Maninona raha tsy ...

1. hesham ( 24/10/2005 01:23)
Maninona kay ny vehivavy sasany tsy mety raha tsy manao makiazy .Misy dia tsy sahy mivoaka trano mihintsy raha tsy manao an`io , volomaso esorina , lokomena sns ... .
novalian'i lilbon ny 17/11/2005 11:12
2. cutie ( 24/10/2005 01:37)
za ko atsy mahazo mitsy , nefa ohtran'ny vo maika aza manimba taerhy ny fanaovana an'reny matetika hono.
SAdy le produits koa tester-na @ biby aloha vo azo ampiasain'ny oul. Zay ny tsy de azoazoko azy .
3. Totaine ( 24/10/2005 02:55)
zà alou mahatsapa fa ndraindray misy sipa manao an'io tena manintona izany e! fa ts'ilay mifetaka be reny akory an!
4. Herimiafina ( 24/10/2005 03:12)
Tsara ny makiazy kah, fa tsy atao fonafona fotsiny. Le abus ihany no ratsy.8)
5. akamatiana ( 24/10/2005 04:17)
hesham> zah klou manao makiazy refa hamonjy fety sy hivavaka iany e! fa tsy isaky ny mivôka kousany e
6. cutie ( 24/10/2005 04:25)
fa nin no antony anaovana makiazy ry akamatiana?
7. akamatiana ( 24/10/2005 04:41)
cutie hihihi mbô amanjamanja anay gidéna tony akia an hihiiih :-D :-D, fahazarana tia kosikositra akia an!
8. Herimiafina ( 24/10/2005 04:43)
Manja i toi kah, fa refa tsisy makiazy no tsy haiko, hehehehe:-D:-D:-D:-D
9. Candriana ( 24/10/2005 04:45)
Salut!Ka ny maquillage ange raha ny tena izy dia tsy natao ho hita be e!Raha izany manko dia tsy nahomby ilay izy!Natao hanatsara ny endriky ny vehivavy izy io ka tsy hitako izay maharatsy azy.Ny @ hoe mihositra lokomena aloha dia efa tandra vadin-koditra amiko ka tsy dia manisy lokomena foana aho rehefa mivoaka e!Ampiadiako @ akanjo anaovako izany, mety na dia gloss aza.Ny manala volomaso indray dia mba ataoko koa saingy izay mihoatra ihany no esoriko fa tsy hoe atao sola tanteraka akory dia avy eo volena pensily!
10. cutie ( 24/10/2005 04:51)
akamatiana , mazava :*
11. Herimiafina ( 24/10/2005 04:52)
De ahoana kou zah raha mba hanao makiazy ry reto?:-D(l)
12. akamatiana ( 24/10/2005 04:53)
cutie :-* :-* ma cherie
13. Herimiafina ( 24/10/2005 05:04)
cutie=akamatiana, peace and love,(l)
14. cutie ( 24/10/2005 05:11)
herimiafina de vita ny aminao :-D
akamatiana de rien ma cherie:*
15. Herimiafina ( 24/10/2005 05:12)
De vita ny amiko zany, de vita tokoa, novitainareo. hehehehe:-D:-D:-D:-D
16. fasaly ( 24/10/2005 05:19)
hesham:

Maninona kay ny vehivavy sasany tsy mety raha tsy manao makiazy .Misy dia tsy sahy mivoaka trano mihintsy raha tsy manao an`io , volomaso esorina , lokomena sns ... .



izaho aloha de anisan'ilay tsy hivoaka ny trano raha tsy mi se maquillée kely e! fahazarana ny ahy toy ny fahazàrana rehetra ihany, otran'ny nanadino slip na soutien zà raha nanadino tsy nanao maqyillage tena marina:wink:
17. Herimiafina ( 24/10/2005 05:20)
Ngah ny slipo sy ny soutien tsy mba mety adino mintsy ry fasaly? hehehehe:-D:-D
18. akamatiana ( 24/10/2005 05:22)
:-D :-D aiza njy cherie cutie tô tsy hita ary ??
19. fasaly ( 24/10/2005 05:23)
cutie:

fa nin no antony anaovana makiazy ry akamatiana?



tsy hoe inona no tena hanaovana makiazy akia a!
izaho vehivavy donc norme be, ça dépend ilay vehivavy io, zà kou angamba diso feminine loatra dia izay e! fa tsy manelingelina ary tsy misy effet amin'ny hoditra mintsy, matoa natao ny teste alohan'ny namoahana azy eny amy commerce dia tsisy risque zany, ary ny teste rehetra n'inona na fanafody dia tsy maintsy ny biby no lasibatra hanaovana teste amizany fa tsy tonga de olombelona, araka ny voalazan'ilau namana iray etsy ambony:wink:
20. fasaly ( 24/10/2005 05:25)
hery raha hanao makiazy toi de reny le pelaka be reny no tavela fa aoaka itsy less...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4752