informatique

1. RIANTSOA ( 18/10/2005 01:39)
Raha misy te-hanao concours @ENI ka atao oe ao tsara izy t@ terminale indrindra C dia ny logique no sarotra .Zay aloha ny t@ herintaona é sy izay efa fantatra.Ho anareo izay mikasa fa tsara ny mahay informatika @zao andro iainantsika izao
Bonne configuration
novalian'i miarina ny 20/10/2005 20:56
2. LazaRandri ( 18/10/2005 01:53)
aiza ho aiza ny lojikan'ny kolikoly sy ny quota isam-paritra amin'io? hahaha
3. Herimiafina ( 18/10/2005 02:12)
Mbola misy anlé mizara roa ve le izy, analyste programeur na maintenance informatika?
4. miarina ( 18/10/2005 09:37)
Ry Herimihafina wa dia zay resak mandalo eto dia valiana daholo. Mba mandinika aloha vao manotany ... Oviana no farany AP izao.

LazaRandria ka aiza ra fourmix a
5. Herimiafina ( 18/10/2005 11:36)
Eeeeeh, mon ami miarina marina, mon kamarady, mila AP ny revolisiona socialista, toa ngah ao anatiny? hehehehehehe:-D
6. miarina ( 18/10/2005 11:49)
hay tokoa moa tsy hainao AP = Analyse et Programmation
MSI = Maintenance en système Informatique
7. Herimiafina ( 18/10/2005 11:51)
Ie, tena misaotra fa tena mahay enao, ilain'ilay fanjakana hatsangako atsy ho atsy, fa tsy novalinao le fanontaniako, AP (=analyste programmeur) ngah enao? hehehe :-D:-D:-D
8. miarina ( 18/10/2005 14:04)
Boof AP ve no mba ilainy fanjakana atsanganao ... mba hainao moa hoe inona no vitany izany hoe AP. Tsy Fokontany ange izany fanjakana e ... lol :):):-D:-D:arrow::arrow::arrow::arrow::arrow:
9. Herimiafina ( 18/10/2005 14:26)
Hay tsy fokotany zany le izy, fokotanin'i Madagasikara nefa no saika hanjakako, fantatrao ve io tanàna io? hehehehe :-D:-D:-D:-D

Mila analyste programera mahintsiny zah amin'io hi-programer-ko le fomba hanjakako ao, de ahoana, interessé ve toi, ny karama alou tsy mbola misy amin,ny voalohany fa programmer-nao ao kou, hehehehe hehehehe =))
10. miarina ( 18/10/2005 14:40)
Sao dia efa lasa adala ... raha izaho no eo @ toeranao manatona dr .
Otrany miresaka @ zazakely maita ny firesakao retra2 eto .. ny taona no mandroso fa ny saina dia mbola kely foana
11. Herimiafina ( 18/10/2005 15:32)
Miarina: Na. :twisted: :twisted:

Ny rehetra ambony: Mitombona ve le sisosiondresaka hoe nofohanana ny AP tao amin'ny ENI? Henoko tamin-dry zalahy mantsy hoe tsy ilaina ny AP any amintsika fa tokony hanao MSI daholo fa izay no ilaina?
12. RIANTSOA ( 18/10/2005 15:58)
Okay ary é.
Ny resaka natao alo de msi(bacc no noresahiko) é ary mizara ny zavatra hita ny tena :-D :-D :-D a aza de manao be vava oatra'zao satria tsy enao irery no nandefasana ny hafatra ary NB 8) 8) 8)
Ny mandray anjara @itony no zava-dehibe
okayéé
13. RIANTSOA ( 18/10/2005 16:23)
Misy hadino kely
Raha hanao concours zany enao de aza mieritreritra lotra zay piston fa zao :raha nahay tokoa ianao dia soa ho anao izay fa raha maizimaizina kosa de mamafa kiho rehefa ato éé...Fahaizana no ilaina fa tsy ze ...ambadika any éé.formation maintenance des systemes informatiques(2ans),hafa iny de hafa koa ity iray ity formation ingenieur en informatique(3ans )aorian'imsi raha afaka concours koa anefa.
Miala tsiny é
14. RIANTSOA ( 18/10/2005 17:12)
Miandry ny tohin'ny adihevitry lesany é Aiza ooo
15. Herimiafina ( 18/10/2005 20:13)
De tena inona ary hono no tena resahana ao amin'izany logique izany? :-w
16. miarina ( 18/10/2005 20:25)
Mody nolazaina hoe no gele ny formation AP fa saingy nosokafana ny CFI ( centre de formation ao akaiky ao ihany) dia ancien dir eni ihany no mody natao directeur ao. AP ilaina ka ny msi moa hanao inn ra tsy handravarava ordi fotsiny lol ...
Lainga be izany tenenin'ny Riantsoa izany. Ianao vao tonga dia tsy mahalala ny zavatra marina. Misy afera foana ny miditra ao ... anontanio ny prof Cy sy Maha FO sns dia ho hitanao
17. Herimiafina ( 18/10/2005 20:28)
Misy afera tokoa, na aiza na aiza alehanao fa tsy voatery ny mpianatra rehetra tafiditra ao tsy akory dia nanao afera daholo.

18. RIANTSOA ( 19/10/2005 03:49)
Herimiafina:

De tena inona ary hono no tena resahana ao amin'izany logique izany? :-w

Ny logique en tant que bachelier alo no mbola fantatro eto dia ireny lesona logique maths ireny ,logique ET ,OU, NON ET, NON OU,implication,le oe izao miimplique zao sy ny double implication.Ny tena ahitana azy
alo de lesona algebre 1année é.
Za ka sur fa i_Miarina ngamba nanala tato de tsy tafiditra ,mahereza é
:D
:D
19. Herimiafina ( 19/10/2005 03:57)
Zay vao tadidiko, logique tamin'ny algebre.

Le signe bedabe reny, de miampy demonstration par implication, sy demons par contre exemple, sy demons par reccurence, ary sns.

Tsara tokoa ireny kah.

Ary Riantsoa ngah efa nianatra tao, promotion oviana sao de mba fantatro?
20. miarina ( 20/10/2005 20:56)
Diso be ianao ry riantsoa .. raha resaka ao indray dia mety lasa lavitra kely fotsiny noho ianao aho.

Misa etsy manome toky koa
ISPM koa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2347