Miala any ny serasera finday (wap)
1. hery
(
02/11/2005 11:23)
Ho an'ireo izay te hamaky hafatra amin'ny telephone portable dia azonareo andramana ny serasera wap. Ampidiro ao amin'ny finday fotsiny ny adiresy http://wap.serasera.org
Raha misy sosokevitra na fanatsarana dia azonareo apetraka eto.
Raha misy sosokevitra na fanatsarana dia azonareo apetraka eto.
novalian'i akamatiana ny 27/11/2005 17:56
5. hery
(
02/11/2005 14:48)
Teneno kou i akamatiana :-p izy no tena nangataka an'io. De ilazao mou raha misy blem e
8. mamzelkely
(
03/11/2005 09:19)
possible eto mada ve io ry hery..:roll: zay manys somary taraiky kely zay ra tekolojy.. za mo zany e...:oops::-D
9. hery
(
03/11/2005 10:37)
mamzelkely> tena tsy arako hoe efa afaka mampiasa gprs - wap ve ny operateurs any mada. anontanio any amin'ny madacom sy ny orange any ihany aloha fa sao dia efa misy... mety tsy taraiky nareo kah :-)
10. zakony
(
03/11/2005 11:00)
tsy mbola misy any Dago io aloha hatram zao (indrisy)
taorian'ny andrana, rehefa avy nampiditra ny solonanarana sy ny tenimiafina, ary miditra dia mahazo
Sorry, the item requested coud not be loaded:evil:
taorian'ny andrana, rehefa avy nampiditra ny solonanarana sy ny tenimiafina, ary miditra dia mahazo
Sorry, the item requested coud not be loaded:evil:
12. vegas
(
04/11/2005 08:54)
Aradalana ry papa a! merci e. Ary ra asina sms mampilaza fa nahavoaray message mail ko ve tsy mety? tsy oe be fangatahana fa sao dia mba mety e. Hain'ny hafa ve tsy ho haintsika?
Mamerina merci an.
Mamerina merci an.
13. hery
(
04/11/2005 09:00)
zakony> azo lazaina ve hoe in ny tel nampiasainao? sao dia misy incompatibilité fa ezahiko amboarina
vegas> possible io fa tena mbola lafo be le service de tsy zaka. Miandry service gratuit fa tsy maintsy hisy ihany e.
Inona avy koa no ilainareo ho hita amin'io wap io?
vegas> possible io fa tena mbola lafo be le service de tsy zaka. Miandry service gratuit fa tsy maintsy hisy ihany e.
Inona avy koa no ilainareo ho hita amin'io wap io?
14. vegas
(
04/11/2005 14:39)
hery> download hira gasy mp3 e! tsy koi na vidina aza fa hira vazaha aza vidina ko maika fa hira gasy ndray ve? miandry letsy a! sady manantena koa e!=D
15. labomba
(
04/11/2005 17:11)
hery> tsy hoe manoro bizna za rahery, fa tena mba asio an'io telechargement ringtone polyphonic gasy io fa tena ahazo elah. Misy logiciel mamadika hira tsotra ho lasa polyphonique de mba karakarao ao ny gasy e.Manantena anla zay papa a
16. sipagasy
(
05/11/2005 16:26)
mmhhhhh dia na dia izany aza, aza dia miary tory eo fa sao dia ho izahay rehetra no ho bedin'i madama eo kannn hihihiih
17. vegas
(
05/11/2005 18:05)
sipagasy> ny madama na ramose ry sipagasy tsy afaka mibedy nizaniza afatsy ny anazy iany an, ra misy mibedy njy nefa tsy ramose anjy izy de teneno anay anaovanay azy :^) :-*
18. akamatiana
(
05/11/2005 23:39)
hery:-*:-*:-*:-* bedabe annn , d zao zah vo afaka mamaly satsia mianjy ny dinika finday njay hihiihii.
l izy klou hamakiana hafatra iany fa refa handefa hafatra d http://namana.serasera.org io fona ataoko d afaka mandefa , fa hitan'i hery refa avy mamaky l hafatra an d tsy vomarka we efa vovaky le izy d mamitaka be hihiihihii , fa merciii mercii merciii bedabe hery an .

19. hery
(
06/11/2005 21:29)
akamatiana> hapetrako ao amin'ity herinandro ity (raha misy fotoana) ny fomba fandefasana hafatra. Somary mavesatra raha ilay namana.serasera.org no ampiasaina satria tsy format wap io tsinona.
tsisy fisaorana fa antsika daholo io e :-)
tsisy fisaorana fa antsika daholo io e :-)