vehivavy mampirafy!

41. majakely ( 02/11/2005 06:04)
veloo fa misy inn aki ????:D
42. mamzelkely ( 02/11/2005 08:39)
lalina toko ty ..:-D:-D
43. Veloo ( 02/11/2005 18:54)
majakely a mahagaga aky ato a8O
44. aly ( 02/11/2005 19:20)
Sahala daholo na lahy na vavy
Matoa mapirafy dia mapitahy izy izay
Ka izay hitany tsra no tazoniny ela
Fa rehefa lany ny manja dia miova indray
Satria mitohy tsy akijanona ny fampitahana rehefa zatra na lany na vavy
Tsy samy vehivavy na samy lehilahy anie no miraka fa sexe opposé é!
Efa lasa toa ny biby ka ny sexe no mibaiko fa tsy ny saina intsony sa ahoana?
45. Veloo ( 02/11/2005 19:52)
ayayayyayayay Ali, loza retsy ko
46. ravakamalala ( 02/11/2005 21:59)
sty voatery sexe fona kosa e! hitako am lhl io fa tsy ny ankamaroany koa aloha e! fa ny vhv kosa zavatr hafa no tena tadiaviny fa tsy sexe mihitsy akory (équilibre?)
47. Veloo ( 02/11/2005 22:02)
ravaka a marina zany tenin-njy zany....=D=D=D
48. majakely ( 03/11/2005 05:23)
ye ravaka ,,,ekilibra !!!!:°)
49. Herimiafina ( 03/11/2005 21:05)
Ekilibra sexuelle, hehehehehe:-D:-D:-D
50. Veloo ( 03/11/2005 22:23)
o ry hery a,
ka efa oe tsy sex ko lety ko manondrana :roll::roll:
51. fijo ( 03/11/2005 23:02)
maninona nefa raha tsy mampirafy,fa mba manan kely any ambadika fotsiny e
52. Herimiafina ( 03/11/2005 23:24)
O ry Veloo an, ka le notion d'ekilibra tedavin'ny vevvay kou anie ka mifandray amin'ny sexe.
53. vale ( 04/11/2005 15:12)
fijo:

maninona nefa raha tsy mampirafy,fa mba manan kely any ambadika fotsiny e

ô ry fijo a tsy hainao moa fa ilay manan kely izay d efa fampirafesana? satria tsy ny hoe manam-bady 2 na + fotsiny ihany no ao an-tsaina raha vao hoe mampirafy fa rehefa manitsankitsaka d efa mitovy @ nampirafy iany ianao!
54. vale ( 04/11/2005 15:14)

55. Satchio ( 07/11/2005 19:49)
aza manao resaka mampieritreritra eo ry retoa:(:(:(
56. Veloo ( 07/11/2005 20:04)
satchio a fa ahona no mampieritreritra? inn no eritreretinao ao kay? :-D
hery a zany ve? :-D:-D:-D
57. Herimiafina ( 07/11/2005 20:58)
Ie zany, mifandray amin'ny sexe io le antsoina hoe ekilibra io.
58. mandrindra ( 08/11/2005 16:59)
ohatran'ny ahoana kay zany equilibre sexuel zany ?
59. Satchio ( 08/11/2005 18:43)
Veloo:

satchio a fa ahona no mampieritreritra? inn no eritreretinao ao kay? :-D
hery a zany ve? :-D:-D:-D

Ny ahy any dago ko:snif::snif:,ny ankizy io
60. Herimiafina ( 08/11/2005 22:32)
mandrindra:

ohatran'ny ahoana kay zany equilibre sexuel zany ?

Otsan'ny hoe borosy nahita ny tahony na tahony nahita ny borosiny, hehehehe:-D:-D

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2396