Tezitra mihitsy ny fo raha naheno hoe....
21. fijo
(
02/11/2005 21:40)
rehefa izay ny lalana mifehy le toerana dia izay,fa tsy hoe vazaha dia avelao hanao e.
22. Veloo
(
02/11/2005 21:47)
loza tokoa wa e? mihevitra ny afaka manao izay tiany atao ry zalahy vahiny tsssssss
23. jennifer2
(
03/11/2005 01:37)
Ny marina zany, raha te ahazo palais milay de ovaina milay koa ny fomba fiaina. Zany ry mpakafy rap isany a! aza de bordel intsony.
24. jennifer2
(
03/11/2005 01:38)
Ny marina zany, raha te ahazo palais milay de ovaina milay koa ny fomba fiaina. Zany ry mpakafy rap isany a! aza de bordel intsony.
25. jennifer2
(
03/11/2005 01:40)
Ny marina zany, raha te ahazo palais milay de ovaina milay koa ny fomba fiaina. Zany ry mpakafy rap isany a! aza de bordel intsony.
26. jennifer2
(
03/11/2005 01:43)
Ny marina zany, raha te ahazo palais milay de ovaina milay koa ny fomba fiaina. Zany ry mpakafy rap isany a! aza de bordel intsony.
27. jennifer2
(
03/11/2005 01:44)
Ny marina zany, raha te ahazo palais milay de ovaina milay koa ny fomba fiaina. Zany ry mpakafy rap isany a! aza de bordel intsony.
28. jennifer2
(
03/11/2005 01:45)
Ny marina zany, raha te ahazo palais milay de ovaina milay koa ny fomba fiaina. Zany ry mpakafy rap isany a! aza de bordel intsony.
29. jennifer2
(
03/11/2005 01:47)
Ny marina zany, raha te ahazo palais milay de ovaina milay koa ny fomba fiaina. Zany ry mpakafy rap isany a! aza de bordel intsony.
30. mamzelkely
(
03/11/2005 06:30)
non mais serieusement kosa alo le mpakafy rap alo majoritairement ry zareo bordel e...
31. RADOUXE
(
03/11/2005 20:22)
jennifer2:
Ny marina zany, raha te ahazo palais milay de ovaina milay koa ny fomba fiaina. Zany ry mpakafy rap isany a! aza de bordel intsony.
Aza d manao anzany kosa mo e tsy ny rehetra nge ny bordel e mba misy naturel iany ry zala
32. RADOUXE
(
03/11/2005 20:23)
mamzelkely:
non mais serieusement kosa alo le mpakafy rap alo majoritairement ry zareo bordel e...
So d mafy lotra kosa ry namako o
33. fijo
(
03/11/2005 21:17)
tsy ny rap no ratsy,fa le mpankafy rap manimba zavatra no tsy haneken'ny olona azy.ka raha te ahazo zavatra dia miova aloha.vao mitaky
34. xxx
(
04/11/2005 00:36)
tsy ny mpanao rap no manapotika zavatra fa ny mpijery azy
ho an izay tsy mirevy rap, va te faire foutre fa ny rap tsy maintsy bordel, aza be vava ry jennifer a! zany jennifer zany koa anie mpanao rap e!

35. ari.malala
(
04/11/2005 14:48)
xxx:
ho an izay tsy mirevy rap, va te faire foutre fa ny rap tsy maintsy bordel, aza be vava ry jennifer a! zany jennifer zany koa anie mpanao rap e!
d manin ko zao ra tsy mahay vava b potran'nzany? raha sahy ary we misehoa vahoaka hijerevanay an'le mpandroaka olona we...
37. fijo
(
04/11/2005 22:50)
maninona marina ary raha tsy manompa toa io.na dia marina aza le voalaza