feno zato taona ny rugby malagasy amin ity taona ity

1. ravatorano ( 24/10/2005 07:52)
Manomanana ny fahazato taonan'ny fisian'ny baolina lavalava na ny rugby idsika eto Madagasikara.
Tany amin'ny taona 50-60 tany no tena nalaza ny rugby malagasy satria nanao fihaoana hatrany frantsa ary nigagana ny fahizany.
Amin'izao fotoana izao indray vao miezaka mamerina ny lazan'ny rugby ny federation ary efa misy vokatra tokoa matoa isika anisan'ny henjana amin'ny top nine eto afrika.Ry zareo afrikanina tatsimo izay efa tompon daka eratany izao no hifanandrina amin'ny Maki de Madagascar atsy ho atsy.
Feno zato taona ny rugby malagasy : inona aloha ny zavamisy amin 'izao.
voalohany dia ny resaka Kianja : tsisy kianja filalaovana sy fanatotosana ny rugby raha tsy eo amin 'io kianjan'ny Mlacam io e"tsy antanimena izany nefa jereo ny momba azy fa ririnina mitorajofo ny vovoka , fahavaratra toy ny tanimbary.
Ny mpitsara indray dia tena mahavalalanina tokoa ny ataony ary tena oka fotsiny.Raha ny baolina nojereko maly izay ah efa vita ny lalao ary notsofin'ny mpitsara ampovoany ny kiririoka d rava izany .Nony tonga tery amin'ny faritr'ilay mpitsara amin'ny sisiny anefa d velona ny ady hevitra fa mbola nisy hors jeu hono d notsofina indray ny kiririoka fa holalaovina ny hors jeu sady nimé ny tena no menatra satria mba nisy namana vahiny ihany niaraka tamin'ny tena.Izany ka mpitsara ary santionany io.
Ny mpilalao sy ny mpijery.
Ny mpilalao aloha dia efa mihatanora sy mihavaventy ihany ary efa mba misy ny zato kilao amin'ireo milalao ary efa madio ny lalao eny akianja saingy tato ho ato dia nohon'ny resak fitsaraa io dia lasa olana b ka ny mpilalao indray no migidraka amizao.
Ny mpijery taloha raha vao misy mpitsara miangatra na tsy mahafehy ny lalao defa velona ny fidinana ankianja fa amizao kosa defa milamina tanteraka ny olona ny mpankafy.
Amin 'izao fahazato taonan n'y rugby izao aiza ho aiza izay taranja izany ary aoa antin'izany disadisa sy gidraka izany no hanamarinina ny andro lehibe izao.
2. kiali ( 24/10/2005 08:27)
misotra anao ba nandeha vaovao momba an'io taranja zay tena ankafiziko io! ny tena amoa aty ampitandranomasina de tsy de maheno vaovao firy monban'ny bolina lavalava !fa ba misy ny olona hotranao zao no ba ahenona vaovao!!
3. aristar ( 24/10/2005 16:58)
Tany amin'ny taona 50-60 tany no tena nalaza ny rugby malagasy satria nanao fihaoana hatrany frantsa ary nigagana ny fahizany.

Marina faha t@'ny taona 50-60 tany no tena nalaza ny rugby malagasy nefa tsy ny fahaizany noho nigagana faha izy milalao tsy mikiraro t@ ny tournée tany Frantsa ary indrisy faha ny mpilalao iray tamin'ny zareo dia maty teo @ terrain itompokalahy Randriambahiny raha tsy diso aho
4. Ralay ( 25/10/2005 02:47)
Marina fa efa zato taona ny rugby Malagasy nefa atao koa ny comparaison dia toa tara zato tao koa isika na @ resaka installation sportif na resaka niveau na resaka arbitrage,ka tsy misy hifanomezantsiny fa efa mba manao izay vitany ireo mpitantana ny club sy ny federation ary ireo mpakafia rugby e fa hitsikio hatrany hoy ny eto @ #serasera izay ::lol:::D=D
5. estine ( 25/10/2005 07:09)
zato tona koa ve i malakam ? raha marina itako le kianja no efa sola de sola ny bozaka
6. jentilisa ( 02/11/2005 08:28)
i Malacam dia aoka holazaina fa kianja tsy eken'i IRB, tahaka izany koa Alarobia...Mahamasina irery no maharaka ny fepetra iraisam-pirenena! dia raha misy ny olana kely dia ho aiza isika?
7. pika ( 07/11/2005 04:19)
naharesy ny MAKI omaly koa dia arabaina izany dia mba ho tody h@ farany
8. ravatorano ( 07/11/2005 05:12)
tena marina ny voalazan i pika fa d napoakan dry zalah maki marina ny sprigbooks avy atsy sud af.
Marina fa mahay ny antsdika ary tena nilalao tokoa , ny tenako moa dia nijery teny Mahamasina mihitsy ka nahita nivantanan nanatrika izany.
Ny tena hitako olana aloha d mahay boll ny antsika fa tsy vatana hany ka raha vao mandeha ny mélée avec pousée d lavo sy voatosika foana isika ary izany no nahavizanan'ireo afrikanina b vantana antsika foana fa raha ny tekinika masaka eh
Tamin 'iny lalao iny koa dia tsapa fa tena amateur ireo springbooks nilalao taty fa tsy ireo tena pro izay fantatsika rehetra fa na izany na tsizany aloha d resitsika ry zareo eh .
Tafiditra tsara ao amin'ny fahazato taonan'ny rugby malagasy iny fandresena iny.
9. jentilisa ( 07/11/2005 14:49)
mba nahafinaritra ny maro ny fety amin'izay fotoana izay! ny fanohanan'ny maro any frantsa indray no andrasana manoloana an'i Maraoka izay nandresy ny Namibiana 52#0. Eritrereto ihany fa ezaka izany!
10. ravatorano ( 09/11/2005 10:45)
isika aloha tsy hahresy ny marokanina izay efa nampitondra antsika tetsy mahamasian eny fa mba hoe niatrika ny top nine nanao famarana isika d izay no tena zava dehibe sady hery manosika ny rugby malagasy
Asa Ingahy Brthin Zoto amin ty raha mbola sahy ny ho be vava ihany fa lery rery no favy ? ? ? ary hanenjana mafy ry zalah hanapoaka ny marokanina !
Baolina lavalava eh !
11. jentilisa ( 12/11/2005 14:28)
tohano e!
12. Solofoniaina ( 12/11/2005 19:26)
ary inona ilay vaovao nolazainao tatsy ambadika ry jentilisa a! lazainareo fa tsy ao amin'ny stade de france indray ny maki sy maraoka no hifanandrina dia eto nareo tsy miteny fa ahoana ny marina e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.604