ny olana dia izao isiak vehivavy dia omen('ny fiarahamonina toerana ambony sy mihaja ka refa isiak no mba manodrana di ohattrany hoe efa d iry amiko aloha raha tsy misy atony tena goava be dia tsy tsara isika vehivavy mammpirafy akoatra ny fijangajangan'ny vady dia tsy hitako izay atony hiarako @olona hafa ny vola matsy indrayindray no tena mahatonga tsika hiaraka @olona be qsosy kokoa nohon'ny vady akoa hitandrina ihany ry zareo fa efa be ny aretina a
64. sipagasy ( 11/11/2005 15:28)
ka ny fiainana anie akia cousine mandalo e!!!! dia tsy mba hahita & haheno ny tsiron'ny aty ve vao hody??? hihihih
65. fijo ( 12/11/2005 05:41)
eny wa,somao aloha fa aza avela handalo fotsiny
66. majakely ( 17/11/2005 11:09)
fijo ,,zay mitsy ...hihi:°):°):°)
67. fijo ( 18/11/2005 22:53)
samia misoma e.donia mbola tsara
68. anjeliko ( 29/12/2005 05:40)
Tsa vehivavy za manoratra io fa lehilahy ! Zavatra tsikaritra dia misy ny vehivavy sasany te-hanajanaka fa tsy te-hanambady. Misy indray manambady nefa tsy te-hiteraka sy hanan-janaka. Misy maniry te-hanan-janaka nefa tsy mahazo, misy miteraka maro be te- hampihena. Mifamahofaho tsa hita hoe akory izy ty !
69. Sorate ( 10/01/2006 07:21)
Samy ratsy daholo no andraisana an'zany na lahy izy na vavy : tsisy mampirafy tsara zany
70. kala ( 12/01/2006 15:46)
Milay kosa le resaka ato an! :lol::lol::lol:
Fa tsy milay hoa raha vao hoe mampirafy zany injinja fa hoe vehivavy...:evil:
Sady zao koa ange raha manambady no mampirafy ka raha sendra modofotra de ahoana.Mosie zany mihevitra fa zanatsika io. Nefa Rafotsy mirill kely any ambadika:/:/
Ary io na indray milelak fotsiny d'efa mampirafy rangah...
fa in mou no blem n'ny le vehivavy no mitady any an-kafa?? Revy ve??? Ampianaro le Ramose refa tsy mahay tsara...Vola ve? Ntssssssssss.Atao ampy ze ananana ê! Hitady pb @ saina tsy milamina eo. Raha zà aloha tena manome tsiny an'ireny vehivavy mampirafy ireny ê!:oops:
Io ry malahelo tsy misy pretexte tokony hapetraka we matoa ny vehivavy mapirafy de misy tsy tantiny ao. K'in zay. Io an! araky ny anatry ny ntaolo we : ao an-trano ihany izy no vady ny lehilahy. Fa ny vehivavy kosa tokony hipetraka we : vady na an-tsaha na an-tanana..(l)Asiana :-*:* foana koa de milay foana an
71. Sorate ( 17/01/2006 10:19)
Idéale
72. fotsy ( 16/02/2006 12:30)
le mampirafy ange ry reto ts oe ratsy foana fa mety ahitanao lesona ho am fiainanao. Ra za mbola ts manambady alou de mis lafitsarany le mangalatra kely nefa kosa refa ao anaty fanambadiana de ts tokony ho amzay tsony ny lalana. Sa ahoana ny hvtrao ry fasaly????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6155