vehivavy mampirafy!

21. majakely ( 31/10/2005 06:51)
non¨¨ ny lelah kosa no tena bediabe mampirafy noho ny vevavy , Herimiafina!
22. Herimiafina ( 31/10/2005 07:10)
non, ny vevavy nefa no tena betsaka saingy tsy fantapoko fantapirenena izany satria ny vevavy misina kokoa de prudente kokoa.
23. majakely ( 31/10/2005 11:25)
zay njay no mbola tsy henoko!!!
24. malahelo ( 31/10/2005 12:24)
Ny lehilahy tokoa no tena be mampirafy, fa matoa ny vhv sahy miditra @ izany raha efa manambady ara-dalana izy de tena misy zvt tsy tantiny intsony ao ka aleony maka fy kely any ivelany raha misy, mandra-paha-sitrana ny fo; rariny kosa angamba izany ô? Ny lhl no tena tsy mahatanty raha ampirafesana.
25. malahelo ( 31/10/2005 12:27)
Ny lehilahy tokoa no tena be mampirafy, fa matoa ny vhv sahy miditra @ izany raha efa manambady ara-dalana izy de tena misy zvt tsy tantiny intsony ao ka aleony maka fy kely any ivelany raha misy, mandra-paha-sitrana ny fo; rariny kosa angamba izany ô? Ny lhl no tena tsy mahatanty raha ampirafesana.
26. malahelo ( 31/10/2005 12:28)
Ny lehilahy tokoa no tena be mampirafy, fa matoa ny vhv sahy miditra @ izany raha efa manambady ara-dalana izy de tena misy zvt tsy tantiny intsony ao ka aleony maka fy kely any ivelany raha misy, mandra-paha-sitrana ny fo; rariny kosa angamba izany ô? Ny lhl no tena tsy mahatanty raha ampirafesana.
27. malahelo ( 31/10/2005 12:35)
Ny lehilahy tokoa no tena be mampirafy, fa matoa ny vhv sahy miditra @ izany raha efa manambady ara-dalana izy de tena misy zvt tsy tantiny intsony ao ka aleony maka fy kely any ivelany raha misy, mandra-paha-sitrana ny fo; rariny kosa angamba izany ô? Ny lhl no tena tsy mahatanty raha ampirafesana.
28. malahelo ( 31/10/2005 12:38)
Ny lehilahy tokoa no tena be mampirafy, fa matoa ny vhv sahy miditra @ izany raha efa manambady ara-dalana izy de tena misy zvt tsy tantiny intsony ao ka aleony maka fy kely any ivelany raha misy, mandra-paha-sitrana ny fo; rariny kosa angamba izany ô? Ny lhl no tena tsy mahatanty raha ampirafesana.
29. xxx ( 31/10/2005 12:59)
nefa misy ny vehivavy efa manambady sahy mangalabadin'olona na fantany aza hoe manambady le lahy de sahiny ny miaraka matory aminy sy mandeha mamangy azy any toerana mihintsy zany ve de mety
sady tsy iray no sipany fa ze mandalo rehetra de sipany daholo
:^) :twisted:
30. deghany ( 31/10/2005 13:33)
xxx:

Lazaina matetika fa ny lehilahy mampirafy ! toa mbola azo handeferana ihany satria lehilahy hono !!Fa raha ny vehivavy kosa no mampirafy de ahoana no handraisanao azy ??Inona no antony,tena misy toko ve ?


marina zany kou!! raha vevavy de mamay b!!!:@

31. majakely ( 31/10/2005 13:36)
deghany:-D:-D
32. labomba ( 31/10/2005 14:34)
xxx> mbola tsy mbola nahita vevavy mampirafy? hummmmm sao de mitampimaso ara nareo zany? lol
33. sipagasy ( 31/10/2005 16:12)
amiko aloha tsy misy olana izany e! na lahy na vavy io mampirafy io na efa manam-bady na tsia koa, fa nahoana tokoa moa no ho faty an-kazo tokana??? hihih
34. Veloo ( 31/10/2005 17:25)
mampirafy doly na lahy na vavy tsy misy oe ny vavy no mampirafy kokoa nohon'ny lahy:roll:
35. sonwin ( 31/10/2005 21:14)
lalina zany8)
36. Veloo ( 31/10/2005 21:36)
37. majakely ( 01/11/2005 09:37)
:-D
38. yonikafopl ( 01/11/2005 12:16)
cousine kay leeeeee, zany ve aky????
39. majakely ( 01/11/2005 13:36)
;-)
40. Veloo ( 01/11/2005 23:45)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5948