Maninona raha tsy ...

21. akamatiana ( 24/10/2005 05:27)
:-D :-D
22. Herimiafina ( 24/10/2005 05:29)
Ie, ndeh mba hananjana hanao mascara kely zah radem hehehehe ijerevana azy, Zah kou efa gothic rahateo, hehehe:-D:-D:-D
23. cutie ( 24/10/2005 05:54)
fasaly ok
za njay tsy manao makiazy mitsy
24. Herimiafina ( 24/10/2005 05:57)
Mety tena manja be angamba i cutie io o?
Le karazana sipa tonga de misy makaiazy naturel be ireny, le tonga de otsan'ny misy crayon zany ny molotra. :-*
25. cutie ( 24/10/2005 06:12)
i stay natural :oops:
26. akamatiana ( 24/10/2005 06:14)
cutie :-* njy marina tsy mila makiazy fa efa tsara tefy kou :wink: , marina io an
27. fasaly ( 24/10/2005 06:34)
ka izany no tena tsara fa otsan'ny anahy efa mauvaise habitude aky de tsy mety mahintsiny e!
be filirony angamba....zà na tamy classe de 6 eme na 5 eme tany aza de efa jejovavy tsy laitra e! aza omena tsiny, efa natioraly angamba
28. cutie ( 24/10/2005 06:36)
ze tian-jy ihany io ry fasaly
akamatiana:*
29. britney ( 24/10/2005 06:41)
izaho kou aloha de manao e! ny asako tsinona ao amilay tena vehivavy be mintsy de automatik zà
manao maquillage sy manala volomaso sns.....
io miankina amilmay milieu nao kou e! de miakina amin'ny vehivavy tsirairay kou!
30. akamatiana ( 24/10/2005 06:41)
cutie :-*:* eto fôna an hihihiii !
31. cutie ( 24/10/2005 06:48)
akamatiana :*:*:* lasa zao ka hihihihi
32. Herimiafina ( 24/10/2005 06:49)
Reto kou de mifandamoro tsisy farany, tssss
33. pika ( 24/10/2005 06:49)
manao fa atao maivamaivana e
ny karazana menaka ireny no tsy ahositra fa manimba tarehy
34. cutie ( 24/10/2005 06:51)
mialona i herimiafina :-D
35. akamatiana ( 24/10/2005 06:51)
mitsifitsa njay ra Herimiafina kle , nidiranjivotsa nga ?:-D:-D
36. cutie ( 24/10/2005 06:52)
:-D:-D
37. Herimiafina ( 24/10/2005 06:55)
Tinareo be nefa le tsifotra matou nareo mihomehy, de za tsy mialona fa zah lasa mitanjiro de reraka, hehehehe:-D:-D:-D:-D
38. akamatiana ( 24/10/2005 06:58)
:-D:-D:-D fa iza kou niteny we mialona làh kle :-D:-D niteny tsy nanontaniana ô!! lol=))
39. Herimiafina ( 24/10/2005 07:07)
Le cutie sipanao io fa iza njay. :-D:-D:-D
40. akamatiana ( 24/10/2005 07:09)
:-D:-D:-D kay ve cutie cheriko e:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0504