Tezitra mihitsy ny fo raha naheno hoe....

1. xxx ( 29/10/2005 14:45)
Tena inona mihitsy ny fisainan ny Mairen ny Tana sa tsy haiko ny tsy namelany an i Sean Paul hanao spect tao amin ny Palais des Sports, mpihira avy aty ivelany tokony hohajaina fa angaha rehefa manao rap sy rock dia atao an izany, mety tsy mirevy rap izy ka matatesa koa raha mpihira gasy mankany amin ny taniny!!mahazaka
Tena mahamenatra mihitsy
sssssssssssssssssssssssssssss!8O8O8O8O
2. Levy ( 29/10/2005 17:24)
Tena mba fantatrao ve ny antony sa io voalazanao io ?
3. Levy ( 29/10/2005 17:26)
Tena mba fantatrao ve ny antony sa io voalazanao io ?
4. jennifer2 ( 29/10/2005 20:59)
Fantaro aloha ny tena antony vo manambara ny ao am-po. Ary f'angaha rehefa vahiny de hanaovana zavatra surplus. rehefa tsy tsy mahafeno ny fepetra de mitovy daolo. Zany ihany no mbola mampahantra ny firenentsika. mandray an'zao fatipatinjavatra tsy match any @ zay niaviny de any Madagascar no atotona
5. RADOUXE ( 29/10/2005 21:34)
xxx:

Tena inona mihitsy ny fisainan ny Mairen ny Tana sa tsy haiko ny tsy namelany an i Sean Paul hanao spect tao amin ny Palais des Sports, mpihira avy aty ivelany tokony hohajaina fa angaha rehefa manao rap sy rock dia atao an izany, mety tsy mirevy rap izy ka matatesa koa raha mpihira gasy mankany amin ny taniny!!mahazaka
Tena mahamenatra mihitsy
sssssssssssssssssssssssssssss!8O8O8O8O


Tsy oe tsy fanajan ani Sean Paul nge le izy fa fitandrovana ny kely ananane tsy manaratsy rap sy rock alo za fa misy hira reveko amreny fa mazàna refa rzala ny ao d tsy manaja zavatra pipi erakzao retra zao ny kaia ko mo etsy andaniny ka d zay le izy e
6. Herimiafina ( 29/10/2005 21:49)
Misy information tsy haiko de tsy afaka miteny zah.
Ity izao mbola version an'ny mpankafy Sean paul fotsiny, fa ny ilaiko fantarina dia ny antony nahatonga ny Maire an'i Tanà handray izay fanapahankevitra izay.
Rehefa haiko izay vao afaka mitsara izaho.
7. Veloo ( 30/10/2005 02:07)
ny an'i hery ko jerevo ny lazain'i radouxe io ko raha otran;ireny kosa tsy aleo mody any. Ary oy ko i Jennifer oe:
Ary f'angaha rehefa vahiny de hanaovana zavatra surplus. rehefa tsy tsy mahafeno ny fepetra de mitovy daolo. Zany ihany no mbola mampahantra ny firenentsika. mandray an'zao fatipatinjavatra tsy match any @ zay niaviny de any Madagascar no atotona

marina mihitsy retsy ny anjy a :-*:-*
8. xxx ( 30/10/2005 16:56)
tsy resaka hoe hanaovana surplus ny vahiny ry jennifer2 a! tsy hainao koa angamba ny tena marina!fatipatin javatra ahoana ny fiavian ny mpihira vazaha tonga any!tsy izany ve manome soa azy ary! mieritrereta daholo aloha e!
point final!
9. xxx ( 30/10/2005 16:57)
ajanony any izany resaka izany e!
10. SOLTAKER ( 30/10/2005 18:30)
tsy hifanomezan-tsiny ary eh :-D:-D:-D
11. xxx ( 31/10/2005 10:32)
www.cradleoffilth.com
12. jentilisa ( 31/10/2005 14:11)
Ny tadidiko dia hoe tsy manaja ny kolontsaina malagasy. Ary nanimba zavatra be dia be tao amin'ny palais de sport et de la culture ny nataon'ny mpakafy rap tao tamin'ny nisian'izany ka naleonny tompon'andraikitra misoroka amin'izay mba tsy hahapotika indray izay tsy nopotehiny...

Izay no fanazavana henoko fa ny tena marina tsy fantatro loatra!
13. Veloo ( 31/10/2005 16:53)
jentilisa a rehefa otran'izany lety dia tsara ny tsy hakana an-dryzareo a ratsy fanahy ko zany ry zareo zany an
14. xxx ( 01/11/2005 10:07)
ny mpijery no tsy manaja fa tsy ny mpihira , aoka hazava ny resaka a!
15. sonwin ( 01/11/2005 10:12)
ny mpijery no tsy manaja hoy enao an, aleo aza omena Palais de sport izy dia tsy asiana mpijery e:)
16. Veloo ( 01/11/2005 22:42)
sonwin =D=D=D:-D:-D
17. mamzelkely ( 02/11/2005 07:48)
marina zany:-D
18. ari.malala ( 02/11/2005 09:08)
xxx:

tsy resaka hoe hanaovana surplus ny vahiny ry jennifer2 a! tsy hainao koa angamba ny tena marina!fatipatin javatra ahoana ny fiavian ny mpihira vazaha tonga any!tsy izany ve manome soa azy ary! mieritrereta daholo aloha e!
point final!



oujyyyy! ary tô entim-po b ny namana? misehoa alo vahoaka ise d aza mivatravatra toy io fa tapaka @ tsy antony eo ny lalandra!!! zavatra efa t@ oviana no vita ary le izy aza anie nahazo toerana ihany e, sa refa tsy tao @ palais de sport d tsy najary? :)
19. sasa ( 02/11/2005 13:26)
xxx le izy izao e, nisy fampisehoana 1 natao tao taloha, tsy tadidiko le izy fa rap aloha, tamzay le izy toa jusqu'à l'aube angamba, tena potika be ny palais de sport, pipi sy ny maloto isan-karazany no nameno ny trano, tena nikolay daholo izay nahita, ny maina moa amzany tsy lazaina intsony, ka rehefa tsy manisy hajany ny mpijery d any am toerana sahaza azy no halefa e, io no palais antsika tsara be amzao d io indray kou no mbola ho simbana am zavatra otran'ireny, izay izany d'efa hita fa tsy milay le rap e, manimba zavatra. Samihafa mintsy manko ny mpijery Bodo sy ny mpijery rap izany ka noho izany aleo hiavaka ny vary sy ny tsiparifary e, tsy hoe ny mpihira rehetra anie no tsy mahazo manao ao fa izay mpanimba zavatra ihany e
20. Veloo ( 02/11/2005 18:28)
ari a marina retsy ny anjy a mila miseho vahoka io xxx io.

sasa hay ve tena loza aky zany kle... Marina raha tsy nalean-dry zareo intsony kle
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2379