tano mafy izay anananao

1. RIANTSOA ( 18/10/2005 01:57)
"TANO MAFY IZAY ANANANAO MBA TSY HISY HAKA NY SATRO_BONINAHITRAO".Ho antsika rehetra izay lazaina fa kristianina.Aza dia mitsikera ny fiangonana na ny finoana satria tsy afaka miteny isika fa diso izy raha tsy ny soratra masina ihany.Zao é!ny definition fiangonana dia tsy ilay trano na ilay anaram_piangonana fa ny fiangonana dia fitambaran'ireo rehetra na iza izy na iza(olona) izay ao@ Kristy Jesoa,nahazo famelan-keloka sy famonjena avy Taminy na fiangonana aiza ianao no mivavaka na aiza.
Saingy izao fotsiny: nomen'Andriamanitra saina sy ny Fanahy Masina isika ,ka tsy tokony hataontsika ho tsy misy na tsy raharahiana ny Fanahy Masina,izay zavatra lazain'ny mopera na pasitera na presybitera na iza na iza izy,dia angataho ny Fanahy Masina hitari-dalana ary Jereo ny baiboly @fahamarinana eo ambany fitarihan'ny Fanahy Masina fa tsy ho fantatrao intsony izao raha mbola kely finoana inao ny @ fampianarana sandoka rehetra,tsarovy tsara koa anefa fa fetsy ny devoly ary mahalala soratra masina.Matoa Kristy niteny fa hisy ny kristy sandoka syny fampianarana ary ny mpaminany sandoka dia tsarovy tsara fa ho sarotsarotra ny hahalalana azy raha logiquement.
JESO IHANY JESO HATRANY.
novalian'i namanao ny 17/11/2005 15:02
2. LazaRandri ( 18/10/2005 02:02)
RIANTSOA:
fiangonana dia fitambaran'ireo rehetra na iza izy na iza(olona) izay ao@ Kristy Jesoa

azonao hazavaina lalindalina sy mazava kokoa ve ny dikan'ny hoe ao @ Kristy Jesoa?
3. RIANTSOA ( 18/10/2005 03:36)
Ny ao @Kristy Jesoa dia izao
Izay mino,manaiky ,mankato fa Jeso no Tompo sy Mpamonjy izay mamela heloka sy mamindra fo (fahasoavana)hatrany hatrany.Manaiky fa Jeso no Ilay Zanak'Andriamanitra tonga nofo ary maty sy nijaly teo @hazo fijaliana ,nitsangana t@andro faha3 araka izay voasoratra.FA TOY IZAO NO NITIAVAN'ANDRIAMANITRA AN'IZAO TONOLO IZAO,NOMENY NY ZANAILAHITOKANA MBA TSY HO VERY IZAY REHETRA MINO AZY FA HANANA NY FIAINANA MANDRAKIZAY
Izay ao @Kristy dia ireo izay manahaka an'i Kristy,miala @faharatsiana ary miezaka mitady hatrany fitiavana,fihavanana...zay zavatra tsara rehetra araka ny soratra masina izany.
Tiako raha mbola misy question any satria izaho koa mba mila satria ilaiko ny mahafantatra ny avy aminareo koa
Ny connection tsy fantatro rovina vao afaka
4. routa ( 18/10/2005 04:16)
tsy de hitako lotra hoe iza no mifampitsikera eto fampianarana ny eto ary fanehoan-kevitra .asa raha diso na marina fa tsy tsaroako lotra lay teny iray hoe fantaro ny zavatra rehetra hazony mafy zay tsara .zay angamba izy zay:)otrana zao tato no nahalalako fomba fivavahana maro
5. LazaRandri ( 18/10/2005 06:25)
RIANTSOA:

Ny ao @Kristy Jesoa dia izao
Izay mino,manaiky ,mankato fa Jeso no Tompo sy Mpamonjy izay mamela heloka sy mamindra fo (fahasoavana)hatrany hatrany.Manaiky fa Jeso no Ilay Zanak'Andriamanitra tonga nofo ary maty sy nijaly teo @hazo fijaliana ,nitsangana t@andro faha3 araka izay voasoratra.FA TOY IZAO NO NITIAVAN'ANDRIAMANITRA AN'IZAO TONOLO IZAO,NOMENY NY ZANAILAHITOKANA MBA TSY HO VERY IZAY REHETRA MINO AZY FA HANANA NY FIAINANA MANDRAKIZAY
Izay ao @Kristy dia ireo izay manahaka an'i Kristy,miala @faharatsiana ary miezaka mitady hatrany fitiavana,fihavanana...zay zavatra tsara rehetra araka ny soratra masina izany.
io izany ilay voasoratra hoe "tsy hisy fanamelohana ho an'izay ao amin'i Kristy Jesoa"? Dia izay tsy ao aminy izany ahoana ny momba azy ireo?


