namana tsy mendrika

21. Veloo ( 25/10/2005 05:47)
dadabe ko tsssssssssss:-D:-D:-D
22. Herimiafina ( 25/10/2005 05:54)
Veloo marina, sambasamba vao maraina.:-D
23. ari.malala ( 25/10/2005 05:59)
herimiafina ao nadray ary fa hanaiky anao za e:6D:-D:-D:-D
24. Herimiafina ( 25/10/2005 06:22)
Hay, hehehehe, avy niheritreritra sahady angaha izato izy? Ngô de be fikafika, mody hoe niheritreritra nefa efa poinsa be le valiny tao andoha tao? hehehehe:-D:-D:-D:-D
25. ari.malala ( 25/10/2005 06:23)
tsy vonona ndray nga toi e:-D:-D za nge afaka mivadikevitra koa e:-D:-D:-D sa menatra e hehehe
26. Herimiafina ( 25/10/2005 06:27)
Laingako kambony e, fa hono hoa e? Iza amin'ireo boay kely bedabe amin'ireo sarinao ireo kay ianao e? hehehehe:-D:-D:-D:-D
27. ari.malala ( 25/10/2005 06:31)
tena eto v no hamliako anzany kle, tsy alo mandefa hafatra elà d valiako?
28. Herimiafina ( 25/10/2005 06:36)
Iny aza zah fa nandefa hafatsa tampoka teo njay klé, hehehehehe:-D:-D
Mena ny hafatsa hono rasipa ouzizy.
29. ari.malala ( 25/10/2005 06:52)
:-D:-D:-Dtena nomenao ny hafatsa v:-D:-D:-D
30. Herimiafina ( 25/10/2005 06:54)
Ka izy hono mitady omena hafatsa kou, tsy meko ny hafatsa ve? hehehehe:-D:-D:-D
31. ari.malala ( 25/10/2005 07:14)
:D:D
32. mamzelkely ( 25/10/2005 07:41)
dialogue njay kay ny ato..:-D:-D
33. sonwin ( 25/10/2005 07:48)
:°):-D
34. ari.malala ( 25/10/2005 07:54)
hi trialogue aminay v wa toi? hay kay efa io ko i sonwin ko! quadrialogue ndray zany e:-D:-D:-D
35. estine ( 25/10/2005 08:35)
ity hery ity refa mahazo an'izay mandala izay tsy laitra misty ;fanao indray anga tatoato ny tsy mamaly ny diniky ny hafa fa mifananiany fotsy sa dinika dôly 'zany ?
misourir fostiny de ok a!:lol::lol::lol::lol:
36. ravakamalala ( 25/10/2005 10:12)
ratsiandalovana herimiafina :-D:-D
37. Chuan ( 25/10/2005 14:39)
Araka ny hevitro , tsy dia tsara ny mifanala-baraka eto am`sera2 ngamba fa teneno mitokana izy satria izay no maha-mpinamana , ie "tsy mijery arina an-tava" , fa raha tsy mety miova izy de avelao am`zao fa ahitsin`ny fiainana eny ihany izy
38. Veloo ( 25/10/2005 14:39)
ravaka ie zay mihitsy ...
o ry hidden power a tsy nahita tory za ko :-D:-D:-D
39. dadabe ( 25/10/2005 15:35)
Mpandefa : ravakamalala [ Valio ] 25-10-2005 12:12:43
Lohateny : Re : namana tsy mendrika
ratsiandalovana herimiafina

aza atao an'izany kosa le akamanay raha mba mifrapy e
herimiafina > tairo ao zandry sady manja be i arimalala io a,tsy hanenenan'i toi io :°):°)
40. lost ( 25/10/2005 15:39)
toa lasa resabe ilay izy fa tsy ilay fototr'ilay adihevitra no novaliana,satria nangataka ny namana tao ambony tao we ny anaovana ny ampamoaka ny olona misoloky sy ny karazany raha ny hevitro DIA TOKONY satria mba hisy hiarovana ireo tsy mbola voa sy ny tsy anaovany intsony angamba,ka tokony !!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3037