Maninona raha tsy ...
41. Herimiafina
(
24/10/2005 07:11)
Tssss, tafaraka ny be makiazy sy ny tsy tia makiazy. Kay mety ho manja ihany tampoka kay , hehehe:-D:-D:-D
42. akamatiana
(
24/10/2005 07:24)
wajay kousa lah e! zah nge refa mamonjy fety sy mivavaka vô mimakiéé e! fa tsy refa miresaka amin'i cutie cherie kosa e :-D:-D
43. fasaly
(
24/10/2005 08:09)
pika:
manao fa atao maivamaivana e
ny karazana menaka ireny no tsy ahositra fa manimba tarehy
marina ve zany aky ry pika, zany menaka manimba tarehy zany???? izaho kosa tsy d'accord e!
44. majakely
(
24/10/2005 08:38)
Arakaraky ny menaka kosa io ee! Raha crème hydratant kosa ve de hanimba tarehy sa kosa ve mpandalaho izany menaka manimba tarehy izany sa le menaka mahafotsy any @ mangazay afrikanina ireny???:lol:
45. akamatiana
(
24/10/2005 09:09)
:-D:-D l krema klou tsy voako e, injainjay tsy mazaka nge ny tarehy e, de lasa bibilava miofakofaka :-D:-D
46. fasaly
(
24/10/2005 09:12)
ka le lazain'i majakely io ka! juste pour chouchouter ilay hoditava anie e! fa tsy ilay mpandalao be reny le manafotsy manofaka hoditava be reny ! zà alou mampiasa ary tsara ny effet-ny no tena mila mintsy aty amy tany mangatsiaka, na amy tany mafàna kou aza mila satria miaro ny hoditra ilay izy e! tsy noforonina tsy amin'antony anie le krema e!:wink:
49. pika
(
24/10/2005 10:06)
ka misy anie ny olna izay lazain'iry dia atao raha misy milaza indray hoe izao no mety dia lasa hoorana daholo izao rehetra izao ny mety @hafa anefany mety tsy mety amiko dia simba ny tarehy ny farany
50. mamzelkely
(
24/10/2005 10:10)
za alo de ts mpanao makiazy zany e... efa misy makiazy naturel za..:-D :-D
51. pissoa
(
24/10/2005 11:05)
ilay izy kou miankina ...
Izaho zao talou tsy nanao makiazy izany mihitsy koa (na dia fety aza). fa izao aho lasa tsy mivoaka raha tsy atao manjamanja tsara ny tarehy sy ny volo sy ny molotra ... satria izao lasa mipetraka akaikin'ny ranomasina ka otran'ny tsy nisasa tare izany tamin'ny maraina raha tsy mahavatra manisy an'reny krema sy vovo-bovoka kely ireny.

52. hesham
(
24/10/2005 11:20)
Za njai tsy manja naturel fa tsy zatra makiazy mintsy e , au contraire njai za menatra manao makiazy sy lokomena hihihihi .
Misy menaka tare tena manimba an , raha atao matetika , tsy eo no eo no fahitana ny fahasimban`ny tarehy fa rehefa mahazoazo taona fa tandremo ihany ry zavavy .Ilay biby anaovana fanandramana mantsy mety tsy maharitra h@ antitra de tsy hita hoe aona ny fiasany refa antitra hihihihi:-D:-D:-D

53. mamzelkely
(
24/10/2005 11:47)
za refa mande mariazy ihany no manao makiazy de njainjay ts tadidy le zy de mikosika maso satri marary maso de zatra..:-D
55. kally
(
24/10/2005 15:37)
Ohatry ny kavina sy ny kiraro ihany io e! izay tianao na hanao na tsy hanao.Ny ahy mihetsika ny androko manao aho,te hiova aho dia manao,indraindray aho tsy manao nefa vao maika aho manja kokoa manao makoazy:lol:
57. Herimiafina
(
24/10/2005 16:19)
Zah zany te-hananjana hanao makiazy be njay klÉ, aiza misy?:-D:-D:-D:-D
58. ravakamalala
(
24/10/2005 18:09)
zay ndray herimiafina, avy aty fa za pro! kinga be mihitsy aho raha resaka asa - tanana!:)
59. Herimiafina
(
24/10/2005 18:11)
Ie, de le makiazy any amin,ny kibo sy tratara ary lamosina sy retraretra kou ve ataonao anah, hehehe:-D
60. cutie
(
24/10/2005 18:36)
Mpandefa : akamatiana [ Valio ] 24-10-2005 09:09:11
Lohateny : Re : Maninona raha tsy ...
kay ve cutie cheriko e
akamatiako :-*:-*:-*:-*