6. jentilisa ( 18/10/2005 12:52)
Ahoana tokoa moa? :/
7. RIANTSOA ( 18/10/2005 16:55)
LazaRandri:

[quote=RIANTSOA]
Ny ao @Kristy Jesoa dia izao
Izay mino,manaiky ,mankato fa Jeso no Tompo sy Mpamonjy izay mamela heloka sy mamindra fo (fahasoavana)hatrany hatrany.Manaiky fa Jeso no Ilay Zanak'Andriamanitra tonga nofo ary maty sy nijaly teo @hazo fijaliana ,nitsangana t@andro faha3 araka izay voasoratra.FA TOY IZAO NO NITIAVAN'ANDRIAMANITRA AN'IZAO TONOLO IZAO,NOMENY NY ZANAILAHITOKANA MBA TSY HO VERY IZAY REHETRA MINO AZY FA HANANA NY FIAINANA MANDRAKIZAY
Izay ao @Kristy dia ireo izay manahaka an'i Kristy,miala @faharatsiana ary miezaka mitady hatrany fitiavana,fihavanana...zay zavatra tsara rehetra araka ny soratra masina izany.
io izany ilay voasoratra hoe "tsy hisy

fanamelohana ho an'izay ao amin'i Kristy Jesoa"
? Dia izay tsy ao aminy izany ahoana ny momba azy ir

/quote] io izany ilay voasoratra hoe "tsy hisy

fanamelohana ho an'izay ao amin'i Kristy Jesoa"
?Ny mazava dia izao :zay ao @Kristy Jesoa dia tsy misy fanamelohana .Tsy midika izany fa zay tsy ao dia contraire n'zay .Ny 100% fotsiny dia zay ao @Kristy Jesoa dia tsy misy fanamelohana .Tsy anjaranao lotra ny oe very nareo ...fa hafa iany ny miaina @Kristy.Marina fa betsak ao @SM ny milaza ny critere n'nireo izay matonga faverezana ,anjaran'ny tsirairay ndray ny @zay,zany no antony tokony hamakina foan ny Tenin'Andriamanitra mba haha lalanao ny tokony hataonao rehetra é
8. hps ( 18/10/2005 17:40)
Amiko indray aloha de izao:rehefa mahatsapa isika hoe mafy ny hiaran'izany fanamelohana izany na @ izao androm-pianantsika izao na ny ho tombotsoa raisina @ fianan-koavy dia aza mivily lalana intsony fa ao @ i Tompo Jesoa no ahazahoana tombony sy ahafahana mandova ny fiainana mandrakizay
9. boubounezy ( 18/10/2005 20:48)
ary ra te hiavana @ oula enao nefa tsy te hiavana @nao izy? ary ra te hifaknatia @ oul kou enao nefa tsy te hifankatia @nao izy noho ny tsy fitiviana finona dé inn no atao zany fa za ndray afaka mamela oula fona na nanaovany ratsy aza nefa vo maika ataony ratsy fona?????


RIANTSOA:

Ny ao @Kristy Jesoa dia izao
Izay mino,manaiky ,mankato fa Jeso no Tompo sy Mpamonjy izay mamela heloka sy mamindra fo (fahasoavana)hatrany hatrany.Manaiky fa Jeso no Ilay Zanak'Andriamanitra tonga nofo ary maty sy nijaly teo @hazo fijaliana ,nitsangana t@andro faha3 araka izay voasoratra.FA TOY IZAO NO NITIAVAN'ANDRIAMANITRA AN'IZAO TONOLO IZAO,NOMENY NY ZANAILAHITOKANA MBA TSY HO VERY IZAY REHETRA MINO AZY FA HANANA NY FIAINANA MANDRAKIZAY
Izay ao @Kristy dia ireo izay manahaka an'i Kristy,miala @faharatsiana ary miezaka mitady hatrany fitiavana,fihavanana...zay zavatra tsara rehetra araka ny soratra masina izany.
Tiako raha mbola misy question any satria izaho koa mba mila satria ilaiko ny mahafantatra ny avy aminareo koa
Ny connection tsy fantatro rovina vao afaka



