namana tsy mendrika

41. Veloo ( 25/10/2005 17:01)
lost ie wa lesy angaha reo tsy loza mihitsy e:twisted:
42. Herimiafina ( 25/10/2005 17:31)
ravakamalala:

ratsiandalovana herimiafina :-D:-D



hehehehe, Raandalovako Ravakamalala, hehehe:-D:-D:-D
43. dadabe ( 26/10/2005 03:29)
:°):°):°)
Mpandefa : lost [ Valio ] 25-10-2005 17:39:19
Lohateny : Re : namana tsy mendrika
toa lasa resabe ilay izy fa tsy ilay fototr'ilay adihevitra no novaliana,satria nangataka ny namana tao ambony tao we ny anaovana ny ampamoaka ny olona misoloky sy ny karazany raha ny hevitro DIA TOKONY satria mba hisy hiarovana ireo tsy mbola voa sy ny tsy anaovany intsony angamba,ka tokony !!!!
ka resaka efa nandeha anie io ra -lost e:@
44. ari.malala ( 26/10/2005 05:53)
Herimiafina, :-D:-D:-D:-D
45. Herimiafina ( 26/10/2005 05:54)
Enao kou ngah ry ari.malala anisan'ny taranak'i Raandalovako? hehehehe:-D:-D:-D:-D
46. ari.malala ( 26/10/2005 09:41)
:-D:-D:-D:-Dtsis Ravaka alo ny anarako e:-D:-D:-D
47. majakely ( 26/10/2005 11:04)
De denoncer -vo akia Diamondra27! raha izay no mba hampiova zavatra ko!!
48. mamzelkely ( 27/10/2005 07:29)
hita ko..
49. dadabe ( 27/10/2005 07:42)
:D:@
50. Angie ( 27/10/2005 08:08)
Diamondra> raha hi-denoncer azy toi di aleo aloha any @ deba any @ zay izy mba mandefa fampiomanana an'ilay "namana" io, tsy mety koa raha eto @ antson'ny fo no hanaovana izany e. mba any @ soso-kevitra na tetsy sy teroa na vavolombelona sns any no tokony hilazana izany. Saahoana hoy nareo.
Ato mantsy toa ireo hors sujet ireo no toa tena manao antson'ny fo: Herimiafina, ari.malala... milay an, dia mirary soa e
51. diamondra27 ( 27/10/2005 08:41)
eny ary fa de misaotra anareo rehetra namaly fa de nanapakevitra aho. Tsy hoe manao tsinotsinona ny valintenin'ny hafa fa de araka ny mahazatra zay lanin'ny be sy ny maro no harahina.

Bye
52. diamondra27 ( 27/10/2005 08:42)
eny ary fa de misaotra anareo rehetra namaly fa de nanapakevitra aho. Tsy hoe manao tsinotsinona ny valintenin'ny hafa fa de araka ny mahazatra zay lanin'ny be sy ny maro no harahina.

Bye
53. ari.malala ( 27/10/2005 08:47)
Angie, hors sujet mpanao antson'ny fo ahoana kosa aky? :)
54. dadabe ( 27/10/2005 09:40)
tratra indray zany le:°):°)
55. fijo ( 02/11/2005 21:32)
eto imaso eto kosa,tsy tsara ny mifanebaka;fa lazao ny tomponandraikitra dia hohita eo e
56. Veloo ( 02/11/2005 21:45)
zay ary ny anareo henoy i fijo :-D:-D:-D
57. fijo ( 03/11/2005 21:02)
izay ny inona ry veloo?ndry an.
58. Veloo ( 03/11/2005 22:12)
fijo a odryyyyy io nolazainao io ka
Mpandefa : fijo [ Valio ] 03-11-2005 01:32:17
Lohateny : Re : namana tsy mendrika
eto imaso eto kosa,tsy tsara ny mifanebaka;fa lazao ny tomponandraikitra dia hohita eo e

:-D:-D:-D
59. fijo ( 04/11/2005 22:42)
ka misy mitady hanebaka imason'ny olona kosa ko
60. bozimanga ( 08/11/2005 14:38)
azo atao tokoa fa sao dia mahavoa ny hafa eh!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3932