saliii
1. anare
(
02/11/2005 16:45)
mba hono ho aho ry reto, dia tena tsy afaka manambady tokoa moa izany eto frantsa eto raha tsy manana papier sa ahoana
novalian'i fijo ny 08/11/2005 22:30
2. Veloo
(
02/11/2005 18:30)
raha samy gasy ve? mety tsy ho mety...
fa raha manambady vaza dia mety ka
bonne chance e
anare hanambady angaha i se?
fa raha manambady vaza dia mety ka
bonne chance e
anare hanambady angaha i se?
3. ravakamalala
(
02/11/2005 20:22)
raha milamina tsara ny papier nareo roa dia afaka mivady tsara ke. Tsisy olana. Dia aza ela fery e!
:-D
:-D
4. fijo
(
02/11/2005 21:27)
raha manana taratasy ny iray dia mety io.tadidio,fa ny mairie dia tsy manana zo hitaky izay papiernao,fa kopian'ny sora mpiankohonana voadika amin'ny teny frantsay no ilainy,sy ny vavolombelona dia lasa.
5. Veloo
(
02/11/2005 21:44)
taiza fona i fijo tsy hita kle tonga soa ooooo
Fijo angaha efa manambady hahahha:-D
Fijo angaha efa manambady hahahha:-D
7. Veloo
(
03/11/2005 22:10)
o ry kala fijo a fa ahona kay zany efa teo ve dia tsy nety ? ntsoooooooooo
eeeeee tsy mety ny antsika ka :-D:-D:-D:-D
eeeeee tsy mety ny antsika ka :-D:-D:-D:-D
8. anare
(
04/11/2005 15:54)
fijo:
raha manana taratasy ny iray dia mety io.tadidio,fa ny mairie dia tsy manana zo hitaky izay papiernao,fa kopian'ny sora mpiankohonana voadika amin'ny teny frantsay no ilainy,sy ny vavolombelona dia lasa.
Dia misaotra ary fa ndeha hanambady tokoa ny tena, ary manantena fa na dia ny hanambadiantsy iadanana aza,dia au moins mba manana e! toa sarotra mantsy hono ny mahita ny tena ho vady indraindray
11. fijo
(
04/11/2005 22:40)
anare,dia tsarovy aho rehefa hummm enao e.any le virja ho e.hi hih i.fa aza manonona ny anarako an.
veloo kosa e
veloo kosa e
12. hesham
(
06/11/2005 01:20)
mirary soa oooo , dia mahareta fa tsy mora ny manambady eeeee indrindra raha ny au moin mba manana no hevitrao .