10. Herimiafina ( 18/10/2005 21:09)
Fifankatiavana ihany no ady eo.
11. LazaRandri ( 18/10/2005 21:43)
"tsy hisy fanamelohana ho an'izay ao amin'i Kristy Jesoa" hono izany e! woooohooooo! hahaha.


mankalaza an'i Jesoa ary misaotra an'i Riantsoa nitondra fanazavana :)
12. RIANTSOA ( 19/10/2005 03:57)
Thanks daoly hoantsika rehetra.
Fa ny fitiavana no zava-dehibe...Raha misy tsinona ny fitiavana(ny olona rehetra io na fahavalo aza )de tsy tokony hisy ny faharatsiana, ny Fitivana eto dia grand F fa tsy le oe miteny olon-tiana oe"Tiako enao sns.."
Zay an!
13. RIANTSOA ( 19/10/2005 04:03)
Misy mbola ampiana.Tsara le oe miaraka Jesoa Tompo ihany,hoan 'i hps ity.Fa fantaro tsara anefa le Jesoa sao de le jesoa sandoka satria maro no ho voafitany.Zany no ilaina ny SM syny Fanahy Masina fa tsy mitoky tena fatratra loatra.
14. routa ( 19/10/2005 04:11)
zay mihitsy ry RIANTSOA akena 8)8)
15. estine ( 19/10/2005 07:17)
tano mafy
16. jentilisa ( 19/10/2005 07:19)
Izaho indray miteny hoe izay ao main'i Jesoa tsy misy fanamelohana dia hoe tsy tokony hieritreritra hoe voaheloka indray aho raha vao manao ity zavatra ity; fa tsy hisy na inona na inona ho vita mihitsy eo raha ny fanamelohana mety ho azo sahady no be ao an-tsaina. Ny zavatra atao dia atao am-pinoana fa ho ankasitrahan'Andriamanitra; indrindra fa rehefa tsy manohitra ny teniny ilay izy.
Ny manao zavatra tsy amim-pinoana dia efa fahotana tsinona!
17. RIANTSOA ( 19/10/2005 18:17)
Izay mitsy ra jentilisa...RAHA MIFANARAKA @TENINY,MIFANARAKA @ TENINY an!
18. jentilisa ( 20/10/2005 08:15)
samihafa ihany ny hoe tsy manohitra sy ny hoe mifanaraka ny teniny raha ny fahazoako azy ka! indrindra ho an'izay nandalina filozofia.
19. Tanana ( 17/11/2005 04:04)
Saindra nandalo aho dia nahita ny adi-hevitrareo :

Marina avokoa ireo lazain'i Riantso ireo fa misy ampina kely

Ny famonjena dia tsy ho tanteraka raha tsy mahazo HERY ny olona iray avy @ Fanahy Masina : "Jean 1 : 12" satria ny atao hoe NATERAKA INDRAY dia lasa OLOM-BAOVAO dinika TSY TIA NY MOMBAMOMBA IZAO TONTOLO IZAO INTSONY izay mitovy tahaka ny sôdôma sy gômôro

ary ny eglise amiko raha ny baiboly no jerena dia tsy ny trano misy anaram-piangonana satria ny anaram-piangonana dia TSY MISY MAHAVONJY NA IRAY AZA , fa ny eglise dia tsy inona akory fa izao sy ianao IZAY EFA NANDRAY AN'i JESO KRISTY : NATERAKA INDRAY, satria izao sy ianao dia temple du Saint-Esprit, izany hoe fonenan'Andriamanitr, izay maha olona misy valeur anao satria Dieu izao mihitsy no mipetraka ao anaty nao : hitahy anao, hanafaka anao, hampandresy anao, hanasitrana anao, hahatonga anao ho lohany fa tsy ho rambony, ho ambony fa tsy ho ambany ......

Mba fantatrao moa fa Dieu dia Mpanjaka ny mpanjaka, dadako sy dadanay izy, ka diniho anie e, raha MPANJAKA ny dadanao, ianao no zanany , dia tokony ahoana izany ny caractère anao? ny style de vie anao ? mbola hahantra ihany ve ianao ?

Itanareo, ny TANINA MAFY dia ny tenin'i Dieu ihany, satria ny tany sy ny lanitra ho levona fa ny teniny kosa tsy mety levona,

Farany, EFA HO AVY NY FARANY, ka MIBEBAHA IANAREO, MIBEBAHA, MIBEBAHA fa tena TIA ANAREO JESO

Deraina manoka Jeso, azy ny voninahitra rehetra Amen
20. jentilisa ( 17/11/2005 14:30)
Mifalia fa voasoratra any an-danitra ny anaranareo!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.161