namana tsy mendrika

1. diamondra27 ( 24/10/2005 14:58)
azo atao ve ny mi- denoncé namana eto @ serasera raha manana fihetsika tsy mety le olona?
Tsy problème personnel fa ifandraisan'ny be sy ny maro toa ny fisolokoina ohatra
novalian'i fijo ny 08/11/2005 22:27
2. xxx ( 24/10/2005 15:00)
toa ilay olona mangatabola eto @ serasera ve
3. xxx ( 24/10/2005 15:04)
xxx:
toa ilay olona mangatabola eto @ serasera ve

raha izany kosa ... izay afaka manome dia manome moa izay tsy afaka dia tsy manome ... tokony tsy ho olan'ny be sy ny bobaka izany - fa an'ny oll manome ihany raha tou ...

4. kiali ( 24/10/2005 15:44)
non kosa eh!! ampitandremanao manokana fotsiny iz de omena avertissement de rah bola manao vao tenenina
5. miarina ( 24/10/2005 15:45)
aoka kosa tsy ankilaza fa maty eto za
manjary voaroaka eto za ra mitohy zany kle fa na zany aloha mety herimiafina lasa alohako e
6. Herimiafina ( 24/10/2005 15:51)
F'angaha ari.malala voa an'izany?
7. fasaly ( 24/10/2005 16:09)
ouuujjjyy! fa manofy an'i ari.malala kou ngah i hery zany e! tsisy ari. malala anie eto zao e hihih:-D:-D:-D
8. Herimiafina ( 24/10/2005 16:11)
Oadray, ary le fasaly ty tsisy ataony afa-tsy mandinika ze ataoko sy teneniko an, raha olona tsy mi s'interesse amiko tsy mahita an'iozany. hehehe:-D:-D:-D

(provok nefany iny)
9. Veloo ( 24/10/2005 17:04)
an3 tsy mety kosa ka na dia manao fahotana be ary anao ny miteny azy dia rehefa tsy mety dia lazainao any @ sefo be an...
Io ndray fa manondra i raha hidden power ry fasaly a :-D:-D:-D:-D
10. Herimiafina ( 24/10/2005 17:44)
Veloo zao no mbola tsy nanondranako. Izay mbola tsy fanondranako no mpiteny an'io teneninao io mantsy, hehehe:-D:-D:-D
11. Veloo ( 24/10/2005 19:58)
eeeeeeiiiiiii ita fa midegany i ra force knou :-D:-D:-D:-D
12. Herimiafina ( 24/10/2005 20:00)
Ngo de tsy normal tokotrany ary zah ty marina mafy, isaky ny mahita an'i Veloo zah de lasa tsy normala tampoka zany, hehehehe:-D:-D
13. Veloo ( 24/10/2005 20:13)
=))=))=))=))
14. dadabe ( 25/10/2005 04:32)
de aza mihetsika klou toi veloo fa efa ela no niandrasko tetop fa zao toi vao tratra !!

fa le film efa nandeha efa ela ve klou io misoloky eto @ serasera io sa vaovao indray e?
15. pika ( 25/10/2005 05:03)
ny mpangalatra tratra aza indraindray mbola afenina ny endriny @ fanakonana ny masony raha aseho télé satria mbola tsy vita ny fitsarana
koa angamba tsara raha miteny manokana ny namana fa tsy atao ampahibemaso asa anefa
16. Herimiafina ( 25/10/2005 05:07)
Tanjemo sao de lasa difafmation amrina fotsiny fa toi njay no lasa any amponja amin'ny plasin'ileiry an. hehe:-D:-D
17. ari.malala ( 25/10/2005 05:08)
Herimiafina:

F'angaha ari.malala voa an'izany?



efa mafy ao anatinao mintsy angamba ry herimiafina ny fahatsiarovana ny anarako ka na tsy eo aza ah d voatononao ny anarako an!!!:-D:-D:-D:-Dmisaotra eh, fitiavana daolo zany retraretra zany hehehehe:-D:-D:-D:-D:-D:-D
18. Herimiafina ( 25/10/2005 05:18)
Ie, dieny efa voaboraka ihany de ahoana ary ny hevitrao e? (Directa be tsy mifaditrovana fa traingy de tsy maintsy miaro tena), hehehehehehe:-D:-D

NB: heritreritr'i Herimiafina zany le ataony antra parantezy reny e. hehehehe:-D:-D
19. ari.malala ( 25/10/2005 05:26)
zay le we ndraso ary alo eritreretina e mahandrasa tantana d borkeo eto alo ny resatsika fa manjary orsize tsina ka manjary 0/20 ny naotintsika sy njy :) okay
20. Herimiafina ( 25/10/2005 05:36)
Ie de meritrereta tsara eo njay alou de zakan'ny sasany ato njay zah de tezitsa be eo, hehehehe:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2357