mihorohoro ny frantsay

1. xxx ( 04/11/2005 23:20)
Mihorohoro tanteraka ny Frantsay anaovan'ny tanora silamo azy. Mbola silamo ihany koa no mody ataon'ny gazetim-panjakana interview, nefa ny zanany aza ampanaoviny suicide?????
Ho fantany ihany angamba fa tsy resaka valifaty tany Iraq sy bla bla bla izany ny habibiana, fa asan'ny devoly
novalian'i kally ny 15/11/2005 16:20
2. vale ( 04/11/2005 23:58)
zany mihintsy!
3. vale ( 04/11/2005 23:59)
zany mihintsy!
4. jentilisa ( 05/11/2005 07:45)
Ary tena mankahala silamo mihitsy i xxx an!
5. sipagasy ( 05/11/2005 16:59)
tsy ny silamo rehetra anefa no ratsy fa dia voa mafy fa izy jiaby no voatondro molotra.
6. xxx ( 06/11/2005 02:26)
sipagasy:

tsy ny silamo rehetra anefa no ratsy fa dia voa mafy fa izy jiaby no voatondro molotra.

Misoko mangina io fa mbola ho hitanao, ahirato fotsiny ny maso. Pakistan sy Afghanistan anie ka tsy silamo taloha e! Ho avy tsy ho ela ny anjaran'i Europe vao ho tonga saina ianao???? Fantatrao ve ny adihevitra ao amin'ny parlemanta Eraopeanina amin'izao fotoana izao? Tsy atao hoe [size=14]C[/size]hrist intsony hono rehefa manoratra fa soloina hoe christ

Tsy ilay olona no ratsy amin'ny maha olona azy, fa ilay ideolojia arahiny no maizina. Noho izany dia voakasika avokoa izay mirona amin'io ideolojia io fa ny endrika isehoany no tsy mitovy.
7. xxx ( 06/11/2005 03:34)
injay ary fa efa miseho any Danemark koa ny habibiana indrisy!
8. sipagasy ( 06/11/2005 16:54)
dia mba ahoana hoy kay ny musulmans any dago @ izao??? tsy mahatsiaro menatra ve zareo????
9. sipagasy ( 06/11/2005 16:55)
satria mantsy dia ataontsika safo be mantsina aby izany raha vao hoe silamo????? nefa tsy ilay fivavahana anie no olana e! mety ho ilay doctrine entiny fa tsy ny oul rehetra kosa e!!!
10. xxx ( 06/11/2005 22:15)
sipagasy:
nefa tsy ilay fivavahana anie no olana e! mety ho ilay doctrine entiny
ianao ihany anie ry sipa dia efa mahavaly fa ny doctrine an'ilay fivavahana mihitsy ny olana e :-D:-D:-D:-D io no fahavalo fa tsy ny olona voagejany. Ny fanontaniana mipetraka dia hoe ahoana no anafahana ireo olona ireo tao?
11. xxx ( 06/11/2005 22:44)
jentilisa:

Ary tena mankahala silamo mihitsy i xxx an!

Ankahalao ny ratsy. I Kristy fitiavana kanefa nankahala ny ratsy nataon'ireo Nikolaitana

12. mandrindra ( 07/11/2005 14:18)
Tsy ny silamo irery ihany no tompon'andraikitra amin'izao korontana izao. Ny mpitondra fanjakana frantsay taoa antin'ny 30 taona lasa izay tsy nananany drafitra maty paika hitantana banlieu. Ny mpihira rap izay nandranitra ny tanora nanomboka tamin'ny taona 80. Ary ankehitriny dia ny hafainganampadehan'ny serasera amin'ny alalan'ny blog.
13. bozimanga ( 09/11/2005 07:31)
:roll::roll:
14. xxx ( 09/11/2005 20:37)
lazaivo fa tompon'andraikitra amin'ny olona kamo hiassa sy hianatra koa ny mpitondra. d tompon'andraikitra amin'ny famporisihana ny jiolahy:^):^):^)
15. mandrindra ( 15/11/2005 16:19)
ie tompon'andraikitra amin'izany rehetra izany ny mpitondra ka. Olona tsy miasa ve dia omena vola, tsy famporisihana ny hakamoana ve izany?
Ny ankizy latsaky ny 18 taona dia tsy azo gadraina tsy baranahany ve izany ka mamporisika andry zalahy hisotasota?
16. kally ( 15/11/2005 16:20)
mandrindra:

ie tompon'andraikitra amin'izany rehetra izany ny mpitondra ka. Olona tsy miasa ve dia omena vola, tsy famporisihana ny hakamoana ve izany?
Ny ankizy latsaky ny 18 taona dia tsy azo gadraina tsy baranahany ve izany ka mamporisika andry zalahy hisotasota?



Tohanako mihitsy ny fomba fijerinao:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2179