Fitiavan-tena ny zanak'olombelona e!

1. xxx ( 18/10/2005 06:07)
hapetrako aminareo ny fanontaniana hatraiza ny fitiavan'ny olona iray vola misy manko atao hanakarena amin'ny tsy rariny satria mampanjanam-bola na dia havany izao aza no tsy manana fa mindrana any aminy ary misy ny manome karama vary masaka ny olona na dia tokony hikarama misimisy aza ilay mpanampy ireny olona ireny ve miheritreritra fa mety ny zavatra ataony sa mihavitra ny tenany ho ambony izy ny manana dia manambany ny hafa ary aminareo ohatrinona ny karama farany ambany izao satria amin'izao misy ny mikarama eo amin'ny 250 000 fmg nefa ny asa sarotra ka aminareo mba ho tonga any an-danitra ihany ve ireny olona ireny sa tsy mivavaka fa manompo vola no ataony ?
2. majakely ( 18/10/2005 08:37)
koa angaha moa anjaran-tsika ny hitsara azy ireny ry xxx!!!Sarotra bee ny fanontanianao !!
3. pika ( 18/10/2005 09:41)
io ilay efa teniko ombieny matetika hoe tsy azo atao ny mitsara hoe ho tonga any an-danitra ve izy ireny sa tsia
fantaro fotsiny ilay tantaran'ilay jiolahy nivalo fa anio dia anio ihany ianao hoy i Kristy dia ....
sarotra ny hitsara olona @zany
ary ilay hoe hatraiza ny fitiava'ny olna 1vola tsy hita izay hamaliana azy fa arakarak'ilay olna io
ao ny miteny hoe "aleo very tsikalakalambola toy izay very tsikalakalampihavanana" ka ny sasany koa anefa manararaotra dia lasa hoe" ny vola tsy mampihavana"....
4. jajaf401 ( 18/10/2005 10:55)
Mipetraha fotsiny eo en place de ho voavalin'i xxx jiaby zany zavatra zany eh, fa tsara marihina aloha fa ny valiny no mety tsy hitovy arakaraka ny toe-tsain'ny tsi-1-1 sy ny tanjony.
Fa filozofika be ilay fanontaniana ka mety tsy hisy valiny definitive!!!
5. Herimiafina ( 19/10/2005 04:55)
Eeeh, tia tena tokoa moa ny zanak'olombelona sasany an, tsss, :twisted::twisted:

Zay le mahatonga ny olana isankarazany.
6. fasaly ( 19/10/2005 05:33)
ny ho tonga any andanitra aloha de tsy haiko e! tsy ny olona tia vola ihany no tsy hahazo fanjakan'ny lanitra anie e!
iza kou ary ny olona tsy tia vola anefa e! toa tia an'io dooly kou!
7. ravakamalala ( 19/10/2005 08:52)
Marina mits ny tenenin i Fasaly fa tsy ny fitiavam bola ihany no tsy mahatonga any andanitra fa misy zavatra betsaka.

Fa ilay hoe ohatrinona ny karama farany ambany indrindra dia za koa aloha mahita fa ny any madagasikara dia tena diso ambany loatra ny karama farany ambany e (smic) tsy mifanaraka amin ny vidim piainana akory. Dia be koa ny mpananraraotra.
8. Herimiafina ( 19/10/2005 22:31)
Ary ravakamalala ty kay tena sipa matotsa be mahintsiny an, hehehehhee :-D:-D:-D:-D
9. ravakamalala ( 20/10/2005 15:10)
herimiafina > oadray, fa inn no noheverinao ahy! za nga mba manadala iznay! ohatran ny sasany:twisted:
10. Herimiafina ( 20/10/2005 16:02)
Iza njay no asianao amin'izany ngo de zah ihany fa tsy sahinao asina direkta sao lasa tsy tia anao tampoka? hehehehehe:-D:-D:-D:-D
11. ravakamalala ( 20/10/2005 21:06)
zay, zay, zay, zay mahimahimahina foana zay, fa raha mahatsapa tena moa ianao dia izay zany koa! :-D:-D
12. Veloo ( 21/10/2005 15:00)
ravaka :-D
13. Herimiafina ( 21/10/2005 16:45)
Ry Veloo de miandany amin'izay manisy anah foana no mba ataony, fa naninn an'i toi zah e?:-D:-D:-D:-D
14. Veloo ( 21/10/2005 17:13)
o ry hidden power a za mba te himehy fotsiny knou :P:P:twisted:
15. Herimiafina ( 21/10/2005 17:38)
Kanefa le asianao iny mintsy kou no reveko, le manjangitra kely an'i toi iny, marary fo kely mintsy i toi en, hehehehe:-D:-D:-D:-D
16. mandrindra ( 24/10/2005 10:44)
f'angaha izy io dombo no mila ranitina ?
17. Herimiafina ( 24/10/2005 17:56)
mandrindra:

f'angaha izy io dombo no mila ranitina ?



Somary dombodombo izay hono izy fa tsy maharaka baolina mihintsy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1487