ilay teatra

1. xxx ( 02/11/2005 20:11)
salama,
mba hafa koa ilay teatra t@ 29 okt teo an, tiako be aloha ilay izy e. Tsy nampoiziko, miady rima ohatra ny hoe tonokalo daholo ve hatramin'ny voalohany ka hatramin'ny farany, nefa tsy nankalao fa tena nahay nilalao daholo rizareo. Tena niavaka indray ny vita gasy tamin'iny e. Raha averindrizareo iny dia mbola ho avy aho,tena tsara r'ireto a:D:D
novalian'i xxx ny 06/11/2005 19:45
2. hery ( 02/11/2005 20:35)
teatra taiza izany ? de inona no lohateniny? Sao dia mba azonay jerena koa mantsy.
3. pika ( 03/11/2005 04:17)
raha manao doka dia tokony mba lazaina ny lohanteniny sy ny mpilalao azy, mba hijerenay koa e
4. jentilisa ( 03/11/2005 08:16)
tena marina izany e! nahoana kosa ary no dia mampangehtaheta tahaka izao?
5. tafita ( 03/11/2005 10:54)
Izaho koa tena mpankafy ny resaka toy izany fa taiza ary oviana de nanahoana ary inona . Tys haiko intsony izay fanontaniana tokony hapetraka fa may ny foko raha vao nahita an'io ..... Valio e
6. pika ( 03/11/2005 14:05)
sao mba mampiresaka fotsiny ary razoky no tsy hita intsony :-D
7. era ( 05/11/2005 07:57)
salama e
Tsy mampiresaka izany aho fa tena nisy io, tao amin'ny radio vazo gasy ange r'ireto no nahitako an'ny pubnio e, dia tsy tadidiko koa ny sasany fa jereo fotsiny amin'ny moteur de recherche hoe TEATRA MALAGASY, asa any amin'ny siten'ny radio echo du capricorne koa angamba misy satria henoko tao amin'ny radio rizareo (interview) alohan'ilay izy. Tsy maintsy mbola hamerina rizareo ireny fa tena succès be no azony . Tarika IMAHAVITA ilay troupe dia ZAMARIA - SANGÔJY ny lohateny. Tsara ka? izay fa raha vao mahazo vaovao aho dia omeko ianareo, nanao pot de l'amitié mantsy rizareo tao aorinan'ny fampisehoana dia lasa lanonana kely afaka nifampahafantarana tsara ilay izy avy eo. Mahaliana e
8. sipagasy ( 05/11/2005 16:46)
tena mamerina ny fialan-tsiny fa tsy afaka tampoka indray izahay t@ iny e!

ahoana masaka ihany ve ilay mba hitsidika anay aty avaratr'i frantsa aty??? tsy dia alavitra avy eo anie e! ora 1 tgv fotsiny.
9. xxx ( 06/11/2005 19:45)
ary ry sipagasy izany nahare izany vaovao izany talohan'ny fotoana dia tsy mba nilazalaza t@ namana an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1871