Ampidiro aloha ny tenimiafina
fanarenana ny rova, demagozian-dRavalomanana
1. jentilisa
(
25/10/2005 13:13)
Milaza hanarina ny rova ny filoha. Izaho dia sahy miteny fa tsy ho tontosa mihitsy izany...tsy misy rahateo ny vola hanaovana izany fa natao hisintonana kil fotsiny io amiko.
Tahaka ny hotel de ville ihany e! vao maika aza tsy ho hita intsony na dia ny fototry ny trano aza fa jereo tsara ange e!
Tahaka ny hotel de ville ihany e! vao maika aza tsy ho hita intsony na dia ny fototry ny trano aza fa jereo tsara ange e!
novalian'i fijo ny 23/11/2005 21:47
5. pika
(
25/10/2005 14:08)
na ho vita na tsia mba nankaiza avy moa ireny vola efa nangonina ireny?????? asio ny ampamoaka
ary io indray izao no heveriny fa hangalana ny fony ny gasy :roll: nefa gasy efa maty noana sy mitakizina
ary io indray izao no heveriny fa hangalana ny fony ny gasy :roll: nefa gasy efa maty noana sy mitakizina
6. ANARIM
(
25/10/2005 14:36)
hihihi, za hanomé ariary folo fa asakasak'ze hanodina kou!
ny tody tsy misy fa ny atao no miverina
fa ireny mpihinana ny hatsembohan'ny sasany reny mantsy mihevitra fa tsy hivoaka @ makarakara ny ampidiriny @ kiloadoaka ngambany!
taraiky eo izy!
sa hoentindrizalah reo any ampasana sy any ambadiky ny fahafatesana reny retra reny?
de efa maka toerana tsara zà io zao hijery ny tohiny zany e!

7. ravakamalala
(
25/10/2005 14:56)
Nanome fetra ve izy hoe rahoviana no vinavinany hahavitana ny rova?
aleo izy aloha hiasa e! avy eo ny asa vita no ifampitsarana!
aleo izy aloha hiasa e! avy eo ny asa vita no ifampitsarana!
10. pissoa
(
25/10/2005 16:34)
ravaka> ity aleo alou hiasa lavan'ny gasy ity kousa aky efa tena ... hitan-dry ilay hoe
"efa ela no naharenesako an'Ambatobevoka, fa hatramin'izao tsy mety miteraka"
[io ambatobevoka io angamba anaran-tanana raha tsy diso aho]
"efa ela no naharenesako an'Ambatobevoka, fa hatramin'izao tsy mety miteraka"
[io ambatobevoka io angamba anaran-tanana raha tsy diso aho]
11. nanourand
(
25/10/2005 16:35)
Amboary rangaha ny rovanay aaa!:-w
avela iasa mandritra ny firy taona indray koa izy e! tsy efa ho vita ve zao ny mandat ray e! dia mbola iandry inona koa!
zah zao sure fa atao zaridaina oatran'i hotel de ville kou io :@
avela iasa mandritra ny firy taona indray koa izy e! tsy efa ho vita ve zao ny mandat ray e! dia mbola iandry inona koa!
zah zao sure fa atao zaridaina oatran'i hotel de ville kou io :@
12. nanourand
(
25/10/2005 16:37)

13. Herimiafina
(
25/10/2005 19:27)
Matiko ze misehoseho manangana ny rova eo ka tsy mahatafaverina azy toa ny taloha.8O
14. tafita
(
25/10/2005 19:33)
leo aho ...
nandany vola maro be izahay tamin'ny fakana ny hazo tany aminay 40 KM antsinanan'Ambositra , lany fotoana nanomana ny hazo io ary tena nomena haja sy voninahitra ny fitondrana azy, nanoatra noho ny deputé iray mandalo aza ..... Izao anefa de hitako fa lo eo antsisin'ilay tamboho le hazo , ka raha mbola misy milaza hanarina ny Rova de hoy aho hoe : Izay no tsy nisy hoy ny ...fa ny teo aza niendaka ......
leo leo leo.....

15. Herimiafina
(
25/10/2005 20:04)
Ha fangah Tafita baka Zafimaniry any? He marina ny an'i toi, iny hazo iny nefa de toa notondrahana ronono sy ny karazany, tssss
Fa hono hoa e? Iza hono no nandroro ny rova e?
Fa hono hoa e? Iza hono no nandroro ny rova e?
16. zakilinina
(
25/10/2005 20:22)
Efa fotoana tokony hanarenana azy izao fa ho avy ny fifidianana. Raha vitanao i Ra8 dia mety ho 60% ny vato azonao :)
17. pika
(
26/10/2005 05:10)
tsy toy ny taloha intsony ny vahoaka mlg ka azo tambatambazana oe tonga dia atao .... vita ny fanamboarana ny rova efa mandinika izy izao
18. jentilisa
(
26/10/2005 06:55)
na ho vita afaka zato taona aza efa tsy ao intsony anie izy e! f'izany hoe hamerina azy toy ny taloha ihany koa dia aleo tsy misy e! hanangana trano hazo haharitra firy taona indray nefa vola laniana amina miliara? ho avy indray ny tsikera hoe tsy naleo ve nanampiana ny vahoaka, nefa ilay vahoaka lazaina tsy fantatra loatra! aao ahoana no fizara ilay vola azo? tsy aleo averina amin'ny tompony?
19. cristal
(
26/10/2005 07:00)
(l)Salama ô!iono atao hoe tanjona ka zay tsy mahandry de tsy mifidy azy e!aleo izy hanao ny rova fa ny ahy fatatro fa vitany io fa isika no tsy mahari-boakena,jereo ohatra ny fahatapahan'ny jiro,moa tsy efa niteny izy fa hampidina ny vidin-jiro,de lasa izy nanao visite tany ivelany mba haka tahaka ireo barrage hisontonana herinaratra de @ zay tsy mandany vola @ solika de hoy nareo hoe lava loatra,indrisy fa za aloha faly satria misy tanjona lavitra hoanay tanora e!tsy mora ny manao zavatra fa na ny mihinam-bary fotsiny aza ny antsika efa manahirana sao misy latsaka ka mandoto trano na latabatra!mba mieritreritra e!
20. estine
(
26/10/2005 07:23)
efa ela no nadrenesana an'ambatobevohoka fa na ny fietsean-jaza aza toa mbola tsy reko io de zao io e "vakiniadiana no sola vatony fa taninanarivo no tsara trano"
efa mandeha anie ny propangandy e8O
cutie a io ndray misy ohabolana
efa mandeha anie ny propangandy e8O
cutie a io ndray misy ohabolana