Tonga aloha dada,tsy de mivoaka firy tsony neny!?

1. estine ( 28/10/2005 07:23)
Izany tokoa no hoe miaramiasa ny zavatra rehetra ,nikatona andro vitsivitsy izay ny FPVM ,mody aloha dada fa tsy manao Asanan'Andriamanitra sy tsy mivory any ampiangonana.I neny koa ao antrano fona .
Olana lehibe ho an'ny ankizy tokoa ny tsy fahampian'ny fihaonan'ny R.A.D sy ny zanaka noho ny asa amanan'andraikitra iay tsy azo idifirana ,araka izany hevitr'Andriamanitra tokoa ve izao? Valimbavaka ho an'ireo izay misento tokoa ve? niara niasa tokoa ve ny zava -drehetra?:?::?:
novalian'i estine ny 07/11/2005 08:52
2. jentilisa ( 28/10/2005 08:11)
Ny mahavariana tokoa dia indraindray ilaozana ny tokantrano noho ny fivavahana. Sa izay ilay hoe raha tsy mandao ny misy anao sy ny tianao tsy tena mpanaraka ahy?
Manjary ny tokantrano ndray ve no tsizarizary?
3. sonwin ( 28/10/2005 14:13)
lalina ndray iny ary tena mitombina...
4. felampaiso ( 28/10/2005 14:27)
Ny mpino kristiana ange tena mahay mandrindra ny fitiavany ny vady aman-janany aloha vao manana fanomezam-pahefana hanao ny Asan'ny Tompo é ! Ao an-trano indrindra no tena anehoan'ny mpino fa manana fitiavana izy , fa ataony ahoana moa ny hitandrina ny asan'ny Tompo raha ny ao an-trano aza tsy hainy ny mikarakara azy, ary ny Asan' Andriamanitra koa mitohy foana io fa tsy hoe mijanona izany, toy izany koa ny valim-bavaka dia mitohy foana io...
5. Veloo ( 28/10/2005 17:09)
Izaho indray dia tsy mino an'izany. Raha tena ray aman-dreny pivavaka ry zareo mahay mikolokolo ny zanany ao trano satria io no tena important indrindra ny zanaka ao an-trano. Hafahafa ndray zany kle:(
6. estine ( 04/11/2005 08:42)
marina tokoa ny fijerinareo,ny zava mitranga anefa de raha jerosalema,N°1,lojikan' NY SORATRA MASINA jodia,samaria ary ny faran'ny tany no lasa lojikan'ny kristiana indrindra ny fifohazana.
miahaka ny vady aman-janaka ny tonkatrano,ny endrim-pifandraisana sisa tavela dia ny ORDRES,dada zà omeo an'izao hoy fara,neny a mankanesa any @piaanarana hono neny, koto,cherie a! anovy anona rapitso,de mankanesa any...?,de jereo koa lesy le zavatr'iny, dele katsaka,de..de..?
very sasaka ny androtokon'ny "affection parentale" rariny aho ra be sipa :idea::?: normezà ra bevokandry zalahy:idea::?:.....
7. dadabe ( 04/11/2005 09:25)
hay ve e:-w
8. Veloo ( 04/11/2005 21:02)
ie ry dadabe a ho fantatrao amin'izay zao an :-D:-D:-D
9. estine ( 07/11/2005 08:52)
fa angaha ireo tranga ireo ihany no mampisainto ny vady amanjanaka ,fa ny dada mamolava ,mpampirafy ,mpamono vady .
Very hevitra ny fianakaviana ,entina ambavaka tsy miova ,jerena fotsiny tsy misy fiatsarany ,tenenina mamono sy be taimbava.....
ô ré olonô inona no hatao hamonjena ny namana tojo ireny olana ireny ?:idea:
-mbola tokony ho tiavina ve izy(l):?:
-sa vonoina izy rehefa lehibe matohatra azy noho ny @neny ranabavy sy 'zandry lahy kely:?::roll:
-gadraina kosa angamba e:?::!:
-de anareo ny sisa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2471