moulin à parole

1. diamondra27 ( 27/10/2005 11:27)
ahoana no atao rehefa leo mihaino olona iray ianao fa izy foana no miteny, na ankizy zany na olondehibe?
novalian'i Veloo ny 18/11/2005 19:55
2. diamondra27 ( 27/10/2005 11:30)
ametrahanao fanontaniana le olona :pète et repète voyagent dans un bâteau, pète tombe dans l'eau qui reste?


de mamaly izy hoe
3. sonwin ( 27/10/2005 13:11)
za aloha tsy hamaly satria za tsy izy:)
4. ari.malala ( 27/10/2005 13:20)
diamondra27:

ahoana no atao rehefa leo mihaino olona iray ianao fa izy foana no miteny, na ankizy zany na olondehibe?



ataoko we caose toujours tu m'interesses izy :-D:-D:-D
5. mamzelkely ( 27/10/2005 13:31)
aleo za ts hiteny fa somary moulin à parole zay refa zay e..:-D
6. ari.malala ( 27/10/2005 13:45)
zelkely, anhan...:-D:-D:-D:-Dmahatsapa tena an:-D:-D:-D:-D
7. mamzelkely ( 27/10/2005 13:48)
njy ary ry ari.malala no efa victime ko...:-D:-D
8. majakely ( 27/10/2005 13:55)
hihihi! tinay fôna na moulin à parole aza e!!
Mihaino foana zahay ka!!:D
9. ari.malala ( 27/10/2005 13:58)
:-D:-D:-D:-D:-Dd iza ko? ;)
10. diamondra27 ( 27/10/2005 14:13)
=))=))=))
11. dadabe ( 27/10/2005 14:22)
de henoy izy de asehoy azy fa matory enao de amizay izy sorena de mijanona ho azy hihihi simple:°):°)
12. Veloo ( 27/10/2005 16:27)
oy i diamondra 27 oe
ahoana no atao rehefa leo mihaino olona iray ianao fa izy foana no miteny, na ankizy zany na olondehibe?

asio sparadra lety ny vavany dia tsy miteny intsony a =))=))=))
13. Dezy ( 27/10/2005 16:34)
sady mihaino no:@:@:@:@:@de miara fann
14. Veloo ( 27/10/2005 16:55)
dezy a tandremo ary so safotra ao an :-D:-D:-D
15. sonwin ( 27/10/2005 18:30)
dia ataovy bosabosa izy refa sepotra e:°)
16. Veloo ( 27/10/2005 19:02)
sonwin a njy angaha no hanao bosabosa azy ao lesy? :-D:-D:-D:-D
17. pika ( 28/10/2005 05:39)
dia mangina na mamaly tsy sazoka tsy ho tsapany ihany ve fa leo ihanao ny mihaino azy
18. majakely ( 28/10/2005 07:22)
arakarak'ilay olona kosa ka! raha olona tena tinao ve tsy ho satrinao foana izy ny hiresaka aminao !??, asa aloh e!!Zah aloh tsy ho leo e!:lol:
19. mamzelkely ( 28/10/2005 11:35)
marina alo ky zany ry majakely a... fa za ra olona moulin à parole no miaraka amiko de tafaray zany ny tia sy ny manina ko... fety be zany..:-D:-D
20. sonwin ( 28/10/2005 12:51)
tafaray zany:)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0859